Raha liana @ fiandohan'ny tantara ianao dia mila mamaky ny post "Ilay faharoa - Tapany voalohany"
Naharay SMS aho nony harivariva nialoha ny hodiako
- Nahafinaritra ahy iny fiarahantsika androany iny. Tiako raha mbola nitohy
- Novaliako smiley nitsiky fotsiny fa efa saika novaliako hoe “Izaho angaha no nanapaka ilay fiarahana teo” saingy mba mody diplomate koa aho.
Nandeha ny andro vitsy, tsy nahenoana vaovao I Alain. Indray maraina tazako tao @ birao mifanila amiko izy miresaka @ collegue-ko. Tany an-tsaiko hoe handalo eto io androany.
Tsy nisy 15 minutes tokoa dia io efa tazako mipetraka tsara @ seza fiandrasanMny olona manana RDV amiko izy. Vao nivoaka ilay olona noraisiko dia iny izy nitsangana nandondona sady nanontany raha afaka miresaka kely. Mbola afaka 20 minutes moa ny RDV-ko manaraka ka dia nasaiko niditra izy. Nandamina ilay dossier an’ilay olona farany teo aho dia nanontany azy:
- Inona no azo atao anao tompoko?
- Aza asiana Tompoko izany kosa entre antsika eh
- Ianao ange client-nay dia asiana fanajana eh, hoy aho nananihany ihany
- Afaka miaraka ve tsika sy ndri rahampitso hariva avy miasa ndri?
- Miaraka ho aiza ?
- Izay tian-dri kah, maddened, mande misotro lasopy na tsy haiko…
- Aterinao mody nefa za avy eo an
- Ateriko ndri fa aza matahotra. Alaiko eto ndri @ firy?
- Aleo aloha hijery ny programme-ko aho satria za manana rdv any @ client rahampitso hariva nefa mbola mila mandala aty am-piasana avy any satria misy zavatra ilain’ny tale entiko avy any.
- Aviseo fotsiny aho raha ok ndri
Dia lasa I Alain rehefa avy nifanao veloma sy nifanoroka teo @ takolaka izahay. Tsy mbola nirava akory dia efa nilamina ny asako ary nandefasako SMS indray izy. Ok pour demain fa antsoy izao raha malalaka ianao.
Naneno ny phone
- @ firy ndri no afaka alaiko ao?
- Ho aiza anefa eh?
- Maninona raha mankaty an-trano dia aty miala hetaheta?
- Aleo tsy alainao eto aho aho fa manahirana ho’aho
- Sa ndri afaka mandeha taxi de rembourser-ko refa tonga aty?
- Ok ary, tsy maninona.
Jour J :
Efa tafaverina avy nanao visite client aho ary avy nanao tatitra t@ directeur-nay. Rehefa avy mivoaka any @ client izahay dia mba afaka mirava aloha. Nialoha ny hiaingako dia anndefasako SMS i Alain:
- Efa ao angaha ianao fa efa afaka miala aty aho izao.
- Oui, Vao tonga ato an-trano aho. Ataovy eo @ Epicerie “M…….” no mandeha ny Taxi-andri fa andrasako eo indri.
- Ok
Sady nangovitra ihany aho no nanontany tena:
- Inona ity ataon-dri ity ry Felantsoa? Lehilahy efa fantatra fa divorcé no mi-inviter an-dri ho any an-tranony dia handeha tokoa indri.
Nifamahofaho teo ny tahotra, ny henatra nefa tao ko any faharisihana hoe handeha ihany aho.
Tafiditra tao anaty taxi aho dia nandefasako sms indray izy:
- Efa ato anaty Taxi Peugeot 205 fa tsy haiko ny numero-ny.
- Ok, dans 30 minutes eo ndri de efa tonga aty de efa eo @ ilay épicerie aho mandeha @ ilay Golf ihany.
