Fanja no fiantsoana ahy, renim-pianakaviana 35 taona aho, manambady an’I Rado ary manan-janaka vavy kely tokana 8 taona izahay. Vehivavy tena nahatsapa fahasambarana tsara indrindra nandritra ny taona maromaro taorianan’ny nivadianay satria nahavatra nitandrina ny fahadiovako hatreny ambony alitara ka nahafaly ilay an’I Rado nandritra ny alina voalohany niraisanay fandriana iny asabotsy alin’ny fanambadianay iny. Tsapako anefa tato ho ato fa somary lavitra ahy I Rado, leo ahy sahady ve? Izaho moa miasa @ itony orinasa lehibe iray mpanelanelana @ fivarotana sy fividianana trano itony ka mandeha mitety faritra maro @ izany asako izany mitondra ireo olona hividy trano na mandraikitra fifanarahana ara-barotra rehefa mifanaraka ny mpividy sy mpivarotra. Marihako fa tsy mba nanao hadalana toy ireo olona maro mandeha mission aho t@ izany, ireo mpiara-miasa lehilahy moa tsy mahalala menatra mihitsy mitantara aminay ny exploits-ny tany am-panaovana mission rehefa miverina mody ka ny tantaran-dry zareo no analçna ny làlana na eny ambony fiaramanidina na @ lalam-pirenena.
Indray alina, alina nialoha ny handehanako ho any @ faritra, sendra tazako t@ solosaina tato antrano ny historique-n’ny pejy famakin’i Rado ka nahitako fa mijery pejy maro be miresaka “candaulisme” izy, nokarohiko ny dikan’io teny io dia novakiako ny tantara vitsivitsy tao ary tena nanaitra ahy hoe hay misy an’izany kay eo @ mpivady? Nahagaga ahy fa toa nanaitaitra ny filàko koa ilay zavatra novakiako tao. Tsy nanisy resaka mikasika an’io aho iny alina fa ny mission hanomboka rahampitso no nifantohako satria raha raikitra ny varotra iray izay dia hisy Sonia avy hatrany ka hiditra amiko ko any commission lehibe indrindra ho ahy hatr@ niasako tao @ io orinasa iasako io.
Niakanjo maivana tsotsotra aho t@ io andro io: pataloha mainty manara-batana ary Caraco misy dentelle fotsy, mafana rahateo ny andro any @ faritany. Nivantana tao @ hotely avy hatrany aho hametraka entana sy hijery ny planning-ko raha vao nigadona teny @ seraman-piaramanidina iny tolakandro iny. Teo @ toeram-pandraisana tao @ hotel dia nahatsikaritra lehilahy iray aho sendra nolalovan’ny masoko: vaventy, zarazara hoditra, mihaja be ny endriny ivelany. Sady niresaka t@ Réceptioniste aho no nangala-pijery kely tany @ ilay olona, kanjo kay taty amiko foana ny mason’ilay lehilajhy ka tsy sahy niverina nijery azy intsony aho fa menatra. Lasa saina koa aho hoe inona koa no mahatonga ahy ho menatra mijery an’ilay olona? Nandalo fotsiny iny fa nalaiko ny fanalahidin’ny efitranoko dia lasa aho namonjy ny efitrano nomanina ho ahy. Teny an-dalana hamonjy ny efitranoko aho dia mbola niverina ihany ilay sensation misy mandinika teo, lasa nanana filana hafahafa izany aho, hany heriko dia nijery film x t@ solosaina ny alina voalohany hanalako ilay excitation nialoha ny hatoriako.
Ilay varotra lehibe izay moa no fandaharam-potoanako ny ampitso ka tsy maintsy nampiseho endrika sy bika mifanaraka @ izay. Robe somary manara-batana no nomaniko, miampy ny loko mena sy ny mascara, miampy kavina somary manintona ny maso. Mahazatra ahy, vao avy manao douche aho, mbola misikina serviette no mametaka ireo maquillage (mascara, vernis @ hoho-ntanana sy tongotra, ranomanitra …) Sady niandry ireo vernis ho maina aho no nilalao finday nifampiresaka t@ Rado t@ MP, tsy tsaroako hoe naharitra firy minitra na adiny firy fa ny interphone naneno no nanapaka ny resakay; nilaza ny receptioniste fa tonga ao @ fandraisana ao ny mpamilin’ilay Client lehibe haka ahy hiara-hijery ilay trano. Somary nikoropaka aho nanala ilayserviette, nampiditra akanjo anatiny ka string en dentelle izay no voaraiko tsy nahy tao niaraka t@ soutien nifanaraka taminy. Nampidiriko ilay robe efa nivelatra teo @ fandriana, nalaiko ny kitapo misy ny solosaina, nijery fitaratra faramparany dia lasa namonjy ny reception dia niaraka t@ ilay mpamily ary dia nampidiriny tao anatin’ilay fiara tao aoriana. Akory ny hatairako fa ilay lehilahy tao @ réception omaly ihany no tao anaty fiara nandray ahy. Nitsiky tsara izy sady niteny:

