image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 10

salama. lehilahy za
Tsy te hampirafy aho nefa koa tsy te hividy makorelina....
Efa 5 taona izao no nanambadiako, tato anatin'ny 6mbolana teo nefa dia gaga aho fa tsy te hiray amiko intsony ny vadiko tsy mety ex intsony izy nefa za takisinany fona amin'ny alina.
rehefa nanontaniako izy dia nilaza fa tsy te hano fotsiny hono izy.
mba omeo solution misaotra


efa niresaka nareo matoa efa namaly an'ilay fanontaniana izy. fa tsy ampy ny resaka efa vita. vao 5 taona nivadiana ve dia tsy hanao intsony sahady. mbola rahoviana ity fiainana. 6 mois zany aza hitako efa tena ela. avereno foana ny resaka, dia mba hisisiho koa. anotanio izay mety mampazoto azy na position na zavatra hafa. fa deraiko manokana kosa aloha ilay hoe tsy te ampirafy, tsy te haka mpivarotena. misy tsy mahalala ny asambarany ny olona sasany hihihi


raha resaka position zany lo zahay mbola tanora e tamin'ny fotoana mbola nanao firaisana tsara izahay dia nanao araka izay nety taminay koa tsy izany angamba no olana ny etako koa am l norm.
tsy aiko hoe mety mitombina ve ny eritreritro oe resaka "sorcellerie" ilay izy satria rehefa avy any amin'ilay mamakeliny izy dia na izahay aza lasa miady tampoka tsy hay oe ahoana.
mariako fa tena tsy mifankahazo aminio rafozam-baviko io za sady izy ko efa namoaka vava fa tsy hataony mahita fahasambarana amin'ny vadiko intsony za.
raha mitombina ny eritreritro dia inona no hatao.


kkkkkkkkkkkkkkkk enao kosa e!
resaka fahadiovana ve?
za ary no tena madio an.