Niha-nangovitra ihany aho, inona no hitranga? Ary raha misy mahita moa na tratra moa aho @ izao dia ahoana? Noezahako hojerena eo @ rétroviseur ihany ny endrik’ilay chauffeur Taxi sao sanatria chauffeur mahazatra anay mivady ka hivoaka eo ny tantara any aoriana any. Nojereko t@ fitaratra kely tao anaty poketrako ny tarehiko dia toa tera-tsemboka izany, te-hiteny @ ilay chauffeur aho hoe aleo miverina nefa tsy sahy indray. Miherikerika matetika mitazan-davitra sao sanatria misy fiara manaraka anay fa tsy nahatsikaritra hatreto. Toy ny adiny 3 angamba no nahitako ny fahelan’ny trajet-nay kanefa tsy mbola tonga teo @ ilay épicerie akory dia efa tazako avy ery alavitra ery sahady ilay Golf manga. I Alain ao anatiny miankina tsara @ repose-tête ny lohany, mihaino mozika angamba. Nasaiko nijanona lavidavitra ilay Golf ilay taxi mba tsy ho hitany aho hoe hamonjy ilay fiara rehefa avy eo. Naloako ny frais dia nandrasako handeha lavitra izy vao iny aho namonjy an’i Alain. Nifampiarahaba, nifanoroka teo @ takolaka dia nifanatsafa sady novelominy ny fiara dia nanainga izahay.
Tsy nisy 5 minitra dia tonga tao aminy izahay. Tanana mifefy tamboho avo be, misokatra par télécommande ny garage fidiran’ny fiara fa tsy lavitra eo misy vavahady kely toy ny porte de service fidiran’olona. Niditra tao @ garage izahay, nohidiany ilay garage dia niditra avy hatrany tao an-tranony. Manana mpanampy vavy efa lehibe izay izy ary nantsoiny:
- Ra-Maria ah, rehefa vita daholo ny ataonao dia afaka mody ianao dia rahampitso indray
- Misaotra ramose, efa vitako ao ny laokanao rahariva sy ny sakafo rahampitso maraina fa mamana azy fotsiny enao.
- Ok, Hidio tsara ny vavahady ao rehefa mivoaka enao.
- Veloma ramose, veloma madama
- Veloma Ra-maria hoy aho namaly tsy sazoka
Lasa i Ramaria. Dia nanatona ahy I Alain ary avy dia nanoroka. Tsy hitako izay natao fa dia novaliako fotsiny ilay oroka kanefa tao anaty tahotra hatrany. Ny poketrako mbola teny an-tanako hatreo. Noraisny ilay poketrako dia nasainy nanao izay hampa-à l’aise ahy aho. Nipetraka teo @ canapé ary no-proposer-ny zava-pisotro isan-karazany saingy tsy nety naka fa rano mangatsiaka ihany hoy aho. Nanokatra Eau-vive iray izy ary nanome verre ahy dia mampidinany tao @ ilay verre. Izy kosa naka Jus d’orange @ brique ireny nampidininy tao @ verre-ny.
- Maka taille angaha ndri no tsy mety misotro jus sucré?
- An an an, mangateta be fotsiny aho
Raha mba fantany manko fa tena tsemboka mihitsy aho teny ambony taxi teo, nisy ny hafanana fa tena nisy koa ny tahotra. Inona akory no teo fa hoy izy mantsy ahy rehefa avy nifandom-bera izahay, raha mafana be ndri dia atsy ambadika atsy ny douche afaka mandro indry hanalana hatsembohana fa nafana iny andro androany iny. Misy serviette madio mivalona koa ao anaty placard ao dia makà hifafan-dri.
