image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 140

3 taona niarahana izaho sy ny olon-tiako ary efa miaramipetraka izahay. Tany am-boalohany, raha resaka firaisana ara-nofo dia azo lazaina fa tena fara-tampony @ fahafinaretana maharitra (endurant) sy miverimberina (fréquent) teo aminay fa ankehitriny anefa toa tsy izany intsony.

Toa nanagadra anay ny fahazarana sy ny rotorotom-piainana (routine) hany ka nihena ny fahafinaretana mandritra ny firaisana, kanefa ny filana toa tsy niova ary rehefa tsy misy firaisana anefa toa miha-mafy ny filàko. Toa mitady foana aho ary mitady zavatra hafa hatrany. Ilay olon-tiako dia olona malefaka izay, fa ny tadiaviko tato ho ato dia olona tena mitarika, manana finiavana lehibe, manana ny toetra maha-izy azy eo am-pandriana. Fehiny, toa mila olona sauvage sy manome zavatra tsy ampoizina hatrany aho, itony antsoin'ny vazaha hoe "hors du commun" na ny toetra na ny fomba. Noezahako notazonina ho ahy irery io filàko io mandra-pahatonga ahy ho tapakevitra ny hitsapa fiainana ao anaty ....fampirafesana.

Lasa vehivavy janga aho. Mety ho latsa-panenenana aho any aoriana angamba hoy ianareo kanefa tsy haiko mihitsy hoe ahoana ny fomba handinoako iny indray alina iny.

Nampiasa itony application @ finday itony aho ka fampifandraisana olona te-hanpirafy fotsiny no nidirako. Ratsy eo ampieritreretana azy ilay tanjona saingy indraindray ahitana zavatra tsara tsy ampoizina.

Lehilahy maromaro no miresaka amiko, maro amin'izy ireo no mivantambantana fiteny. Resaka firaisana ara-nofo moa ny resaka ka dia avy dia miompana @ izay foana ny resany ary tsy menatra mihitsy izy miresaka ny zavatra tiany hatao amiko raha mihaona izahay. Toy izany koa no nataoko saingy tsapako fa raha resahana be toy izany @ olon-tsy fantatra ilay izy dia lasa toy ny mihena izany ny faharisihako hihaona amin'ilay olona. Niezaka nangataka sarin'ireo olona jereko ho mety hanintona ahy aho na dia tsy dia nanantena loatra hahita ny tena tadiaviko...kanjo nisy valinteny iray somary nanaitra ahy. Na dia tsy tena niavaka be aza ny resakay tany am-boalohany, ny famaliny kosa no tena nanintona ahy. Toa niteraka fahatokisan-tena be ho ahy ny fomba resany na dia toa nitsapatsapa fotsiny aza no nidirako t@ ity tambazotra ity.

Toa nanana fifandraisana tsara ho azy izany izahay. Samy niresaka ny zavatra tianay, ny fiainanay, ny filànay ary ny fikasanay avy izahay. Mbola mpitovo izy, efa nanana olon-tiana taloha tany saingy tsy mbola vonona hiverina hiaina anaty fiainan'olon-droa matotra hatreto.

Izaho kosa nangetaheta fahafahana sy te-hahita zava-baovao. Rehefa nandeha tsara ny resakay dia nifandefa sary, indraindray sary natao hanaitaitra (sexy) saingy tsy dia milaza inona moa satria noho ny tahotra dia tsy nasiana tarehy na koa nasiana tarehy fa notakonana.

Tonga t@ dingana iray aho ka niteny taminy fa vonona ho any aminy indray alina manontolo. Rehefa vita ny fandaminana dia raikitra fa afaka 3 andro taorinan’io aho no ho any aminy.

