Ity ary ny tohiny izay efa nandrasanareo hatry ny ela.
Vao tonga tao am-piasana aho ny ampitso maraina, avy nanao tour niarahaba ny mpiara-miasa rehetra, nametraka telephone teo @ birao dia tsinjoko nisy SMS tonga tao. Tsy tonga dia novakiako ilay message fa napetrako daholo ny entako rehetra, narehitro ny ordinateur, nanomboka namaky mail vitsivitsy aho no tadidiko tampoka ilay SMS.
- « Bjr, j’ai bien aimé ce que nous avons fait hier, j’aimerais bien refaire quand tu veux, où tu veux »
:) fotsiny no namaliako azy. Raha mba fantany manko ny stress niainako t@ nandeha nody omaly hariva, saingy tsy hitako izay antony hiresahako an’izany aminy. Tonga @ ilay fitenenana hoe “Inona akia no hidirako?”, moa tsy zazakely aho ka hoe nentiny tsy sazoka ary afaka nanda aho na ni-annuler ilay RDV saingy tsy izany no nitranga ny omalin’iny.
Nony atoandro, lasa nisakafo t@ toerana fisakafoanako mahazatra aho, sambany tsy niaraka t@ mpiara-miasa fa ireo nanana programme shopping, nisy SMS niditra indray.
- Afaka antsoina?
- Oui, afaka
Naneno ny phone:
- Ca va ndri?
- Ca va kah, ary enao?
- Ça va, fa tany amin-dri foana ny eritreritro depuis omaly avy nanatitra iny
- Zany? De inona hono no tao an-tsainao
- Hoe tiako haverina iny fotoana iray iny raha tian-dri
- Zany an,
Dia nanohy niresaka teo I Alain. Nanomboka teo dia toy ny nanana fahatokisana azy izany aho. Olona manana tact izany izy rehefa miresaka. Hatreto dia tena hitako hoe tsy olona mikasa hanimba ahy izy, izay promesse noteneniny Tamiko hatreto dia nohajainy: Aorianan’ny ora fiasako tsy misy na SMS iray aza miditra @ telephone-ko, mandefa SMS izy @ ora fiasana ihany mialoha ny hiantsoany ahy toy ny vao nataony teo, ilay frais taxi no-rembourser-ny tokoa ary izaho nateriny tsy taraiky be loatra tany an-trano. Matahotra ihany anefa aho satria tsy hay izay any ambadiky ny eritreriny, sao dia psycopathe? Sao dia…? Sao dia…? Be dia be ny fanontaniana tao an-dohako saingy plus aho miresaka aminy plus toa niha-tony, nanana fatokisana be azy izany, lasa nananihany azy indray aza aho nony avy eo ary reko fa tsapany izany sady hoy izy
- Otrany crispée zany ndri omaly nefa zao ndri manala azy be. Fa nisy inona?
- Tsisy na inona na inona kah, nilamina be ny asako androany dia izany no mahafaly ahy
- Ah, okay, sao mba afaka alaiko indray indri rahampitso hariva (zoma alohan'ny krisimasy io andro io) @ izay ora mahaafaka an-dri.
Tsy haiko izay nahazo ahy fa toa nidoboka be tampoka teo ny foko naheno izay fangatahany izay. Tsy nidoboky ny tahotra na ny stress fa toa nidoboky ny hafaliana izany, toa te-hamaly avy hatrany hoe “ok” saingy tsy ho sahiko ny handeha ho any aminy raha hariva be satria possible ho alina be vao tafody raha izay.
- Aleo handamina ny fotoanako aho dia teneniko aminao, fa ho aiza anefa?
- Aty an-trano na mandehandeha raha tsy tian-dri aty an-trano.
- Andraso fa teneniko eo eh
Dia nanohy nisakafo aho ary avy eo niverina niasa. Niantso client iray aho nangatahako RDV raha afaka mankany aminy aho ny ampitso tolakandro. Niteny ilay client fa afaka mankany aho nefa mety tsy afaka hiresaka haharitra fa mety manana RDV koa izy. Raikitra ny fotoanako fa @ 14h ao @ ilay client. Nanao tatitra kely tany @ tale aho ny fisian’io fotoana io. Niteny ny tale fa tsy afaka entiko irery ny fiaran’ny fiasana fa maromaro izahay no manao déplacement any @ clients ka homeny frais hiverenana taxi fa aterina any @ izay alehanay avy izahay.