  • Mandrosoa enao madame Fanja, faly mahafantatra anao, tota tsy dia vaovao amiko ny endrikao asa, vao nifanena vao haingana ve isika?
  • Faly mifankahita aminao koa Monsieur Erick. Possible efa nifanena tokoa ve? hoy aho mody tsy nahafantatra ilay fifanenana omaly tolakandro

Niezaka ho matihanina amin’izay aho teo hanadinoako ilay sensation hafahafa niainako omaly noho ny fijerin’ity client ity ahy sady mila mandraikitra ilay varotra raha tsy izany dia adinoy ny commission be. Natao ny fitsidihana ilay trano be: Villa amoron-dranomasina, misy piscine izay hataon’ity client-ko residence secondaire sady fivantanan’ny Cadres @ orinasa tantaniny rehefa mandeha mission. Nandritra ny fitsidihana dia tsapako miezaka manatona ahy akaiky hatrany I Erick, niezaka nanafina ny fangovitako aho, tsy mangovitry ny tahotra anefa fa toa fangovitana mifangaro filàna.
Nifarana teo @ Salon teo ambony rihana ny fitsidihanay ilay trano. Misy fitaratra lehibe ahitana ny Dobo filomanosana eo anoloany ary ny ranomasina ery alavitra ambany ery. Ilay trano moa somary ambony havoana. Izaho mbola miresaka tsara milaza hoe “toy izao ny vue hiainanao mandritra ny maha-anao an’ity trano ity” no injao reko ny fofn’ainy ao @ hatoko ary ny vatany mikasoka ahy avy ao an-damosiko.
Reko ny fofon-dranomanitra avy any aminy nifangaro t@ ranomanitro, tsapako ko any hafanany avy @ ilay fofon’ainy

  • Tsy mbola nahita vehivavy tsara tarehy sy tsara bika toa anao aho raha tsy vao izao, hoy izy nibitsibitsika tao @ sofiko @ izato feony besobeso tsara.

Nangoritsina avy hatrany ny lamosiko teo am-pandrenesana izany; fantatro tsara anefa fa fomba fitenin’ny lehilahy rehetra izany hahazoany izay tadiaviny any @ vehivavy; tsy mbola namaly akory aho dia injao indray ny tanany iray misafosafo ny elakela-pe-ko avy ao aoriana.

  • hatr@ nahitako anao omaly hariva tany @ hotel iny no efa te-hiray aminao aho. Efa fantatro nolazain’ilay solontenako mpifandray taminao hatr@ izay tamiko ny hatsaran-tarehinao ka izay no niandrasako anao omaly tao ary tena tsy nandainga izy.

Toa nifanojo ny teniny sy ny fihetsiko izay tsy azo nafenina fa toa tena nalemy sty nahatohitra akory. Tsy niandry mihitsy izy fa efa tafiditra tany anaty string-ko ny rantsan-tanany sady niteny indray izy:

  • toa mifanojo ny filantsika izany eh ? sa diso aho, hoy izy namoaka ilay rantsan-tanany efa mando be avy any sady nampiseho azy teo anoloanan’ny masoko.