Tena tsy sahy nandeha aho fa mbola mody hoe te-hisotro rano dia nijanona teo. Nony kelikely anefa dia niverina nanoroka ahy indray izy sady nanomboka nisafosafo ny faritra rehetra maha-taitaitra ahy (nono, hatoka, sofina, fe, sns…) ary nanomboka nanala ny akanjo amboniko cardigan tsy misy tanany nataoko ambony T-shirt. Nanomboka tsy à l’aise tokoa aho, asa noho izaho mipetraka @ canapé ka dia somary niharina aho fa iny no nohararaotiny nisintonana ahy hitsangana dia nitohy teo ny fifanorohanay toy ireny tanora mpifankatia vao niaraka ireny. Tafiala nilatsaka t@ tany ilay cardigan ary nanomboka nisafo ny nonoko avy ety ivelan’ny T-shirt indray izy. Tsy nahavita na inona na inona aho satria tena sambany @ fiainako izao tranga izao hoe lehilahy hafa no miezaka manala ny akanjoko fa tsy ilay vadiko. Voaalany ny t-shirt, voaalany ny soutif ary dia nanomboka nisafosafo sy ninono ny loha-nonoko izy, sady naheno fahafinaretana kely aho kanefa ny tahotra mbola tena nanenika ahy ka tena tsy nahahetsika mihitsy. Nony av yeo novahany mora ny patalohako dia naborotsany avy hatrany. Hany mba vitako teo dia nanala ilay kapa kely misy talon nanaovako hahafahan’ilay pataloha hiala tanteraka sady mbola lasan’eritreritra ihany:
- Ô ry felantsoa ah, inona ity ataon-dry, indri indray ity no manampy ilay olona hampitanjaka an-dri
Vetivety dia lasa izay eritreritro izay satria niteny mora Tamiko I alain hoe andao haka douche tsika sy ndri fa mafana be ny andro. Izaho moa noho ny tahotra hatrany dia tsy nahateny fa dia toa nanarak’efa fotsiny nanaraka azy hatrany @ salle de bain
Misy lavabo iray eo anoloanan’ny fitaratra iray lehibe eo ankavia raha vao tafiditra ao @ ilay efitrano ary eo ankavanana misy ny cabine de douche lehibe iray koa ary varavarana fitaratra mikorisa ireny no fidirana ao. Manatrika ny nfidirana kosa ny WC ka eo anelanelan’ilay WC sy cabine de douche no misy ilay placard lazainy fa misy ny serviette. Tena nisy serviettes madio sy mivalona tsara maromaro tokoa tazako teo.
Niverina nanoroka ahy indray I Alain sady noesoriny moramora ny hany fitafiana sisa tety amiko, dia ilay mini slip fotsy sisa tavela avy tary @ salon. Nobitsihany aho hoe andrasany eo hono aho raha te-haka douche. Dia lasa tokoa aho niditra tao nandefa rano. Niezaka ny tsy handena loha aho ka nanomboka nandefa ny rano nanenika ny vatako. Najanoko kely ilay rano ary nanosotra savon liquide iny no niditra tampoka I Alain efa niboridana tanteraka ary tsy sahiko nolavina akory, moa izaho koa somary taitra be nahita ny filahiany efa mihenjana be ary tena lava be miohatra @ an’ny vadiko saingy somary marotsaka kosa raha ny fijereko azy. Avy dia nosafosafoiny ny vatako efa misy ranon-tsavony, no nasainy notondrahana rano koa ny vatany. Nataoko izany kanefa mbola menatra hatrany aho ary tena boramena be tokoa. Notondrahany rano ny vatako nony avy eo ary nanomboka nidina ninono tao @ fivaviako tao I Alain. Tsy nahahetsika aho fa dia nijaridina teo sady nitazana teo ivelany, Indro tazako @ ilay fitaratra etsy ampita ny sarinay manjavozavona ao anaty cabine ka toy ireny @ film ireny no hitako. Izaho mandritra an’izany asainy misafosafo ny lohany dia ataoko tsy sazoka hatrany.
Nitsangana I Alain dia nalainy ny tanako hisafosafo ilay filahiany ka akory ny hatairako fa mbola misy mihoatra lavitra be ny tanako ny halavan’ilay filahiany. Tao aho vao tonga saina hoe hahazo zavatra lava be ity ndri androany ry Felantsoa.