Nantsoiko I Alain nony avy eo:
- Amin’ny firy no afaka ianao?
- Miankina @ ndri fa za ange akia chomeur eh? Afaka alaiko any indri raha tian-dri
- An, an an kah, manana RDV client aho rahampitso hariva @ 14h dia izay ihany ny RDV-ko dia tsy miasa intsony après sady ny andro efa fety be
- Okay, dia alaiko any @ le client ve ndri sa…?
- An an an kah, tsy lavitra anao le client fa antsoiko enao rehefa mivoaka avy ao aho.
- Okay, raikitra
Tonga ny zoma. Robe droite somary fohy hatreo @ manasa-pe sady manara-batana be tsy misy tanany izay no nanaovako, niampy kiraro avo fitondrako rehefa mitsidika client, matetika ajanoko ao am-piasana aza io kiraro io satria indraindray misy RDV urgent any @ client dia mila mivoaka haingana.
Tsy naharitra tokoa aho tao @ ilay client fa niandry azy no nahataraiky ahy fa nanana olana izy. Niresaka vetivety izahay dia nanao impression-na document maromaro hoentiko any am-piasana izy ary dia tena niala tsiny fa tsy ho afaka hiresaka maharitra fa mila mankany @ ville hamonjy biraom-panjakana. Tsy nasiako olana io, izaho tsy very andro fa toa vao mainka faly fa hihaona @ Alain indray.
T@ 14h30 aho tafavoaka avy tao ary avy dia niantso an’I Alain.
- Allô, efa ao angaha enao?
- Fa aiza ndri? Halaiko any?
- An, an, an kah, dans 5 minutes aho dia afaka tonga eo aminao.
- Okay, tonga dia mi-sonner fotsiny ndri dia vohain’I Ramaria
Tonga teo tokoa aho dia ni-sonner. Nisokatra ilay vavahady kely ka Ramaria no niarahaba ahy.
- Manahoana madama, mandrosoa fa ramose efa ao
- Manahoana Ramaria, misaotra
Dia nandalo ilay zaridaina kely aho ary niditra avy hatrany tao @ salon. I Alain no efa niandry ahy teo am-baravarana. Nifanoroka t@ takolaka.
- Izay aloha izany ramose fa handeha @ izay aho. Rahampitso maraina indray aho tonga eo manasa lamba sy mipasoka, hoy Ramaria
- Misaotra Ramaria ah, rahampitso indray izany.
Vao nidify t@ vavahady Ramaria dia nifampijery kely 2 segondra izahay sy Alain dia nifanatona sady nifanoroka be toy ireny zatovo mpifakatia vao sambany irery tsy misy olon-dehibe ireny. Naharitra ity fifanorohana ity, saika tsy nijanona raha tsy nilatsaka niparitaka t@ tany ireo dossiers vao avy nalaiko tatsy @ ilay client.
Niondrika I Alain nanangona azy fa izaho kosa mbola variana nijery azy teo, izaho moa sahirana niondrika noho ilay kiraroko avo be ka ny hany nataoko dia nametraka ny poketrako teo @ ilay canapé teo akaiky teo.
Voaangon’I alain vetivety ireo dossier tafaveriny tao anatin’ilay chemise dia nanomboka nitraka izy saingy niadana hatrany ny fitazanany ny tongotro, ny ranjoko, niakatra teo @ fe ary hitako mitazana ny elakela-peako sady niteny:
- Tsara bika ange indry ity eh
- Aiza akory fa mba manao metimety rehefa mankany @ client.....
- sy rehefa mankaty @ client taloha koa eh?
- Enao maditra an
Nitsangana izy dia napetrany teo akaikin’ilay poketrako ireo dossiers dia niverina nanoroka ahy indray izy, niampy safosafo nifamaly teo aminay. Asa izay nahazo ahy fa avy hatrany dia nosintoniko hivoaka ny patalohany ny lobaka nanaovany ary novahako koa ireo bokotra sisa tsy nihidy. Teo aho vao nahatsikaritra fa hay misimisy nofo tsara ny tratrany sy ny sandrin’ity Alain ity saingy tsy tsikaritro io afak’omaly. Tsy mahagaga raha lany manao miaramila izy. Izaho mbola variana kely mijery azy iny no noraisiny t@ tanany 2 indray ny takolako ary dia nitohoka be teo @ molotro indray izy ary dia nosafosafoiny ny sofiko, nivadika moramora tany @ lamosiko ny tanany iray ka reko nidina moramora ilay fermeture tao an-damosiko tao.
