Ialana tsiny ny fahalavan'ity tantara ity fa ity no niainako voalohany izany firaisana ara-nofo izany.
Teny @ anjerimanontolo no nifanena matetika izaho sy i Andry na dia efa nifankahalala endrika t@ toerana hafa aza, filière roa samy hafa anaty faculté iray no nianaranay ary indraindray aza misy cours magistral iombonanay. Indray andro nanaraka ahy i Andry dia nanomboka nikôty, izaho moa efa an-taonany tsy ni-flirter t@ lehilahy intsony fa efa nanomboka nikasa hanana olon-tiana matotra amin’izay kanefa i Andry tsy tao anaty lisitry ny lehilahy nahafinaritra ahy mihitsy. 2 andro taorianan’io anefa dia iny indray i Andry mbola nikôty indray, tsy nahasosotra ahy ny resany sy ny toetrany nefa physiquement izy tsy ao @ ilay Idéal-ko. Teo aho nieritreritra hoe maninona moa raha andramana ny miaraka aminy ka rehefa tsy mety amiko dia ialana toy ny efa nataoko t@ ankabeazan’ireo lehilahy efa niarahako talohany. Nekeko t@ oroka kely teo @ molony ny fangatahany ahy hiaraka aminy. Teo izahay no nanomboka niaraka, nisy fotoana anefa toa tsy niraharaha ahy izy dia narary fo kely ity izaho, teo aho vao gaga satria tsy toetrako hatrizay izany marary fo @ lehilahy izany, nanomboka nijery fitaratra nanontany tena : amoureuse ve aho ? Asa ! i Andry koa anefa toa nivoatra ihany koa @ fiakanjo sy firesaka, toa matotra izany kanefa misy savatra tsy mety haiko toa misakana ny fitiavako azy, hany ka afaka 3 volana teo dia efa nanomboka nangataka hiray amiko i Andry ; nanontaniako azy raha efa niray t@ vehivavy hafa talohako izy na tsia. Notsoriny fa efa niray indray mandeha t@ vehivavy izy saingy itony antsoina hoe « coup d’un soir » itony raha ny fitantarany azy satria tao anaty fety, be ny alikaola ka tsy afaka nifehy tena hono izy. Somary kivy aho kanefa tsy maintsy nitsotra taminy fa izaho dia tsy mbola nanao firaisana ara-nofo na dia efa nanana sipa maro be aza aho talohany. Saika tsy nino i Andry satria izaho t@ secondaire dia mpianatra t@ sekoly iray malaza maditra mpianatra izay ary efa tazany nifampisakambina t@ lehilahy hono raha sendra nandalo teo @ io sekoly io izy ary ny fahitany ahy niaraka t@ lehilahy tsy mifanahaka endrika amiko no nahatadidiavany ny endriko ; taitra aho naheno izany satria tadidiko tokoa ny lehilahy rehetra niarahako tao @ io sekoly io ary nisy iray tena tsy misy jerena mihitsy kanefa niarahako mba handranitana ny hasarotam-piaron’ilay anankiray tena tiako tao @ io sekoly io t@ izany ary izay no hitan’i Andry. Notsoriko taminy fa tsy serieuse mihitsy aho niaraka t@ lehilahy taloha ary izy no anisany lehilahy niarahako naharitra indrindra hatreto.
Tsy nety nampilamina ny saiko ny fahalalana azy nanao izay « coup d’un soir » izay ka tsy namaly avy hatrany ny fangatahany aho fa nieritreritra tsara sady tsy nanome fotoana hoe rahoviana no hanome ny valiny ; nandritra izany anefa nisy adiady kely teo aminay ka avy dia nohararaotiko nisarahana taminy izany ; tsy nety nihaona taminy intsony aho. Tsy nandà izay antsony an-tariby kosa anefa aho fa nilaza fotsiny fa tsy te-hanohy ny fiarahana.