Angamba tokony hatahotra aho io andro io kanefa toa tsy nanana tahotra na dia kely variraiventy aza. Asa ve noho ny lamina efa nipetraka tsara. Fotoana tokony niasako io alina io kanefa nanana ora mihoatra aho tany am-piasana ka dia afaka tsy niasa saingy tsy nampahafantariko ilay olon-tiako miara-mipetraka amiko izany. Izahay koa moa tsy mifampiantso izany raha vao misy iray any am-piasana. ary rehefa miasa alina aho dia tsy mifanena akory izahay rehefa tonga ao antrano aho ny ampitso satria efa tsy ao intsony indray ilay olon-tiako. alina 2 isan-kerinandro no manao toy izany izahay, ny ankoatr'ireo dia mifankahita foana.

Tonga teo @ ity sakaiza ara-nofo ity aho ka indro izy tazako teo am-baravarany efa miandry ahy. Somary fohy kokoa raha oharina @ nieritreretako azy, somary tsy dia be teny saingy efa niteny moa izy hoe olona discret be izy ka iznay angamba no nahatonga azy mody tsy be teny tao. Nifanao présentation teo izahay dia nasainy niditra tao an-tranony. tazako teo ambony table basse ao @ salon-ny tavoahangina divay mena, araka ny efa nifampiresahanay.

Samy nipetraka teo @ canapé izahay somary nisy elanelana ary niresaka nandritra ny adiny iray teo angamba sady nisotro divay, kanefa ny masony mijery ahy dia ahitako taratra sahady ny faniriany hiray avy hatrany amiko kanefa nodiako tsy fantatra izany. Angamba koa toy izany no nahitany ahy saingy tsy nisy sahy nanap premiers pas, moa ny alina koa mbola ho lava ka inona no mahamaika ?

Nandraraka ny divay faha-3 t@ verako izy vao sahy nisafo ny voloko tao an-katoko tao. Toa nisy herin'aratra izany voaraiko t@ iny safo iray iny. Nakasoko mota t@ rantsan-tanany ny rantsako ary dia nanomboka nifanoroka izahay, novaliako tsara ny oroka nataony t@ molotro ka nifanorokoa be teo izahay nandritra ny minitra vitsy.

Nosafoiny indray ny fe-ko ary ny tanako kosa niditra tao anatin'ilay T-shirt nanaovany. Henoko somary misy contraction ny faritra rehetra lalovan'ny tanako tao anaty akanjony tao ary dia nojereny aho:

  • mampite-hihinana ndri an!

Nahazo toky aho fa tena nanana faniriana ahy ity sakaizako ity. Nanomboka nosafosafoiny ny faritra hafa @ vatako ka nanomboka tazany ny endriky ny vatako. Marina fa somary botabota aho, manana tratra nofosana tsara nefa tsy miroraka, ny vodiko misy jerena tsara ary ny kiboko sy ny fe-ko na dia misy tavy kely tsy araka ny itiavako azy aza dia toa ankafiziny ery ny mitazana azy ireo na dia mbola ao anaty akanjo aza. Teo izay vao tena azoko ny aiko satria tena nankafiziny tanteraka ny vatako na dia tsy mbola tazany 100% aza, hany ka tsy nisy souci intsony aho fa navelako hanao izay tiany amin'izay izy.

Izaho mbola mipetraka tsara ambony canapé, misafosafo miezaka hanala tsara ilay T-shirt iny no somary niarina izy ary onesoriny tanteraka ilay akanjo. Avy eo izy nitsangana ka sendra tandrifin'ny vavako tsara ilay braguette-n'ny patalohany. Notsapaiko avy hatrany ilay filahiany tao anatiny tao ka reko niha-mafy tampoka tao anatin'ny segondra vitsy monja.Niha-tery tampoka teo ilay pataloha ka avy dia noesoriny hatramin’ ilay boxer tao anatiny tao.

Nosafosafoiko ilay filahiana efa nihenjana teo ary avy hatrany dia nampidiriko tany am-bavako. Niha-nafy hatrany ilay filahiana sady mbola niha-ngeza hatrany arakaraka ny fikasihan'ny molotro azy.