Nidina nitingitingina indray izy nisafosafo ny fe-ko avy teo ambonin’ilay robe manara-batana, ary injao reko ny tanany iray mikasika ny elakela-pe-ko ary miakatra moramora manakatra ny fivaviako izay efa tsapako fa manomboka mando. Nosokafako kely ny fe-ko hahafahany misitraka tanteraka izany ary injao tokoa nahiliny kely ilay slip nanaovako ka reko nisy rantsan-tanana roa niditra tao anaty fivaviako. Sady excitée aho kanefa tsy tena à l’aise noho ilay kiraroko avo mbola teny an-tongotro ka mitady tsy hahatazona equilibre. Nitsangana indray I Alain nanohy nampidina hatr@ farany ilay fermeture. Noesoriny ilay akanjo ka akory ny hatairany tsy nahita soutif tao anatiny.
- Hain-dri mihitsy ny manao surprise ho ahy an
- Surprise ahoana?
- Avy dia tsy nisy inon’inona ato
Marina ny azy, raha niakanjo aho androany maraina dia nieritreritra ny zavatra mety hitranga miaraka aminy kanefa nila nijery ny programme-ko miaraka @ client koa sy ny ao am-piasana. Izany rehetra izany natambatra no nitarika ahy hiakanjo toy izao mba ho mendrika ety ivelany moa ho mora koa ny fanalana ny akanjo …. raha ilaina.
Niborotsaka hatreny an-kitrokeliko ilay robe kanefa ny molotray tsy mbola nisaraka, ny tanany mivezivezy @ faritra rehetra hitany maha-excitée ahy. Nisitrika moramora tao anaty slip-ko indray ny tanany ilany nikitika ny clitoris-ko, hany ka nisento tokana indray aho, nandritra izany dia tafidiny hatreny an-kitrokely indray koa ilay hany sisa lamba teny an-koditro. Izaho anefa tsy nipetra-potsiny koa t@ io fa efa voavahako ko any patalohany ery efa nanomboka nampidiniko koa saingy navelako teo ilay boxer tao anatiny ary efa tazako mihenjana sahady tao anatiny tao koa ilay fitaovam-pananahany efa liana ny hiditra aty amiko.
Niala teo izahay ary nizotra indray nankany @ trano fidiovana. Izaho no niditra mialoha tao @ cabine de douche ary nanaraka mora fotsiny izy, tsy nataony par surprise toy ny afak’omaly, moa izaho koa efa nanampo izay hiseho: Sady nifanondraka rano izahay, nifanosotra savony, tsy najanony ny rano nanondraka anay teo ka dia lena tanteraka ny loha sy vatanay manontolo. Indraindray mipetraka i Alain minono ny fivaviako ao, indraindray izaho no mandohalika minono sy mi-masturber ny filahiany. Rehefa izy no ao ambany ao dia satriko ery tsy hiala ao fa tazoniko eo ny lohany. Nisy fotoana aho nobatainy dia nofatorako t@ tongotro ny valahany, nahankiny t@ rindrina aho ary dia nampiakariny kely hampidirany ny filahiany ao amiko. Reko nidona kely tany @ col-ko mihitsy ilay filahiany. Vao tafiditra iny dia tsy nihetsika teo mihitsy aloha izahay. Izaho tena namatotra mafy ny valahany @ tongotro, ny tanako mihodina mifandray any ambadiky ny hatony any. Izy toy ny maka bahana kely izany angamba, nony avy eo nataony niaka-midina aho mba hihetsehan’ilay filahiana ao anatiko ao. Tsy dia tena naharitra teo aho satria na ny fe-ko na ny sandriko mamihina azy samy vizana. Farany aho nampidininy ihany dia najanona ny rano, nivoaka aho ary nifafa teo anoloanan’ilay lavabo manatrika ilay cabine sady mijery fitaratra. Niverina nanao ilay kiraro avo indray aho, Tazako koa I Alain nifafa tao aorianako tao ary nony avy eo dia nanatona ahy indray izy nanoroka