Mba saika hanontany ze efa nahafantatra e!!! mba mety otrinona eo ka azafady ny midedouaner GOLF III na GOLF 4 azafady?? a peu prčs de efa mety na tena izy vo maika tsara b!! misaotra e!!
Mba saika hanontany ze efa nahafantatra e!!! mba mety otrinona eo ka azafady ny midedouaner GOLF III na GOLF 4 azafady?? a peu prčs de efa mety na tena izy vo maika tsara b!! misaotra e!!
jarifa >>> raha voiture parti*****iere ohatran'ny golf dia tsy misy limite d'age fa mety foana na année firy na année firy, na année 1960 aza mety.Fa ny année de cal***** douane kosa no 8 ans ihany no maximum, raha vao +8 ans ny fiaranao dia basé cal******* @ fiara 8 ansOhatra hoe : 4L no hafaranao na Super 5, dia ataovy mitovy @ douane Clio année 2010. Raha peugeot 205 no hafaranao dia ataony mitovy douane @ 207 année 2010. Raha Pajero année 1996 no hafaranao, dua ataovy mitovy douane @ Pajero année 2010 (v96), dia ohatr'izay hatrany ..