Haingana loatra ve aho dia tonga t@ io dingana io ? satria hitako tena taitra tokoa ity sakaizako ity sady nitsamboatra kely mihitsy. Tsy voafehiko manko ny tenako teo satria dia tena ankafiziko io minono filahiana io ary anisany mampa-excitée ahy koa. Niverenako nononoina miadana am-pifaliana indray ilay filahiany. Nandritra izany dia tsapako fa efa niha-mando koa atao ambaniko tao.

Notsoahako avy tao am-bavako ilay filahiana dia nifampijery indray izahay. Nasainy nitsilany teo @ ilay canapé indray aho dia norohany sady nobitsibitsihany:

  • Tianao ve ilay minono sa mba ho fanomezana fahafinaretana ahy no nanaovanao azy teo ?
  • izy roa, hoy aho sady nitsiky taminy. Sady tiako no tiako ny manome fahafinaretana anao.

Noraisiko ny tanany ary nalefako nankany @ foriko ary tsapany tokoa fa efa mando be tao, nosafosafoiny tao ary nampidirany rantsantanana roa. Noraisiko indray ny filahiany nataoko masturbation haingana kanjo niala izy sady niteny:

  • "Tsy misy mahamaika fa mbola ho lava ny alina" ary dia nalefako miadana indray ny filalaovako azy.

Niverina nisotro divay indray izahay sady niresaka. Efa amam-bolana maromaro izay izy no tsy nanao firaisana ara-nofo ka tiany hono ny hisitraka am-pilaminana sy tsy an-kamehana ity alina iray ity.

Niverina nanoroka ahy indray izy ary tsapako fa nahery vaika kokoa ny fanorohany ahy teto. Voabaikony tanteraka ny retsika aty amiko ka avy dia nanaiky izay nataony aho, voaalany ny robe nanaovako. Tazany @ izay ireo atin,akanjo voafantina nanaovako ary ny nonoko izay lehibe tokoa.

Nampidiriny teo anelanelan'ny nonoko ny lohany dia nitraka kely izy nijery ahy, dia nivanitika kely teo izahay, niverina tao indray izy ary tazako ny lamosiny nanana bika tsara tokoa. Sady misafosafo ny nonoko sy ny tratrako ary ny valahako ny tanany anankiroa no midina moramora ao @ clitoris-ko ny lelany.

Hatr@ izay mila maharitra mikitika ahy ao vao miakatra ny fahafinaretako fa t@ ity kosa haingana be dia nihanaka t@ vatako manontolo ny fahafinaretana.

Teny antsefatsefany teny nisy fotoana fohy nieritreretako hoe tsara ve izao ataoko izao ? Manintona ve aho ? Sao dia tokony hanao fihetsika hafa saingy mandalo fotsiny izany fa ilay fahafinaretana nomeny ahy no nitarika ahy hanao fihetsika toa natoraly aminy. nangoritsin be aho, nihenjakenjana ny kiboko sy ny fe-ko, ni-jouir aho ary nikiakiakan'ny fahafinaretana.

Nobanjininy indray aho, nohazoniny t@ tanany roa ny takolako, avy eo nohazoniny koa ny nonoko anankiroa, toa tsy manana faharetana intsony izy, toy izany koa aho. Noraisiny ny fe-ko anankiroa ary nosokafany ary dia injao reko ny filahiany miditra ao amiko, toa miditra malefaka nefa toa mahery vaika ihany koa.

Jereny manontolo ny vatako ary teo vao tsaroako fa hay moa tsy nisy maty ny jiro ao @ ilay salon, izaho anefa hatr@ izay zatra manao @ ilay olon-tiako ao anaty maizina na farafaharatsiny zara raha misy hazavana kely. Teto aho vao tonga saina hoe Oadray ity izaho mitanjaka, taratry ny hazavana ka hitan'olon-tsy fantatra vao nihaona tamiko ora vitsy talohan'io ary toa tsy misy henatra akory, toa vao mainka aza milamina ny saiko sy ny vatako manontolo.