moramora ny soroko, ny hatoko, ny sofiko, hany ka nangoritsina tanteraka indray ity izaho sady nitraka no nikimpy. Mazava ho azy fa tazan’i Alain teo @ fitaratra ny endriko na tsy nanatrika azy aza aho, hany ka nohararaotiny iny fahalemeko iny nanakisahany ny tongotro hisabaka kely, Nasainy niondrika kely aho dia reko injao indray ilay filahiany fa niditra tao anaty fivaviako ary dia nanomboka ni-pompy teo izy, izaho kosa tena nahatsiaro fahafinaretana tsy haiko lazaina izany, somary misafo ny lava-bodiko angamba ilay filahiana rehefa mandroso-mihemotra ao na ny tanany no mety manafosafo ao ka reko nisy sensation tsy mahazatra ahy izany kanefa tena mampiakatra fahafinaretana be. Mora t@ Alain io nataonay io noho ilay kiraro avo nanaovako ka nampifanandrify tsara ny haavon’ny fivaviako t@ haavon’ny filahiany. Niha-haingana ny fihetsik’I Alain teo ka voatery namikitra mafy t@ lavabo aho sady mijery fitaratra ihany, adino tanteraka ilay fahamenarana 2 andro talohan’io fa toa mijery film X aho mahita anay ao anaty fitaratra, ny nonoko mihontsakontsana sady safosafoiny ihany mandritra izany, izy kosa manovokovoka mafy ery ao. Nony kelikely dia nijanona izy, navoakany indray ilay filahiany dia nitodika aho saika hijery hoe fa misy inona, no nohazoniny t@ tanany ilay filahiana mihenjana be, toy ny miteny amiko hoe “io mba karakarao”
Nitingitingina indray aho ninono ity filahiana mihenjana be ity. Somary sadaikatra ihany aho satria sao ho tonga ny azy ka ho lasa any am-bavako any, kanefa notohizako ihany aloha ny finonoana azy. Teto aho vao nisotro ny tsiranoka avy tao anaty fivaviako tavela teny @ manodidina nyh filahiana hatr@ izay niainako, tsy hoe tsara akory fa toa tena natao am-pitiavana dia tsy nampaninoa ahy.
Nitsangana aho avy eo niteny taminy hoe vizana aho @ ity kiraro ity fa aleo mifindra ary, dia lasa namonjy ny fandrianany indray izahay. Ny zavatra tsikaritro voalohany teo dia tsy teo intsony ilay sarin-janany.
- Fa nankaiza ilay sarin-janakao?
- Manahirana be ahy mahita ilay sariny eo nefa tsika sy ndri eto am-pandriana, otrany hoe mahita antsika sy ndri izy de hafahafa be @ saiko dia naleo nampirimina
Nitsotra teo am-pandriana aho, somary naka aina kely sady nihorirana. I Alain kosa avy tao aorianako tao mbola nanorokoroka sy nisafosafo hatrany ny vatako, toy ny mandrefy ny courbure-n’ny vatako mihitsy ny tanany sy molony. Nony kelikely injao reko ny tanany teo anelakelaky ny lohaliko niezaka nampisabaka ahy, tsy nanohitra aho fa navelako hosokafany ary avy eo naforiny nankany aoriana ny ranjoko ka nipetraka teo ambony feany ary injao sahady ny filahiany fa niverina niditra tao anatiko indray. Nanomboka ni-pompy ahy indray izy sady misafosafo ny nonoko ny tanany anankiray izay nisitrika tao ambaniko, moa ny iray mihazona ny tongotro hisabaka hatrany.
Nanomboka nikiakiaka kosa aho teo satria tsy aritro intsony ny hiaina izany fahafinaretako izany am-pahanginana, nifangaro ny kiakiaka sy ny fisefosefoana teo aminay, niampy phrases vitsivitsy
- Tiako be, tiako be zany ataonao ahy zany
- Je sais que tu aimes ça, c’est pour ça que je ne te laisserai plus te reposer aujourd’hui
- Vas-y fais-moi toujours jouir comme tu le fais là!
