image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 140

20 taona lasa izay no nivady izahay sy I Tojo. Mbola virijiny aho fony vao nifankahita izahay raha mbola 18 aho ary natao avy hatrany ny fisehoana satria fikasanay ny hivady rehefa vita ny fianaranay. Lasa nanohy ny fianarany vetivety tany am-pita I Tojo ary niverina afaka 2 taona ary dia nisoratra am-panambadiana avy hatrany izahay. Teo aho no nanomboka nisantatra izany firaisana ara-nofo izany voalohany. Natao ny mariage religieux volana vitsy2 taty aoriana. Tonga ny zaza voalohany, nanampy zaza taona vitsy taty aoriana ary ankehitriny 3 ny zanakay na dia mifanalavitra aza ny elanelan-taonan’ilay voalohany sy ny farany. Ny fiainanay efa nizotra tsara hatreto ary ilay zanaka voalohany aza efa nanohy fianarana any ampitan-dranomasina, ilay farany efa tsy dia taiza be intsony. Teo @ asa dia samy nanana stabilité izahay mivady, hany ka na ny fifandraisana tao an-trano aza niha-tsara hatrany tsy nisy kianina. Niditra t@ itony vondrona @ facebook itony izay miresaka tokantrano sy ankohonana aho. Resaka hoe “fiarahan’ny tovovavy tanora kely @ lehilahy 40 taona mahery” no nandeha tao dia sendra namaky izany no nahita resaka lehilahy iray tsy manafina endrika efa 40 taona mahery milaza ny fomba fijeriny mikasika an’io ary nahaliana ahy ny fomba fijeriny ka nangatahako ho namana avy hatrany izy. Raha ny faniriako dia nihaona t@ io lehilahy io mba ho namana saingy tsy afaka noho ny elanelan-tany, izy any ampitan-dranomasina fa izaho eto Madagasikara.
T@ io lehilahy io vao tena nisokatra ny fijeriko ny tontolon’ny fiainana ara-pitiavana sy ny ara-nofo. Niteny Tamiko izy fa raha teto Madagasikara izy dia nikôty ahy, izaho kosa anefa dia tsy voasarika aminy mihitsy fa ilay fisainany no tena nanintona ahy. Izy anefa niresaka candaulisme Tamiko ka lasa niditra t@ izay ny resakay nandritra ny andro maromaro. Tsy nety nanaiky ny saiko hoe hiray @ lehilahy hafa, indrindra hoe eo imason’ny vadiko, eny na ny hampirafy ilay vadiko aza tsy niserana tato an-tsaiko akory na dia manana tsindrimandry mikasika ny fampirafesany ahy aza aho. Ity lehilahy nifandray Tamiko t@ FB ity no niresaka Tamiko fa “manodidina ny 40 taona no miakatra ny vehivavy no mora voasarika hampirafy” tsy nolazainy hoe crise de la quarantaine io fa ilay zavatra maro mifanojo hono no mahatonga izany: “fotoana hahafahana mikarakara vatana tsy toy ny t@ mbola nitaiza, fahatomombanana @ asa, fotoana itiavan’ny lehilahy ao anatin’io sokajin-taona io miverina misarizoro @ vehivavy mitovy aminy”, “eny na ny tovolahy vao tafiditra anaty tontolon’ny firaisana ara-nofo aza dia voasariky ny vehivavy @ taonanao izao” hoy izy nanohy ny teniny. Nasainy nijery ny manodidina ahy aho, jereo hoy izy fa “tsy vitsy ny lehilahy voasarikao na dia hijery ny bikanao fotsiny aza saingy mety tsy voatsikaritrao satria tsy tao an-tsainao”. Izaho moa somary matavy (Ronde) ara-bakiteny saingy mitaiza vatana mba tsy hijanona ho tavy ireny fa ho nofo ary mety amiko tsara ny vahako. Nandinika tokoa aho, tsy vitsy no efa nanao fihetsika nisarizoro fa tsy sahy na ny havam-badiko, ny namanay iombonana, ny namako manokana, ny mpanofana ahy ao @ trano fitaizam-batana, saingy vitsy ihany no hoe nahafinaritra ahy arak’endrika sy bika, fa ilay fikasana aloha dia niverina tao an-tsaiko daholo hoe hay izany no nahatonga an’I anona nanao an’izao tamiko sns… moa ilay vadiko vao tsy ela niteny Tamiko hoe : “enao somary teritery saina ka avelako ianao hijery @ fomba hafa ny fiainana ankoatran’ny fiainantsika roa, tsy hoe tsy mila anao intsony aho fa tiako ianao hahita zavatra hafa ivelan’ny couple-ntsika. Mila asiana épices kely ny fiainana fa manjary monotone. Ekeko fa mandefitra ianao @ hadalako kanefa tsy midika akory izany fa anjely ianao”; notantaraiko t@ ilay lehilahy tao @ FB io dia noteneniny hoe “efa manana karatra fotsy enao izany fa tsy hainao fotsiny ny mampiasa azy”. Novaliako fotsiny izy hoe indraindray mitady hiditra @ le izy aho nefa tsy mety @ zany ny saiko.
Faran’ny taona 2020 izaho sy io lehilahy io no niresaka farany nifampirary soa ho an’ny taona vaovao dia hoy izy: “enga anie hahita fahasambarana enao @ io taona vaovao vao ho avy io”