Nanomboka niha-mafy ny fihetsiny mandroso mihemotra ao anatiko, sady tazoniny ny tanako no miteny teny vetaveta, toa manompa, toa tsy haiko ny hilazana azy fa vao mainka aza nampihetsika koa ny filako azy.

"Leleko otran'izao indry androany alina manontolo" hoy izy sady nampiakariny nitovy haavo @ sorony ny tongotro anankiroa sady tazoniny @ tanany eo ny kitrokeliko ary dia notohizany indray ny fihetsika mandroso mihemotra sady nampiany fandomana mafy tampoka izany. Mihiaka mafy aho rehefa mandona mafy tampoka toy izay izy ary reko ny tanany toa miha-mamihina mafy hatrany ny kitrokeliko. Hay tonga ny azy ary reko nitosaka mafy tao anatiko tao tsiranoka mafana izay azoko antoka fa efa nihangona efa ela tany anatiny tany niandry ity alina iray ity.

Nampidininy ny ranjoko dia niverina nanoroka ahy izy nialoha ny nivoahan'ilay bibitiny avy tao anatiko tao ka dia nitsotra teo akaikiko teo izy. Tsy nisy niteny izahay teo fa samy nitsakotsako ny fahafinaretana vao avy niainanay teo; niha-nalefaka ny fisefoany ary nanao gargouillement kely ny kibony ka izay no nanapaka ilay fahanginana, samy tapa-tsinay izahay naheno izany.

TOnga ny t@ 11 sy sasany alina, samy tsy mbola nihinan-kanina kay moa izahay. Nitsangana izy sady niteny menamenatra tamiko "Pizza surgelée ihany no misy ato, tsy manahirana an-dri ve ?"

Raha mba azony an-tsaina moa na inona na inona homeny ahy eo tsy dia misy antony inona amiko fa ny zava-dehibe amiko dia hiaina finaritra ity alina ity ara-nofo miaraka aminy fotsiny ihany.

Mandra-pisaikako kely vetivety tany @ douche dia nataony tao anaty four ilay pizza, nanokatra tavoahangina divay faharoa indray izy, nomeny iray ballon aho dia nifandom-bera indray izahay dia samy nisotro. 2 na 3 mitelina angamba dia norohany indray aho dia raikitra indray. Noheveriko hoe hiandry ela ela kely izy mialoha ny tohiny fa hay efa nihenjana be sahady indray ity bibitiny.

Niverina nitsentsitra ny fivaviako indray izy sady sokiriny kely @ rantsan-tanany ny teboka G ao anatiko ao. Niverina indray ilay kiakiakako teo aloha teo, toa niha-mafy aza sady nampiako fandraisana an-tanana (Ara-bakiteny) ilay filahiana efa mihenjana be sady nosafosafoiko haingana be koa ary farany noteneniko taminy hoe "avy dia leleo indray letsy s'il te plait ah"

Nampidiriny moramora indray ilay filahiany, nasehoko azy @ fihetsiko fa vonona tsara aho @ izay tiany hatao, hany ka niverina nihetsika mafy indray izy, somary nahery setra mihitsy aza saingy vao mainka tiako ilay toy ny violée aho. Nahodiny aho handohalika teo @ ilay canapé dia niverina niditra indray izy sady nikapoka ny vodiko no mi-pompy.

Tsy noeritreretiko mihitsy hoe ity lehilahy toa malefaka ity manana fihetsika toy ny biby sauvage toy izany kanefa toa izay mihitsy ilay zavatra tadiaviko. Notazoniny ny voloko sady mi-pompy ahy ihany izy.

"Fenoiko indry androany" hoy izy sady namoaka ilay filahiany indray izy ary nalefany teo @ ravim-bodiko sy ny lamosiko daholo ny sperme-ny, tsy nihetsika aho satria mbola notohizany safosafo sady toy ny nanotra ay t@ ilay sperme izy nahosony t@ lamosiko manontolo.

Niverina nipetraka indray aho dia niondana taty amiko indray izy fa vizaka rehefa avy nandray ny verre nisy divay nomeko azy sady nifampitsiky kely izahay.

