Fy no anarako, manambady ary manan-janaka lahy kely iray. Lava aho, vaventy saingy nony avy niteraka, tsy naha-va-tena ve sa nifofotra t@ fitaizana ilay zanako tokana ka niha-ngeza, saika obàse saingy tsy dia tsikaritra loatra noho ny halavako izay eo @ 1m73 eo ho eo. Nipetraka teny @ faritra manodidina an’Ivato, Imerinafovoany sy Ambohibao eny izahay 3 mianaka sy ny havanay maromaro, indrindra ny avy aty amiko; vokatr’izany dia nanana fifandraisana akaiky kokoa raha oharina @ ireo havana hafa taty an-drenivohitra sy tany @ faritra hafa satria indraindray mifanavotra rehefa misy olana @ fitaterana, miaraka fiara mamonjy asa aman’andraikitra aty renivohitra.
Asa vokatr’ilay bika aman-endriko niova, sa noho izaho nifantoka tany @ ilay zanakay na inona fa nahatsapa aho fa tsy nahazo affection sy attention intsony t@ ilay vadiko, REhefa avy miasa izy dia ny fahitalavitra no hitany voalohany, izaho moa miasa tena ka mahavita mandamina ny fotoanako hahatongavako aloha ao an-trano isan’andro nefa izaho ihany no miala farany isa-maraina. Indray andro, nifanena t@ Fidy aho, tovolahy mpifanena tamiko fahiny tany @ trano famakiam-boky teny @ anjerimanontolo teny Ankatso, tovolahy bikana izy, tsotsotra, nianatra tao @ sampam-pianarana fitantanana, efa zokinay lavidavitra raha ny taona nianarana teny satria efa nanomana memoire hanaovany DEA izy no nifanena voalohany izahay, somary nanadala nikôtikôty ahy izy saingy izaho efa en couple t@ ity vadiko izao ity t@ izany dia tsy dia nasiako lanjany ny fanadaladalany ahy, na izany aza dia mifanena matetika tao @ ilay trano famakiam-boky izahay ary misy fotoana aza miandry toerana ho ahy izy raha tonga aloha dia toy izany koa aho miandry ho azy rehefa tonga aloha. Nony avy eo dia tsy nifanena intsony satria vita ny fianarany, izaho koa nifindra lasa ecole hafa fa tsy nanohy teny Ankatso intsony, tsy nisy akory fifanomezana contact telephone na mailaka. Teny @ seranam-piaramanidina teny Ivato, raha samy niandry entana hivoaka avy ao @ ladoany no nifanenanay indray taorianan’ny teny Ankatso. Saika naira-nivoaka ny entanay ary avy dia nampidirina tao anatin’ny fiarako ny ahy, ny azy kosa nalefany t@ fiaran’ny orinasany izay entina mpamily. Nanasa ahy I Fidy mba hiara-hanala hetaheta tao @ restaurant Elabola, tsy nanda aho sady inona moa no maha-ratsy an’izany? Dia nandeha ny resaka, tsy mbola nanambady izy hatreto, tompon’andraikitry ny fanafarana entana ao @ orinasa iasany saingy nanana olana kely t@ ity indraimandeha ity dia tsy maintsy nankeny Ivato niresaka t@ ladoany namaha ilay olana. Rehefa nitohy ny resaka dia nisy interet commun izahay teo @ asanay ka afaka mifanaraka hiara-miasa, nomeny fotoana aho handinihany azy miaraka @ lehibe-ny hahafahako mahazo prix d’amis @ entana hafarany, nety Tamiko ny sosokeviny ka nifanaraka hifampiantso afaka herinandro. Izy no niantso ahy voalohany ka nifanao fotoana teo @ Shoprite Talatamaty izahay, avy eo nasainy niditra tao anaty fiarany hamonjy restaurant ary nolazainy fa hateriny eo @ fiarako indray rehefa avy eo.