Tonga ny 1er Janvier mbola nifampirary soa sy nifampitantara ny fety niandrasana ny taona vaovao. Lava moa ny faran’ny herinandro ka samy t@ ankohonany tany. Tonga ny alatsinainy 4 janvier, naharay antso aho, Eric, namana mpiara-miasa taloha izay efa mipetraka any @ faritany no tonga teto Iarivo fa nanao fety faran’ny taona taty @ havany, efa maty vady izy io. Nilaza izy fa nahatsiaro dia niantso raha afaka mba mihaona kely satria efa an-taonany maro no tsy nifankahita. Raikitra ny fotoana ka hihaona ny talata 5 janvier ary hiara-hisakafo mihitsy. Fantatr’I Tojo i Eric ary nampahafantariko azy hoe niantso teo fa eto Antananarivo saingy nahagaga ahy fa tsy sahiko notenenina taminy ilay fotoananay hiara-hisakafo ny talata. Restaurant iray teto Antananarivo no nandehananay. Vao nifankahita teo dia nifanoroka teo @ takolaka. Teo aho no gaga fa toa lasa BG izany I Eric, nandritra ny sakafo koa moa nisy fotoana voadiniko tsara ny sandriny, toa lasa musclé be, samy hafa ny sakafonay dia nasainy nandramako ny zavatra nohaniny ka izy no namahana ahy t@ fourchette-ny na koa nisy sauce kely t@ molotro dia izy no naka serviette dia nofafany teo ilay sauce ka lasa toa romantique izany izahay kanefa sy dia nisy inona avy teo fa nifanome compte FB dia samy lasa nody. Nitohy messenger iny alina iny, nolazainy fa manam-pitiavana ahy izy dia novaliako koa hoe réciproque izany dia nifanaraka fa hihaona ny ampitso maraina alarobia 6 janvier. Vetivety ihany satria izaho mbola nisy hatao ny maraina fa ny tolakandro vao nanam-potoana malalaka. Nasainy narahako fotsiny izay nalehany ary dia niditra t@ hotel lehibe iray teo Ivandry dia nijanoan teo @ Parking. Nataoko tsy nifanakaiky ny fiaranay. Tao @ efitrano dia nanomboka nanorokoroka ahy izy sady nisafosafo koa. Robe misy voninkazo izay no nanaovako ary mora taminy ny nandefa ny tanany tany ambany robe tany ka injao reko nisisika nanala ny slip-ko izy. Voaalany iny fa ilay robe-ko kosa tsy mbola navelako hoesoriny. Nadabony teo am-pandriana aho dia nosokafany ny fe-koary nakariny teo @ valahako ny robe-ko. Nanomboka nanorokoroka ny molo-pivaviako izy, nony ananopmboka excitée teo aho dia noesoriny ilay robe, nanampy azy aho nanala an’iny ary farany noesoriny koa ny tatinonoko. Nanomboka noteteziny dahgolo ny faritra manaitaitra ahy rehetra: lohanono, kibo, foitra (nombril), safosafoiny indray ny fivaviako day tohizany lelafina ihany koa. Nony kelikely nitosaka ny rano be avy tao anaty fivaviako ka hotsaka teo ny tarehiny sady taitra izy no nitsiky ihany koa ary dia niverina niakatra teo amboniko izy namihina ahy sady niteny “J’ai finalement rencontré la femme de ma vie”, ilay rano mitohy tsikelikely mivoaka ka niverina nidina tao izy nisitraka an’izany. Ni-jouir fanindroany aho dia nitosaka be indray ilay izy ary tsy niala tao ambany tao izy. Ni-jouir fanintelony aho ka nitobaka be farany ilay izy izay izahay vao niova toerana, natsilaniko teo am-pandriana izy dia noraisiko ny ziziany ka avy dia nampidiriko tao am-bavako, avy eo niodina aho, tsy nanala ilay zizi tao am-bavako fa nataoko nifanandrify t@ vavany ny fivaviako ka nitohy teo ny 69. Avy eo niverina nifanoroka indray dia nampidiriny ny f.i.m.a.i.l.o dia avy dia nampidiriny Tamiko ny ziziany, ny fe-ko nisaveraka be nandray azy teo ary avy eo mamatotra ny valahany. Vao tsapany toa manaikitra ny filahiany ny ati-foriko dia miala izy dia tsenainy @ vavany ilay rano mitosaka mivoaka ao, ilay filahiany koa moa sady somary lava miohatra @ an’I Tojo nefa ngeza ihany koa ka lafatra tokoa aho nisitraka an’izany. Tonga tany an-trano aho, niezaka tsy ho mahimahina fa toy ny isan’andro. Izaho moa miasa tena ka migerer ny orako @ izay mahaety ahy ka efa mahazatra ny ao antrano ny miovaova ora fodiana, moa samy manana ny fiaranay izahay mivady dia tsy misy be fanontaniana @ hoe aiza ihany no tsy mbola mody. Valaka aho iny alina iny kanefa matetika I Tojo, vao mifoha dia mangataka hanao amiko, izaho anefa mahatsapa fa misy fofona parfum t@ Préservatif tao @ foufoune-ko tao. Nitady Alamo aho iny alina iny dia lasa nosasako t@ Alamo sy rano mafana. Avy eo toa maimaina be izany ary nony maraina alakamisy dia iny tokoa I Tojo nidina nilelaka tao ary niantomboka t@ Firaisana be teo ny anay roa. Vita iny dia lsa izy niomana handeha hiasa, toy izany koa aho saingy tsy hiasa fa hoe handehandeha @ fiara fotsiny miaraka @ Eric fa mividy entana hoentiny miverina any @ fonenany izy. Vita t@ 11 ny fietsenany dia nentiny nivoaka ny ville indray aho nanaraka ny RN7, nisakafo t@ restaurant izahay rehefa avy nilomano tao @ ilay piscine an’ilay hotel iray, nividianan’I