Naharitra 3 volana teo izahay tsy nifankahita mihitsy fa indray asabotsy hariva nikasa hijery sarimihetsika irery tao @ tranom-boky iray teto Antananarivo aho no nifanena taminy tampoka ary izy koa handeha hijery tao. Tsy nampaninona ahy izy nipetraka teo akaikiko tao anaty salle. Tsy nikitikitika ahy izy fa niresaka tsara kosa anefa, tsy tadidiko akory izay tantara nandeha tao fa izahay niresaka no nanapitra ny fotoana, soa aza fa tsy nisy olona teo akaikinay fa izahay nipetraka tery @ seza aoriana indrindra. Tapitra ny cinéma dia nanatitra ahy tany an-trano indray i Andry ary nony hisaraka izahay dia norohany avy hatrany teo @ molotro aho ary namaly azy tsara tsy ankisalasala. Tsy niala teo izy fa dia nifanoroka be teo izahay ary niampy safosafo. Ny ampitso hariva dia efa tonga teo indray izy ny harivariva be t@ 7 tany ho any. Dia nifankahita isan’andro izahay, niaraka nivoaka nandehandeha sy nankany @ trano famakiam-boky manala andro. Ny alarobia hariva taorianan’io teo ampifanorohana sy fisafosafoana mialoha ny hodiany indrindra no noteneniko taminy ny fahavononako hanao firaisana amin’izay fa efa fotoanany angamba izao hoy aho taminy. Tsiky be no tazako teny @ endriny sady nanontany ahy izy hoe rahoviana no tiako dia noteneniko hoe na io asabotsy ho avy io aza dia mety amiko. Toa tsy andriko ilay 3 andro hidirako voalohany @ firaisana ara-nofo, ary inoako fa toy izany koa i Andry. Toa ela be ny nanala ilay alakamisy sy zoma ary asabotsy maraina. I Neny moa lasa nanontany ahy :
- Fa angaha niverina niaraka t@ ilay zazalahy iny indray indri ?
- Eny hoy aho, toa tsy maninona indray izy
Tonga ny asabotsy t@ 13h30, injao nandondona tao am-bavahady i Andry, tsy avy dia nivoaka aho fa niteny taminy mba hiandry kely fa mbola be olona tao antrano sady tsy tena mbola lany ny sakafo. Niandry tao ivelany tao i Andry. Nivoaka aho nony kelikely nifampitantana t@ Andry. Pantalon Jeans, T-shirt fotsy misy logo-na ekipa mpanao foot iray izay no nanaovany ary nanao tennis stan smith. Izaho kosa pataloha survetement sy t-shirt fotsy ihany koa ary iny izahay nizotra hamonjy ny tranony. I Andry moa eny @ Cité U no mipetraka satria efa tsy manana ray aman-dreny intsony. Tonga tao izahay dia efitrano kely iray no misy azy ary cloison hazo no manasaraka azy @ efitranon’ny colloc-ny. IO colloc io nolazainy fa tsy eo mihitsy rehefa week end fa midina any Miarinarivo satria any ny ray amandreniny no mipetraka. Ilay fandriana mameno ny lafin-drindrina iray. Nilamindamina be ilay trano na dia hoe lehilahy anankiroa aza rizareo miara-mipetraka ao ary tsy noeritreretiko mihitsy izany fa itony cité maimbo itony no tao an-tsaiko ary anisany nampisalasala ahy hiaraka taminy. Diso hevitra anefa aho fa olona jejo i Andry, manana ranomanitra ary madio tsara na ny vatany, ny fitafiany na ny tranony, eny na ny kahie ampiasainy any am-pianarana aza efa tsinjoko milamina be izany.
Norosoany ranom-boankazo aho ary nisy karazana biscuit vitsivitsy teo, dia narehiny ny fahitalavitra ka misy fandaharana tsy haiko akory teo satria tsy tany no nifantohan’ny saiko fa izay mety hitranga eto ambonin’ity fandriana ity. Nifandom-bera izahay sady niara-niteny « à notre amour » dia nitelina indray migoka dia napetrany ny verre teny an-tanany fa ny molotro no notsenainy avy hatrany. Nanomboka nisafosafo ahy i Andry, niakatra tany anaty akanjoko tany ny tanany, ny molony tsy niala teo @ molotro, vetivety dia tonga teo ambony nonoko ilay t-shirt nanaovako, izay vao nisaraka ny molotray ka noesorina tanteraka ilay t-shirt ka ny tatinonoko sisa no teo. Tsy nisalasala aho fa dia noesoriko koa ilay akanjo amboniny fa atero ka alao ity hoy aho, nandritra izany anefa dia efa voavahany sahady koa ilay tatinono ary dia nitohoka teo indray ny molony, nanomboka nitsentsitra ireto nonoko anankiroa nifandimbiasany. Izaho moa efa zatra mamaky boky misy tantaram-pitiavana ka efa im-betsaka aho namaky ny antsipirihan’ny mialoha ny firaisan’olon-droa. Ny tanany koa nandritra izany efa nanomboka nisafosafo ny patalohako survet teo @ faritry ny fivaviako ka farany nadabony hitsilany teo am-pandrianany aho. Izaho nitsilany iny no noararaotiny nanalana ny kiraro sy bas teny an-tongotro, ary mandrapiverin’ny molony teo imolotro dia