- t’inquiète pas chérie, on a tout notre temps
Afaka kelikely, niala i Alain dia nasainy nandady (4 pattes) indray aho. Vao tafandady aho dia injao sahady ny filahiany tafiditra tao anatiko indray sady nanohy ni-pompy avy hatrany izy. Mandritra izany injao ny rantsan-tanany iray toa mifandimby mikitika ny fivaviako feno tsiranoka sy ny lava-bodiko. Vao mainka nampiakatra be ahy ilay izy sady nanotany ihany aho
- tu fais quoi?
- Je te ferai plaisirs si tu veux
Azoko antsaina ny tiany hahatongavana saingy tsy nety Tamiko.
- Tu peux jouer avec mon trou de cul avec ton doigt ou ta langue mais tu ne le pénètres pas stp, même pas tes doigts, hoy ihany aho sady mbola misefosefo hatrany
Tsy nanao reaction i Alain fa notohizany nohosorana ilay liquide avy @ fivaviako ny lava-bodiko no sady nanohy ni-pompy ahy ihany koa izy.
Voakorontako mihitsy ilay ondana sy traversin teo am-pandriana namikirana satria dia mahery setra be ny fihetsik’I Alain kanefa dia zakako tsara, tsy maharary fa fahafinaretana be aza no azoko.
Niala indray izy ary avy dia nahodiny hidaboka @ lamosina indray aho, nohingainy ny tongotro 2, nahankiny teo @ sorony, hany ka nisabaka teo indray aho, ny fitombenako miakatra tsara hatreo @ filahiany dia iny indray izy nampiditra ilay bibitiny tao anaty foriko. Teo dia reko tena nilentika be mihitsy ary isak’izay miditra ilay izy dia midona any @ col ka nahare naharary kely aho. Noezahako notoherina kely izy rehefa mampiditra mba tsy harary, azony an-tasina ilay fihetsiko dia nataony niha-moramora ny fihetsiny ary tsy nilentika lalina izy. Tsy nijanona ny excitation-ko nandritra izany ary tsy haiko intsony hoe impiry aho no ni-jouir hatreo satria matetika mangovitra otrany tsy mahavita miaina tsara aho moa reko toa miketoka matetika ilay filahiany koa ny vagin-ko. Navelan’i Alain nilatsaka ny tongotro ilany fa ny ilany mbola nohazoniny teo an-tsorony teo hatrany, somary nihorirana indray izany aho teto ary teo izy sady mijery tsara ny foufoune-ko ao idiran’ilay filahiany lava be, vao mainka niakatra be ny excitation-ko ka tena voaketoka mafy mihitsy ilay filahiana tao ary ny vatako mangovitra be hatrany, ny hatsembohako mipatrapatraka kanefa toa tsy mahatsiaro valaka mihitsy aho fa mbola mitady hatrany.
Niala I Alain ka nitsilany teo akaikiko ary avy hatrany dia nasainy niakatra teo amboniny aho. Toy ireny hitaingina moto ireny aho nitingitingina saingy nokendreny kosa ny filahiany hiditra ato anatiko dia nipetraka kely teo amboniny aho. Reko midona @ col indray ilay filahiana saingy tsy naharary satria nipetraka mora aho t@ io. Nanomboka niaka-nidina indray aho teto, ny rantsan-tanako mifamatotra @ rantsan-tanany, niharina kely izy ka ny molony manenjika ny nonoko miaka-midina eo ambany masony eo manaraka ny fihetsiko. Somary vizana ny lohaliko @ ilay fihetsika ka niato kely aho ary izy indray no nanohy niaka-midina teo ambaniko teo ka ny tanany mihazona ny vodiko tsy hihetsehako. Toa mifandray ho azy izany ny eritreritray na koa efa pro be izy ka fantany hoe rehefa inona no mifamadika ny rôle.