Eric Maillot 2 pièces tao mihitsy moa satria programme tsy nampoizina , dia avy eo samy nalaina ny hoe hiverina Tanà sahady ve dia raikitra fa hiditra bungalow, t@ 14h teo ho eo angamba. Tao kosa aloha dia tena hoe soa fa tsy nitondra fiara aho fa raha nitondra dia tsy nahavita namely fiara nody ny hariva satria dia tena hoe manao be, mi-jouir, mitosaka be ny rano, mitohy manao, mijouir, mitosaka mandrapahatongan’ny an’I Eric. Maka aina kely indray izy, misotro labiera fa izaho jus de fruit ihany no sotroiko. Miverina maka douche de mifampi-exciter ao indray dia raikitra indray, dia toy izany hatrany mandrapahatongan’ny t@ 17h30. Teo vao taitra hoe andao hiala fa hariva ny andro. Niara-nandro farany ary mbola nisy penetration kely tao anaty douche fa tsy natao hatr@ farany, ny f.i.m.a.i.l.o efa tapitra daholo izay nentiny moa ilay sisa apetraky ny hotel ao @ table de nuit tsy tian’I Eric fa sady misy fofona no matevina be hono. Vao tonga tao an-trano aho dia tsy nahahinana akory fa avy dia natory. I Tojo koa moa efa avy nisakafo hariva satria mbola nampianatra nampanao revision ny ankizy. Toa tsy niahiahy intsony aho iny alina iny. Avy dia natory be mihitsy ka i Tojo misafosafo ny foufoune-ko no nanaitra ahy ary toa lasa misy automatisme aho nanokatra ny fe-ko hilalaovany azy ao dia nahazo ny dose matinale-ko indray aho. Io andro io anefa no hihaonako farany @ Eric izay hiverina hitodi-doha any @ faritra rahampitso maraina. Fikasanay dia handeha hisintaka lavitra an’Antananarivo mihitsy. Ny fotoana hafa moa mifanojo satria io andro zoma io satria io no andro fifampiarahaban’ny mpiara-miasa Tamiko tao @ ilay orinasa niasako taloha ary mbola antsoin’ireo aho isan’taona hiaraka hanao fety aminy. Noteneniko an’I Tojo izany ary I Tojo moa tsy manisy olana, izaho manana ny moyen de locomotion, na fiarako na moto-ko na aterin’ny namako mody rehefa avy manao fety toy ireny, moa izy koa miara-mivoaka @ namany mpitaingina moto rehefa zoma toy izao. Nilaima ny programme-ko iny zoma iny fa t@ 10 dia efa an-dalana ho any Mantasoa izahay sy Eric. Navelako tany an-tranony ny moto-ko dia nandeha t@ fiarany izahay. Tany dia tena aventure be tokoa fa dia efa t@ 21h45 aho vao tonga tao antrano. Raha fehezina ny tontolo androko dia firaisana ara-nofo ankalalahana tany anaty bungalow, tany anaty rano, tany anaty fiara, teny ankalamanjana ary mbola nisy farany tany an-tranony nony efa tonga Tana. Ilay ankalamanjana no ten ani-exciter ahy satria tsy lavitra anay teo koa nisy couple hafa nirevy be tao anaty fiara fa ny anay nosokafana ny varavaran’ny fiara, mapetraka t@ tany ilay tapis anankiroa tao anaty fiara hipetrahana dia eo ambony tapis eo no manao ary tazan’ireo couple tao anatin’ilay fiara tsy lavitra teo. Vita ny nataonay dia niakatra tao anaty fiara, tazaninay ilay fiara anankiray ka tongotr’ilay sipa mipetaka t@ vitre lateral arriere no tazanay ary ilay fiara mihontsonkontsona. Vao mainka ni-excitere anay ko any nahita an’izan ka nitohy teo no ho eo tao anaty fiara ko any anay. Tena valaka tanteraka aho ka natory fotsiny nandritra ny lalana niverina Tanà. Efa tao an-tranony aho nomeny verrer ary nanontany nahisotro jus na zavatra hafa. Whisky no nosafidiako, tsy mbola nisotro an’io aho raha tsy teo, nalahelo azy aho hoe tapitra ny fiarahana, 3 andro nahery vaika, hany ka nony efa mamomamo aho dia mbola lasa nanao be tao an’efitranony indray izahay. HItan’ireo zanany tsara aho tonga tao, hitany nanomboka mamo, hitany niditra tao an’efitranon’I Eric ary hitany mbola nandeha namonjy douche nialoha ny nialako tao naka moto izay efa saika tsy tafody noho ny hamamoana. Soa fa efa nalaladalaka ny làlana iny alina iny ka tsy nampatahotra ny circulation. Vao tonga tao an-trano aho dia hitan’I Tojo ny hamamoako. “Fa hatr@ oviana koa ndri no misotro toaka?” hoy izy “soa fa tsy nanao accident tany” @ manaraka rehefa hisotro dia aza mitondra fa antsoy aho dia alaiko any fa tsy mi-risquer mitondra moto anaty hamamoana. Rah amba fantatrao mako ny alaheloko hoy aho tany an-tsaiko tany. SAbotsy maraina t@ 9 teo ho eo, niditra ny SMS avy tany @ Eric “à la prochaine”; mbola hisy ve? Tsy haiko, hatreto aho tsy te-hiverina sao latsa-pitia aminy eo kanefa rehefa mieritreritra ny zavatra nataonay toa tsy mahafoy ilay vatany vaventy, ilay filahiany mandona anaty tsara… hoy aho hoe soa enao fa any @ faritra ry Eric fa raha tsy izany angamba an….