Tsy naharitra teo izahay fa notaritiny aho hivoaka ary nofonosiny tao anaty serviette iray nalainy teo akaiky teo dia nofafany manontolo ny vatako, izy koa nifafa ary nisikina ilay serviette avy nifafany dia nentiny namonjy ny efitrano fandriany aho. Niakatra teo am-pandrianany aho dia nidaboka sady notazoniko ilay serviette. Izy kosa rehefa tonga dia noesoriny avy hatrany ny serviette teny aminy ka teo aho vao tena nahita ny halavan’ity fitaovam-pananahany. Noheveriko fa @ film mamoafady ihany no misy toy izay fa hay tena misy any @ olon-tsotra. Nitsotra teo akaikiko iasy ary dia niverina nanoroka ahy indray sady namaha tsimoramora ilay serviette nirakofako. Tena vao mainka aho natahotra satria tsy toy izao mihitsy no nahazatra ahy fa fohifohy saingy ny tsy dia nampaninona ahy dia izy marotsaka fa tsy goavam-be toy ireny maintihoditra be mpilalao x ireny. Teo dia tsy hitako izay hatao satria toa tsy vonona intsony ny vatako nefa efa tonga @ etape de non retour aho. Manoroka ny molotro izy voavaiko fa ny safosafony tsy voavaliko mihitsy fa toa mangovitra ny tanako. Farany isy nanomboka nihanika teo amboniko, nanokatra moramora ny fe-ko dia nidina ninono vety2 tao ambany tao indray. Na dia natahotra aza aho dia tsapako ho mando ihany tao ka vetivety I alain dia niakatra indray nanoroka ahy ary avy hatrany dia reko ilay filahiany niditra tao amiko. Teo aho dia tena tonga t@ hoe nikorontana tanteraka ny lohako fa feno fanontaniana sy zavatra maro mifangaro: “nanitsa-bady indri (io no tena nibahana) hahavita hijery am-badiko ve aho rehefa avy eo? rehefa mody eto moa dia ahoana raha misy mahita? Raha tratra moa dia inona no mety ho tohiny? Ity olona miray amiko dia resaka asa no nahafantarako azy, ankoatr’izay tsy misy fantatro, manana aretina? Izy ity tsy nampiasa fimailo, efa mpanao an’izao vehivavy hafa koa ve izy? I Ramaria nanao veloma teo toa manana fihatsika hafahafa toy ny hoe “ity indray izany no sipan-dramose androany” Tsy nitobmina mihitsy ny saiko ary toy ny tsy nanao na inona na inona t@ alain aho io hariva io, izy anefa teo amboniko teo namokovoko ni-pompy ahy. Izaho matetika mitodika havia na havanana fa toa sempotra. Mandritra izany aho mahita ny sarin-janany vavy eo an-dohafandrianany: Mahafatifaty kely, tsy nijanona nandehandeha ny eritreritro raha tsy I Alain somary nitrena ary injao reko tao anatiko tao ny sperme-ny mitosaka mafana be. Notazaniny aho, izy tsemboka be, izaho tsemboka koa saingy tsy nahatsiaro fahasambarana toy ny olona manao rehetra fa olona lasa ambiroa no tazany.
- Ça va? Hoy I alain mantsy ahy
- Oui, hoy aho mody nanaiky fa tsy te-hi-décevoir azy aho
- Otrany tsy ça va an!
- Ça va kah, T’inquietes pas.
Dia lasa indray i Alain naka ireo verre nisotroanay teo sy ny jus ary Eau-vive
Noteneniko izy fa hisotro jus aho, hiezahako hampitoniana ny tebitebiko be teo manko io fa tsy noteneniko azy. Dia nanontaniako @ izay
- Io ve ilay zanakao?
- Eny hoy izy, io izy fa any @ mamany foana izy no mipetraka fa za manko tsy eto lava fa rehefa eto aho dia manana droit maka azy un weekend sur 2.
- Fa enao mankaiza foana zany?
- Legionnaire aho dia mankany ivelany matetika rehefa voaantso fa mampandry tany
- Ah, ok.
Nitohy zavatra hafa ny resakay sady niverina naka douche aho nony av yeo, tsy niditra tao intsony izy fa niandry ahy vao naka douche ihany koa. MandrapahavitanMny douche-ny efa tafiditro daholo ny akanjoko notsimponina tany @ douce ny slip, ny pataloha sy akanjo ambony tao @ salon.
- Aleo aho handeha hody Alain fa sao taraiky be
- Aleo ateriko indri fa efa izay ny promesse-ko. Dia lasa izahay ka nateriny tsy dia lavitra ny tranonay aho. Nifanoroka be indray tao anaty fiara inray nialoha ny nivoahako.
Natahotra aho ny handeha hiditra ny trano sy hanatrika ny vadiko saingy tsy maintsy mody ka minitra vitsy mandrapahatongano teo am-bavahady fotsiny no niomanako ho @ izany.
(Mbola hitohy)