Nijanona kely aho niala dia nasainy nihodina nanome lamosina azy indray ary nasainy nipetraka teo amboniny ihany. Nohazoniny tsara ny fitombenako ary nampidininy moramora hidiran’ilay filahiany indray tao amiko. Nahankiny t@ kidoro tsara ny kihony anankiroa hihazonany ahy tsy hihetsika ka dia izy no nanohy nihetsika niaka-nidina teo, nahazo aina be aho teto satria toy ny mipetraka ambony seza kanefa misy filahiana manome fahafinaretana tsy lany miditra ao amiko ao. Niteny Alain ihany anefa aho hoe otrany miavona be aminao aho toy izao manome lamosina anao izao fa tiako ihany le mahita anao. Dia niverina nifanatrika izahay, I Alain mipetraka tsara ambony ondana, izaho mipetraka eo amboniny, ny filahiany ao anatiko, ny tongotro miverina mamatotra ny valahany, toy ilay tao @ douche teo saingy samy mipetraka izahay. Teo aho tena excite farak’izay zokiny araka ny fitenenana ka mbola nanodinkodina ny valahako hikasihan’ilay filahiana @ faritra rehetra tiako ao anatiko ao. Voakasika im-betsaka ny teboka G angamba ka miverimberina manao spasme mihitsy aho indraindray, mitady ho safotra, tsemboka be, mikiakiaka kanefa tsy te hanajanona fa tohizako hatrany.
Farany navadik’I Alain aho hitsilany ka niakatra teo amboniko izy nanao toy ny fomban-drazana, nosokafako be ny feako hidirany dia niditra izy, nifanoroka be foana izahay, afandimbiny ny oroka any @ sofiko, tendako sy ny eo @ molotro, ny nonoko koa tsy adinony mihitsy. Nanomboka somary nitrena I Alain ka ninoako fa efa ho tonga ny azy dia niezaka nankafy hatrany teo aho. Nangovitra be @ izay izy ary dia reko indray ilay tsiranoka mafana be nameno ny aty foriko, miampy coup de rein toy ny manao tsipaky ny miala aina kanefa tena intense be. Nijanona teo nandritra ny 15 minutes angamba izy namarana izay goutte farany avy any aminy tany, niampy contraction an’ilay filahiana izay mandona hatrany ny point G -ako. Tsy nitsahatra ny orokoroka sy ny safosafo nandritra an’izany niampy tsikim-pahafinaretana teo aminay.
Toy ny lamba aho teo fa tena nalemy be, tsy nahahetsika intsony, mbola misitraka fahafinaretana be. I Alain no naka jus tany anaty frigo tany dia nomeny eraky ny verre aho, izy koa nisotro rehefa avy nifandom-bera izahay sady niteny izy “a nous deux”
Teo aho vao taitra fa efa @ 16h30 ny andro, Adiny firy izany izahay nanao teo? Tsy fantatro, ny hany fantatro dia henika fifaliana aho tamin’iny tsy toy ilay 2 andro talohan’io. Nangataka taminy aho raha manana sechoir izy satria ahoana moa no handehanako hody @ ity volo mikorontana lenan’ny rano sy hatsembohana ary voakorontana teo am-panaovana teo ? Lasa aho naka douche, nanamaina sy nandamina ilay volo, tsy natao tena nilamina be koa satria manjary hafahafa hoe ahoana koa ity andro zoma hariva be nefa ny volo toy ny vao namboarina.
Toy ny t@ farany, naterin’i Alain teo @ toerana zary efa nahazatra indray aho. Tany aminy foana ny saiko iny alina iny, Nanda an-dramose aho raha mba nangataka hanao tamiko izy fa nolazaiko fa tonga regles aho (Izy moa tsy manisa ny androko ka dia nino tokoa) Ny tena nahalasa ny saiko dia hoe raha toy ireny foana no hitranga dia ho tamana any @ Alain aho ary hanadino ity vadiko. Moa izahay tsy mampiasa fiarovantena, izy miaramila mivoaka any ivelany any matetika, mba salama tsara ve sa tsia? Izany rehetra izany no nibahana tao an-tsaikonandritra iny faran'ny herinandro iny ka tapakevitra aho fa ampy izay, tsy hamerina intsony fa efa nahazo ny faratampony (angamba).
Taty aoriana, isaky ny manasa ahy hiaraka aminy i Alain dia laviko sady noteneniko hoe aleo hilamina fa mitady ho tratran-dramose ilay tantara. Tsy naninona I Alain, voamarina fa tena respectueux @ vie privée-ko izy tsy manimba fa niteny tamiko fotsiny hoe fais-moi signe quand tu veux me voir. Tsy nitady azy intsony mihitsy aho na dia mbola mahatsiaro aza satria sao manimba zavatra. Izy kosa mbola mandalo tsindraindray tao am-piasana mandra-pifindrako toeram-piasana lasa tany @ foiben-toeran'ny orinasa fa tsy tany @ rantsana intsony.
Vita tompoko dia misaotra mankafy