ANDRY BE: Misaotra mankafy ilay asa soratra. Araka ny efa fiteniko matetika eto, ny tantara soratako dia misy ny niainako, misy ny niainan'olona fantatro, misy ny nosoratako avy amin'ny fandraisako ny tantara tena nitranga voasoratra anaty boky romans na anaty films na anaty forums hafa (Inspiré de films, lecture ou faits réels). Izay niainako rehetra dia hain'ny vadiko @ antsipirihany ary izy aza no mitady ahy hitantara azy @ antsipirihany izay niainako tany, candauliste izy ary dia fahafinaretany mihitsy ny mi-imaginer ahy manao ahy @ lehilahy hafa. Mikasika ity tantara ity dia namako tena akaiky ahy no niaina an'io t@ ity taom-baovao ity raha sendra tafaresaka naharitra t@ video conférences izahay roa. Tsy nampoiziko hahavita an'io izy noho ny toetrany tena saika nitovy tamiko raha ny fiainam-pitiavany. NOtantaraiko tamiy avy eo ny niainako sy ny fiainam-pitiavanay mivady dia gaga sy talanjona koa izy dia nasaiko nandalo teto koa izy hamaky ny asa soratro ary niera taminy aho vao nitantara an'io teto. Efa voavakiny hatr@ farany io ary nahazo alalana taminy vao nalefako teto satria misy détails tiako havoaka kanefa sao ahafantarana ny momba azy dia izy no nanitsy hoe ity aza avoaka, ity tsy maninona avoaka. Ny azy ny vadiny tena saro-piaro be nefa maditra vehivavy


Elaela indray Felantsoa an ! Mankasitraka


Mahita ho soratana ka, mba marina eh


merci aki.....tena mahafinaritra foana


Tsara le asa soratra, bravo @ Felantsoa


Tohizo fa mahafinaritra mamaka ny asa soratrao ry Felantsoa


Detaillé tsara ny tantara otran'ny tena mahita mihitsy , ca reville tous les fantasmes