Ampatsiahiviko kely, Fy no anarako, nisy ilay tantara iray niantombohan’ny fiarahako t@ Fidy efa nandeha teo aloha, ity manaraka ity dia tantara iray hafa tao anatin’ny niainako niaraka t@ Fidy hatrany.
Indray hariva t@ 18h30 teo, izaho avy niasa, ny sakafo efa masaka, miandry ny mpihinana sisa, naka douche aho fa efa ho avy ny vadiko, nilaza izy fa efa eo Andranomena anaty embouteillage. Izaho tao @ douche iny no injao reko misy miantso @ finday aho, niantso indraimandeha, niantso fanindroany, farany nisy sms niditra. Tsy taitra aho fa notohizako ny fidiovako. MBola misikina serviette aho nony avy eo no nijery ilay finday teo @ ilay latabatra. I Fidy no niantso sy nandefa sms: “Aty Ivato aho io fa hiakatra Tanà ka sao afaka mihaona kely vetivety rehefa mandala eny @ nareo eny?”, dia novaliako “dsl fa tao @ douche za teo fa zao vao afaka namaly, ok, de aiza?”, tsy ela ny valiny “Afaka eo @ lac ve? Avy aty Ambohijanahary no lalako, juste avant hiakatra apres lac iny”, novaliako “Ok” avy hatrany dia nampidiriko ny T-shirt pyjama tety amiko, tsy naharay lamba ary dia lasa aho nivoaka ny trano handray ny fiarako. Teo an-tokontany no nifanena Tamiko ny vadiko nanontany:
- Fa ho aiza?
- Ho any @ Herizo fa misy itadiavany ahy maika hono.
Cousin-ko io Herizo io, sady conseiller-ko koa izy @ asako ary mipetraka eny Ivato. Proche be izahay mianadahy hatry ny fony kely ary fanaony ny miteny any @ vadiny hoe miaraka amiko izy nefa na izy mirevy sy misotro toaka miaraka @ namany na koa miaraka @ vehivavy any. T@ voalohany aho niteny taminy hoe sao mba tsy mety ty ataon’la ity saingy inona moa no tena idirako @ izay fiainany any. Nony tonga ny anjarako nila couverture vao niaraka t@ Fidy dia izy no tao an-dohako. Lasa fanaonay mianadahy mifandefa sms fotsiny hoe “Miaraka @ la (na @ ndri) za androany hariva an” dia samy mahay mandainga raha sendra miantso ny vadinay avy.
- Efa masaka ny sakafo fa misakafoana ianareo mianaka fa tsy tokony ho ela aho dia hiverina eo
Dia lasa aho namonjy ilay toerana nifanaovanay sy I Fidy. Ity hariva ity nandefasako sms I Herizo hoe “miaraka @ là za @ zao ora izao an”. Tsy ela aho dia tonga teo @ Lac, efa io ny fiaran’I Fidy. Najanoko teo akaikiny teo koa ny fiarako dia nivoaka aho nankao aminy. Vao tafiditra dia norokorohany be aho fa mahafatifaty azy hono mahita ahy @ ilay pyjama T-shirt lava, nosafosafoiny ny nonoko ary ny tanany ilany nitsapa tany ambany, na izaho aza teo vao tonga saina hoe adinoko hatr@ nanao slip fa maika be ka tavela tao @ douche ilay izy. Niitatra ny sain’i Fidy ka niteny hoe, aleo tsika mifindra toerana haka chambre raha tian-dri, izaho moa toy ny mahazatra rehefa tonga @ io étape io dia tsy mahavita mandà mihitsy fa dia niverina nankan anaty fiarako aho dia nanaraka azy indray niverina teny Ivato namonjy chambre d’hotel. Vao azo ny lakile an’ny chambre dia lasa niakatra tany @ ilay rihana misy azy izahay, tsy mbola voasokatra akory ny varavarana dia efa nifanoroka be teo an-dalantsara izahay, nahankiny t@ rindrina aho, nohingaiko ny fe-ko ilany hamatotra ny valahany, novahany ny braguette-ny, navoakany ny azy efa nihenjana be, nobatainy aho ka nisokatra tsara ny fe-ko ary namihina azy ny ranjoko ary nampidininy moramora ka niditra ho azy tao anatiko tao ny filahiany. Natahotra ihany aho sao misy caméra de surveillance ka niherikerika kanefa tsy nisy tazako aloha teo fa dia nihanoka firaisana insolite teo izahay; asa na noho i Fidy