efa voaalany koa ilay patalohako. Slip sisa teo no nanaovako ary teo aho efa nanomboka liana hikitika ny azy, efa nataoko taminy io taloha fa tsy nitohy lavitra toy izao fa nifanafosafo fotsiny. Teto kosa na ny fotoana na ny toerana dia nahafahanay nivalampatra t@ izay maha-à l’aise anay. Novahako koa ilay pataloha Jeans nanaovany ka tafidina hatreny @ lohaliny, teo dia niala kely izy hanala ny kiraro sy bas ary izy ihany no namarana ny fanalana ny patalohany. Tazako mivonto be eo @ faritry ny filahiany ao anatin’ilay boxer nanaovany teo. Nampidiriko tany ny tanako handray ilay filahiana efa nihenjana avy tao anatiny tao. Hany ka nampiany aho t@ fanalany ilay boxer hatr@ farany. Teo aho vao tena nahita azy mitanjaka hatr@ izay niarahako taminy na dia efa hitako ihany aza io filahiany io t@ fotoana sasantsasany hifanorokorohanay isan-kariva teo an-tokontaninay. Nosafosafoiko teo ilay filahiana ary iny ny tanany somary nanosika ny lohako hitohoka @ ilay filahiana, Avy dia nosokafako ny vavako handray izany nofo (?) na hozatra (?) na taolana (?) izany. Tsy mbola haiko tsara moa ilay manao azy fa nataoko @ izay fahaizako azy, Hitako somary nikentrona kely i Andry, hay kay tsy tokony hakasoko eo ny nifiko fa mila takonan’ny molotro sy ny lela, teo no ho eo ihany dia efa haiko @ izay ny nanova ilay fikentronana ho fikimpikimpiana anaty fahafinaretana. Niala avy teo i Andry ka nidina nankeny @ faritry ny fivaviako indray ary nanomboka nampidina ilay slip hany sisa fitafiana teny an-koditro ary dia nitohoka tao indray ny molony ; tsy haiko izay nataony tao fa feno fahafinaretana izany aho kanefa nanomboka natahotra ihany koa hoe hanao ahoana izy ity, ho tsara toy izany ve sa tsia ? harary ve sa tsia ? Handeha rà ve sa tsia ? Voaalany tanteraka ilay slip-ko ka tena nitanjaka tanteraka izahay 2 nanomboka teto. Ny nahavariana ahy, tsy nitovy t@ fiainako t@ ireo lehilahy telo hafa izay efa saika nanala ny fahadiovako ny fiainako teto fa toa natoky tena, tsy tena natahotra na dia misy ihany aza ny tahotra, asa noho izaho efa niomana ara-tsaina angaha sady efa niteny t@ Andry hoe tsy mbola nanao firaisana mihitsy. Ireo taloha manko « toa » nihevitra ahy fa efa tsy virijiny intsony ka ilay voalohany aza efa saika tonga t@ fanolanana mihitsy. Niverina nanorokoroka ahy hatrany i Andry, ny tanany tsy nijanona nisafosafo ny fivaviako. Reko indraindray ny rantsan-tanany mitady hiditra ao anatiko ka tsy nety aho fa aleoko avy dia ny filahiany no hiditra ao fa tsy ny tanany. Somary niakatra hatrany ny excitation-ko ka injao nanomboka nanokatra ny fe-ko i Andry, ny tanany ilany tsy mitsahatra mikitika ny kitsoko (clitoris), efa vonona aho, indro ilay filahiany efa mihenjana be tazako ery ambany kiboko, avy eo niha-takona ary azoko antsaina fa mifanandrify tsara @ ilay lavaka hidirany. Injao reko mikasoka kely @ kitsoko ny lohan’ilay filahiana, somary nikainkona kely aho nefa tsy nahare maharary akory satria io ilay sambany hoe nis filahiana nikasoka teo, injao nefa reko ihany ny rantsan-tanan’i Andry manohy mikitika hatrany ila kistoko ary ilay filahiany mandroso miditra faran’izay miadana ao anatiko. Nony kelikely dia reko nisy maharary ahy tao ambany tao ka nikiaka kely aho. Nijanona tsy nihetsika i Andry. Saika hiverina hivoaka izy saingy izaho ihany no nihazona azy tsy hihetsika fotsiny. Tsy nihetsika izy fa niandry izay toromarika avy amiko. Nony kelikely dia nasaiko notohizany hampidirina moramora hatrany ary dia tena narahiny tokoa sady manara-maso ny endriko izy sao mikentrona na mitaraina maharary. Farany tafalentika lalina ihany ilay filahiana ary tsapako hoe tonga hatrany @ lalina indrindra izy dia nohazoniko teo tsy hihetsika. Reko hatrany ilay maharary ahy ary reko misy ra mikoriana kely ao ambaniko ao saingy tsy noraharahiako. Nanomboka teo dia tsy reko intsony ilay fahafinaretana niainako nialoha ny nidiran’ilay filahiana fa ilay faharariana no reko. Nasaiko nihetsika (ni-pomper) i Andry ary nataony miadana tsara io saingy tsy nahitako fahafinaretana mihitsy fa naharary ahy foana tao anaty foriko tao. Raha betsaka indrindra dia ni-pompy im-polo i Andry dia nasaiko najanona, niala moramora i Andry ary feno ra ny filahiany, feno ny fandriana, naharary be ny fivaviako.