Avy dia nekeko ny tolotra nataony ka dia nataoko sonia avy hatrany ilay fifanarahana @ zareo. Ankoatran’io dia tsy nisy resaka arak’asa intsony fa tena vie privée-nay no lasa resaka, tsy haiko izay nahazo ahy fa voatantarako hatr@ fahasorenako @ ilay fiainako tsy mahazo attention @ vadiko, tsy ela dia nosafosafoiny ny tanako, nobanjininy ny masoko ary toa nisy tselatra izany taty anatiko. Tsy nahahetsika aho fa di any molony nanoroka ahy no tsapako nampiakatra ny tosi-drako, toa tsy nahatohitra azy aho fa namaly ilay oroka aza no nataoko, nanomboka nifandray ny lelanay. Toa tsy nisy tsaroako intsony na ny vadiko na ny zanako fa toa nanana fahasambarana tsy haiko hazavaina aho teo. Tsy dia naharitra ela moa izany fa notohizanay ny sakafonay ka vantany vao lany dia lasa namonjy ny fiarany aho raha mbola nandoa ny addition izy. Teo aho vao tonga saina, inona moa izany no ho tohin’ity tantara ity? Nivoaka I Fidy, niditra tao anaty fiarany izahay ary dia niverina nifanoroka be teo indray, ilay pare-soleil koa moa tsy mbola niala ka dia tsy nisy tahotra intsony aho namaly azy, tafidina tany @ fe-ko ny tanany nisafosafo ahy ary farany injao reko mampiakatra moramora ilay robe kely nanaovako izy ka tsy ela dia injao misafo ny fivaviako avy eo ambony slip-ko. Sady excitée ihany aho no nanontany azy
- Sao dia maika loatra isika?
- Qu’est-ce que ça change? Hoy izy namaly sady notohizany ihany.
Hanova inoa tokoa moa? Izaho izay tsy nahalala lahy hafa-tsy ilay vadiko ity no toa niova tampoka teo tao anatin’ny ora vitsy. Toa tontolo hafa ity iainako ity, toa mahafinaritra, mampatahotra kanefa tsy foiko hilaozana.
- Ka sao misy mahita eto hoy indray aho nanohy
- Aleo ary hifindra toerana tsy misy mahita isika, hoy izy sady novelominy ny fiara sady noesoriny ilay pare-soleil.
Dia lasa namonjy faritra Ivato iny izahay ka naka parking t@ hotel iray izay ary nasainy niandry kely tao anaty fiara aho.
5 minitra avy eo dia iny izy niverina niantso ahy hanaraka azy.
Vantany vao tafiditra tao @ chamber d’hotel izahay dia nitohy maika be t@ ilay orokoroka sy safosafo teo ka tsy ampy 1 minitra angamba dia efa samy niboridana tanteraka ary vady dia namonjy nidaboka teo am-pandriana. Nanomboka nosafosafoiny sy norokorohany daholo ny vatako iray manontolo nanomboka hatrany ambony ka hatrany ambany, hatr@ fe sy ranjoko ary tsy adinony indrindra indrindra ny fivaviako saingy nosakanako izy raha vao nikitika tao.
- Aleo tsika misasa kely aloha fa tsemboka
Dia notarihany aho hamonjy douche, somary nitazana kely taorianako aho ka tsipalotro kely ireo fitafianay niparitaka eraky ny efitrano, ny poketrako eo an-tokonam-baravarana tsy nihidy akory satria vao avy nampirimako ny findaiko.
Avy nandro iny izahay dia niverina teo am-pandriana @ izay ka dia firaisana ara-nofo be tsy mbola niainako no nitranga: teo aho no nahatsapa izany mi-jouir izany voalohany teo @ fiainako, tsy vitan’izany fa teo aho no niaina izany firaisana ara-nofo naharitra izany kanefa tsy maina fa vao mainka aza reko ao anatiko ao toa mifetafeta toy ny feona sipaonjy misy ranontsavony, na ny tanany na ny filahiany no miditra ao anatiko ao dia reko foana ilay feona tsiranoka ary tsapako misy mikoriana hatrany @ lavabodiko sy mameno fandriana ilay izy.
Efa t@ 4 ora tolakandro, efa indroa nanao teo izahay vao nikasa hivoaka avy tao. Nolazainy fa tiany raha hihaona matetika izahay, tsy nandà azy aho fa noteneniko fotsiny hoe aleo mifampilaza mialoha mba handaminako ny fotoanako. Nateriny teny @ Shoprite haka ny fiarako aho ary izy lasa namonjy fodiana. Teny an-dalana hody aho vao tonga saina, inona ity nataoko? Tsy nisakana ilay fahafinaretana tao anatiko tao tsy ho reko hatrany anefa izany satria mandrapahatongako tany an-trano toa mbola miverina tao an-tsaiko foana ilay filahiany misosasosa tao ary ny lalan-janako mbola manao contraction tsy ankijanona, toa vao mainka aza miampy ilay contraction raha vao mamerina an-tsaina izay nitranga teo aho na mamerina an-tsaina ny endrik’I Fidy.
Nanomboka teo ny hadalako niaraka t@ Fidy, noeritreretina hoe hijanona afaka kelikely, tsy nety, notohizana hoe mba zavatra mandala angamba, toa nitoetra naharitra, tsy mbola nifarana iny....