image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 140

Efa fahitako eto ihany ity kanefa tsikaritro ho niova ny olona mpisera teto @ Forum. MItodika amintsika vehivavy aho, iangaviana ny lehilahy mba hamaky fotsiny fa tsy hanisy commentaire fa tsy natao hitsarana olona ilay topic fa hamantarana fotsiny hoe nanao ahoana ny fiovan'ny fiainantsika vehivavy malagasy ny firaisana ara-nofo.

Ny fanontaniako dia ireto:
1- Nialoha ny nanambadianao, efa nanana partenaire sexuel (lahy na vavy) ankoatran'ilay vadinao ve ianao ? Raha eny, firy eo ny isany ? raha nisy vavy, afaka ambara ve hoe inona no tsara, lahy sa vavy ?
2- Tao anaty fanambadianao, efa niray t@ lehilahy (na vehivavy) hafa ankoatran'ny vadinao ve ianao ? Raha eny, firy ny isany ?
3- Raha nanana fantasme sexuel tsy ho tanteraka mihitsy ianao, inona izany ?


Aleo atomboko ny valiny raha ho ahy manokana:
1 - TSIA
2 - ENY, anankiroa
3 - Ilay lehilahy 2 na mihoatra. Manaiky mandà mantsy ny saiko ka aleo tsy atao sao manimba


Tsy nandainga ny eritreritro. Ny vehivavy efa nahita maro (nihoatra ny 1) nialoha ny fanambadiany matetika tsy te-hiovaova intsony fa ny tsy nahita hafa taloha no mahita maro rehefa ao anaty fanambadiana. COnclusion-ko dia ny vatana mihitsy angamba no mila mahalala maro. Asa re. Ho an'i Kotomaditra: Inoako fa raha nalefa ho an'ny lehilahy ity dia 1 eny (20 isa); 2 eny (300 isa) ; vehivavy 20 no iarahana indraimandeha. hahahahaha


1-Eny (isa 3 ). 2 Eny (isa 2) 3. Misuce olona 2 en même temps


1- eny efa nahita roa teo,tsy nahafa-po satria mbola tanora na izaho na ireo olona niaraka tamiko samy 20taine tany.
2- eny nisy telo teo raha resaka sexe aloha tsy dia nisy nahavoa mihintsy moa betise koa e. fa kosa misy olona miaraka amiko amin izao tena hoe.......... fara tampony.
3- fantasme eny misy...tiako atao miaraka ami io olona io irery ihany anefa. manao RS eny amin ny plage tsy misy olona