efa excité be taorian’ny nahatsapany fa tsy nanao slip intsony aho tery amoron-drano fa tsy dia ela dia tonga ny azy tao anatiko tao. Nampidininy aho ary nofafana t@ mouchoir à jeter fotsiny ny sperme nivoaka nanaraka ny fe-ko dia niditra tao anaty chambre @ izay izahay ary nirevina naka douche indray. Mba tsy hisian’ny olana any antrano rehefa avy eo dia novelariko tsara teo ambony latabatra ilay T-shirt-ko mandra-pivoakanay avy teo anaty chambre. Tena tian’i Fidy ny manome fahafinaretana ahy, nanomboka teo izy tsy maika ny hampiditra ny azy na dia efa hitako aza fa efa niverina nihanjana indray ny azy minitra fohy taorianan’ilay douche nataonay, hainy ny mikitikitika ny clitoris-ko lelany na nifiny, ataony tsy maharary fa tena tonga dia excitation avo dia avo, indrindray ny tanany ampidiriny kely any anatiny any dia ataony mihovitrovitra kely izay aho ka tena reko mifetafeta be indray ao anatiko ao, avy eo rehefa misafosafo ahy izy dia feno tsiranoka ny tanany, izaho @ io malemy toy ny lamba mihitsy sady mivoaka sempotra, ny nonoko izay tena lehibe mihitsy moa izany tsy ory safosafo mihitsy, avy eo nosokafany be ny fe-ko dia iny izy mampiseho ilay filahiany toy ny manambana basy amiko, toa milaza hoe « poleta mifahana ity ka aza mihetsika @ izao intsony ». vao niditra ilay bibitiny dia tena nisento mafy be aho, tena tiako eh, toy ny vaovao isan’andro ny firaisako t@ fidy, toa misy découverte foana, tsy nahatsiaro izay ora mandeha na ilay vady aman-janako intsony aho. Nataony nihorirana kely indray aho, ny rajoko ankavanana mitsotra eo am-pandriana, ny ankavia atsangany vertical ary miankina @ tratrany, ny foriko mifanandrify tsara @ filahiany dia tohizany eo ny fi-pompiana ahy, tsapako tena milentika be any anatiko any mihitsy ny azy, ilay feo toy ny fotaka moa vao mainka mampiakatra adrénaline be ka tsy nitsahatra miha-hotsaka ny ao anatiko hatr@ ilay fandriana nanaovanay.
Tonga indray ny an’i Fidy teo dia lasa indray isahay mbola nanohy tany @ douche satria ny hatsembohana koa nipatrapatraka be. Tsy mbola vita akory ilay douche fa mbola velona ben y an’I Fidy. Gaga aho ka notohizako finonoana azy izany, i Fidy mipetraka @ sisin’ilay baignoire, izaho mandady ninono ny filahiany, tiako koa ny mahita azy mianoka fahafinaretana toy izao rehefa avy nanome fahafinaretana ho ahy. Avy eo ny tanany tsapako manakatra ny ravim-bodiko, nikitikitika ny lava-bodiko saingy hatreo ihany no namelako azy tao fa tsy nomeko mihitsy. Tsy mety @ saiko kosa ny hampiasa an’io @ zzavatra hafa, eny na dia tsapako ho misy fahafinaretana hafa izany aza mandritra ilay safosafony. Tsy niala tao izahay fa izaho indray no niondrika nitehina t@ sisin’ilay baignoire ary izy mampiditra ny filahiany amiko mandra-pitosaka faran’ilay ranon’ainy izay efa gouttes kelikely sisa fa efa be no nivoaka tao anatin’izay ora vitsy kely izay.
Nony tafaverina tao anaty fiara aho, appels en absence 12 no hitako tao, av yeo nisy sms “fa aiza ihany e?” ary farany nisy sms an’i Herizo « efa niantso teo izy dia nolazaiko hoe vao nivoaka teo an, noteneniko hoe tsy nitondra phone izy niditra teto fa ndri tsy mandray phone hono »
Niverina haingana tany an-trano aho sady mijery sy nanamboatra ny endriko teo @ firaratra talohan’ny nidirako tao @ chambre-nay mivady, noteneniko azy fa adinoko tao anaty fiara ny telephone-ko. Avy eo mbola nihinan-kanina kely aloha vao tena namonjy fandriana.
Notazaniko ny famantaran’ora: 22h30. Looza!!!