Nahodiny hifanatrika amiy @ izay aho ary dia norohany malefaka be teo. Izany tranga rehetra izany no vao mainka nampiakatra ilay filàko azy, notaritiko ny tanany hiverina hisafosafo ny fitombenako indray, natosiny moramora aho hanatrika ny rindrina ary nohingainy ny robe-ko ary natohony t@ fitonbenako tao ny filahiany efa mihenjana be ao anaty patalohany ao. Nosintoniny ny voloko sady nasainy nitodika ny lohako hahafahany manoroka ny molotro indray. Notaritiny ko any tanako hamaha ny braguette-ny. Nitodika tany ainy aho ary dia novahako tanteraka ilay patalohany ary nampidiniko hatreo @ kitrokeliny. Somary taitra kely aho nahita ity filahiany tena lehibe tokoa raha oharina @ ilay iray efa haiki tsianjery any an-trano. Nihazakazaka be ny saiko teo, efa niomana handraikitra ny varotra aho @ alalan’ny fandresen-dahatra aho io maraina tontolo io. Vao adiny roa anefa izay no lasa dia tantara hafa no iainako eto, hiray @ filahiana hafa tokoa ve aho? Ho zakan’i Rado tokoa ve izao hataoko izao raha fantany? MAnao ahoana tokoa izany miray @ filahiana lehibe sy lava be izany? Tsy nanana valin-teny iray @ ireo akory aho dia hoy indray I Erick

  • Azoko atao ve ny mampiditra an’ity any aminao?

Ny tanako nandray ilay filahiana ary nanoro lalana izany hiditra aty anatiko no nasetriko ilay fanontaniana, niampy feo toa liona vavy mierongerona satria ny tanany tsy nitsahatra nikitikitika ny kitsoko ka nampiakatra be ny filako. NIankina sady niondrika t@ latabatra iray teo aho ary I Erick mandroso mihemotra ao aorianako ao, ilay string tsy noesoriny akory fa nahiliny kely fotsiny, tsapako be ny haben’ilay filahiany ka tena niakatra koa ny hafanako ka reko niha-mando hatrany tao anaty fivaviako tao ka feo toa feom-potaka no reko nanomboka teo. Niala kely I Erick ka nifindra teo @ Ilay Canapé tsy lavitra teo izahay, voaalany tanteraka ilay string nanaovako, ilay robe sy tatinono koa efa nalefany tery @ ilay seza akaikin’ilay latabatra, noesoriny ko any akanjony rehetra, nitsilany aho nanaraka ny lavan’ilay canapé, ny tongotro havanana miakatra eo @ fiankinana, ny havia mikasika @ tany ka misokatra tsara eon y fivaviako vonona hanohy handray ity filaihana iray hafa kely Tamiko ity. Vao tafiditra ny filahiany dia nofatorako t@ tongotro 2 ny valahan’I Erick hisitrahako tsara ilay filahiany. Tsisy eritreritra hafa intsony taty amiko fa ilay fahafinaretana be teo no tena nameno ny lohako. Toa tsy teto an-tany aho fa any @ toerana hafa tsy haiko azavaina ary tsy nahafehy ny feoko akory fa nihiakiaka mafy ary nahateny ratsy mihitsy aza honor aha ny fotantarany nony avy eo. Tsy niverina teto an-tany ny saiko rahha tsy nahare ilay feo be-ny nihiaka mafy toy ny liona lahy ihany koa, nangovitra be koa izy ary injao reko ilay tsiranoka mafana be nitosaka tao anatiko tao.
Nijanona 15 min teo izahay, ilay filahiany tsy niala tao anatiko, ny molotray mifanoroka kely isak’izay mahatsiaro.
Farany aho nivaky taminy:

  • Sambany aho niray t@ lehilahy hafa ankoatran’i Rado
  • Sambatra aho fa nampianatra anao zavatra hafa tsy mbola fahitanao izany
  • Ny tena marina, mety ampahafantariko anay izao nataontsika izao
  • Ataovy sérieux! fa ahoana?