Naka aina kely izahay, namafamafa izay azo nofafàna, tsy nety nijanona ilay rà fa nitsininika hatrany. Niala nenina farany izahay, nasaiko nampidiriny indray fa tena tsy zaka eh, niala maina fotsiny, nofafana ihany ilay rà nivoaka, nampidirina ny slip, nampiasa serviette hygiénique dia nipararetra kely teo. Nisakambina ahy i Andry, tsy hitany izay natao, nanambitamby ahy izy sady niala tsiny raha naharary ahy ilay natao, samy vaovao @ taranja moa izahay na dia efa niaraka indray alina t@ vehivavy aza izy satria izaho izany no sipa virijiny voalohany « nopasahany » araka ny fiteny.
Nanatitra ahy nody i Andry, teny an-dalana izahay nifanena t@ ankizilahy mpiara-mianatra taminy fahiny tany @ secondaire ary nananihany io ankizilahy io nanontany anay :
« firy izao ny zanakareo ? »
Tena nampisy malaise be tamiko ilay fanontaniana zatria vao teo aza aho no nisantatra izany firaisana ara-nofo izany, menatra be aho ary nony avy eo nanontaniako i Andry :
« niova be angaha ny fandehako ? sao dia mibakabaka aho mandeha ? sao dia hitan’ilay namanao fa mibakabaka aho dia izay no nahatonga azy nananihany ? » Niezaka ni-rassurer ahy i Andry dia nilamina iny hariva iny. Ny alarobia nanaraka an’izay dia niverina nankany aminy indray izahay dia niverina nanao indray, mbola nisy faharariana hatrany sady nandeha ra hatrany saingy t@ izay no nahitako sperme voalohany tao anatin’ilay kapoty nanaovany. Teo izany i Andry no « nahatonga » voalohany tamiko, izaho kosa tsy naheno fahafinaretana mihitsy hatreto. Efa fanintelony na faninefany nanaovana izay vao naheno fahafinaretana aho ary tsy nahare maharary intsony ary avy hatrany dia nanomboka niovaova position ka tonga hatr@ manao eo am-bavahadinay @ 8 ora alina, efa tsy misy olona andrasana hody intsony tao an-trano.
Aty ivelany izahay izao, nisy fotoana ni-célebrer ny andro niarahanay voalohany dia nandeha restaurant izahay roa irery, niresaka ireny premières fois ireny, niresaka ny hadalana vita, ny fampirafesana natao sns… nahateny aho t@ izay hoe « t@ ireny voalohany niray ara-nofo ireny raha nihoatra ny iray volana ka tsy nahita fahafinaretana aho dia efa vonona ny hisaraka taminao satria tsy hitako mihitsy izay ilàna azy raha izany ». T@ fampirafesako kosa dia nitsotra izy fa nahafaly azy izaho nahasahy nanao izay dingana izay mba « mahita fiainana » hoy izy sady nampiany ilay hoe « tiako ho hita mihitsy ndri manao @ lehilahy hafa fa mi-exciter ahy na mieritreritra an-dry hoe nanao t@ bandy hafa » ary nanontany mihitsy izy hoe mbola vonona hanao @ lehilahy hafa ve ? dia nekeko hoe mbola vonona hamerina aho saingy ilay mampahafantatra anao na jerenao tsy mety amin’ny saiko mihitsy hatreto »
Nifanarahanay farany:
- izaho afaka manana sipa ka (faniriany raha) ampahafantarina azy ny fisian’ilay olona na tsy aseho azy aza ary
- izy avelako miaraka @ vehivavy hafa ihany koa saingy tsy mahazo mitantara aty amiko izay ataony any satria tsy ho zakako.
Hatreto aloha tsy nisy notanterahana izany fifanarahana adala be izany.