Nohazavaiko azy ilay hitako tany anaty Ordinateur

  • Ianao ihany no mahita azy hoy izy toa tsy te hidi-kizo. Professionnel no fifandraisantsika hatreto an! Lazaiko anao aloha fa horaisiko ity trano ity fa ampifandraisiko @ responsable juridique ianao @ tohiny rehetra. Raha misy taratasy mila soniaviko dia afaka ataoko sonia izao dia izao.

Navoakako daholo ny taratasy rehetra mila ny soniany, hatr@ procuration manome fahefana ilay responsable juridique hanohy ny fikarakarana rehetra. Nandritra an’azy nanao Sonia sy nameno ilay taratasy no noraisiko ny findaiko

  • Allô chéri
  • Allô mon amour
  • Raikitra ilay varotra trano lehibe, hovidian’ilay olona ilay trano.
  • Félicitations ndri zany, deba be zany olona izany rah aune seule visite tonga dia manaiky an
  • Oui, sady il est beau…
  • Raconte! Sô de mitady haditra ndri? (sady feo falifaly anaty excitation ihany)
  • Qu’est-ce que tu veux savoir?
  • Il est comment? Sô de mikôty an-dri? (niha-niakatra ihany ny excitation-ny)
  • Tu veux tout savoir?
  • Oui…
  • Sûr sûr?
  • Ben oui
  • Il vient de me faire jouir à l’extrême

I Erick etsy mivandravandra be amiko tsy nahavita nanohy ny nataony intsony sady nanatona nihaino ny resako t@ Rado. Nampiakariko koa ny volume-n’ny téléphone-ko hahafahany maheno azy tsara.

  • Tu es sérieuse? (Tena excité be tsisy ôtran’izany ary tsy mi-sentir mihitsy aho hoe tezitra izy)
  • C’est ce que tu voulais quand tu lis toutes ces histoires sur le net, non?
  • Ben oui, mais j’allais te le dire mais j’avais peur de ta réaction et c’était toujours resté comme fantasme
  • Ben voilà, tu es content maintenant?
  • Oui et je ne m’attendais pas à ce que tu l’as fait; Tu me le raconteras à ton retour
  • Ok. J’ai d’autres clients cet après-midi, je t’appellerai ce soir
  • Okay, bisous chérie, chuis bien excité là

Nivanaka be i Erick naheno ny resakay.

  • Dommage que j’ai un avion à prendre cet après-midi, sinon, je serai resté ici avec toi, hoy izy nanohy ny resany
  • En tout cas, tu as mon numero de téléphone, on peut toujours discuter non?
  • C’est vrai

Niara-nisakafo izahay sy Erick io atoandro io, izaho namonjy clients hafa, izy namonjy fiaramanidina.
Taorianan’izay nivoatra be ny orinasal, niampy ny agent toa ahy ka nifampizaràna ny faritra iandraikatana ka nalaiko io faritra io noho ny hakanton’ny trano any sy ity tantara ity. Izaky ny mandeha mission any aho dia mandefa message any @ Erick sao any izy. Matetika na tsy any aza izy dia mitsoriaka 2 andro any mamorona mission dia ao any aminy aho no matory mandritra ny fivahiniany any. Izany rehetra izany fantatr’i Rado @ antsipirihany ary tantaraiko azy @ antsipirihany ihany ko any ataoko miaraka @ Erick. Nisy fotoana aza taty aoriana dia niantohan’I Erick ny voyage-nay 3 mianaka pour un weekend ary ao aminy no mi-séjourner ka mandritra ny zanakay vavy milomano any @ piscine na entin’ny mpamily mandeha salon de thé miaraka @ zanany, izahay 3 miray ao antranon’I Erick ka I izaho sy Erick no tena miray fa I Rado kosa mijery ary mandray anjara @ farany.