Saika variana teo indray izahay raha tsy nahare fofona may. hay adinonay tanteraka tao anaty four ilay pizza teo. Lasa haingana izy namoaka izany avy tao anaty four.

-"Soa fa tsy hoe hihinana sakafo tsara no nahatongavan-dri taty amiko" hoy izy dia nivanitika indray izahay ary nohaninay ihany ny faritra tsy may t@ ilay sakafo.

Lasa niverina naka douche indray aho nony lany ilay sakafo nony niverina dia namonjy azy efa nifindra tany an'efitrano fandriany. toa efa natory ny fijeriko azy ka nisitrika moramora tao anaty lamba aho dia niondana teo an-tratrany dia nobitsihako mora izy "Raha te-hatory elà de teneno de tsy kotabaisiko"

Nosakambininy aho dia norohany, nosafosafoiny. Novaliako koa ilay safosafony.

Toa tsy hijanona ity hoy aho tany an-tsaiko tany ka lasa aho nisitrika tao anaty lamba indray nisafosafo sy ninono ilay filahiany. tiako ho tsapa ny fihetsiny isaky ny mikasika ny vatany na ny filahiany ny molotro, nolalaoviko ela tao ilay filahiana ke tsy neharitra fa nihenjana sahady indray.

Niakatra indray aho nitsotra teo akaikiny ary notseniainy oroka be ny molotro.

  • "Tiko be ny molotr-ndri"
  • "Dia ahoana ? te-hi-jouir ao anatiny ao elà ?"

Tsy namaly izy fa avy hatrany dia nahodiny aho handady teo am-pandriana ary avy hatrany dia niditra indray tao @ foriko ilay bibitiny. Ni-pompe naharitra teo izy sady nanome fahafinaretana be ahy satria toa voaharona tsara daholo ny ati-foriko teo. Naharitra kokoa noho ny teo aloha hatrany ny filelenay roa iny alina iny ary ny excitation-ko dia niha-nahery vaika hatrany foana koa. Nony efa akaiky ho tonga ny azy dia notsoahany haingana ary dia avy hatrany nitodika aho hi-nono ny azy. Vantany vao tonga tao am-bavako ilay filahiana dia injao reko indray ny sperme-ny niforitika tao anaty vavako ka saika nahakofona kely ahy. Nateliko ilay sperme asy nodioviko t@ molotro sy ny lelako ilay filahiany. Avy eo dia nifanoroka indray izahay.

Notaperinay ny ambin'ilay divay tao @ ilay tavoahangy faharoa ary nahagaga ahy fa tsy nahatsapa ny fiantraikan'ny alikaola mihitsy aho iny alina iny. Efa tonga ny t@ 4 maraina, nifampiondana teo izahay natory.

Nony nazava be ny andro dia nitsangana aho naka douche, niverina niakanjo, nifamihina izahay dia nifanoroka be indray ary dia lasa aho namonjy fodiana. Asa, mety hitohy ve ny tantaranay ? Tsy haiko loatra fa ny fantatro dia izao: Taminy aho no nahafantatra ny tena zavatra andrasako @ firaisana aranofo ary tena tiako


Détective/ Détective2 : Raha mpanaraka ny post-ko eto ianao ry Detective dia mazava tsara ny soratako: Tsy voatery niainako ny soratako fa ny novakiako na notantaraina tamiko. Tsy misy afenina izany araka ny efa nosoratako ao @ commentaire-ko anatin'ity lien ity

ht t p s://www.moov.*******/forum/i-ndriana-mpanao-volo#comments

Aza vizana mitady ny source nakako azy fa tsy mi-se vanter ho mpamorona tantara aho fa tena marina mihitsy hoe misy adikako @ fomba itiavako azy izy ireny na koa hovaiko mihitsy ny fomba fitantarana azy.


Averiko aminao ny teniko iray tato

h t t p s://w w w . moov. ******* / forum /i-ndriana-mpanao-volo#comments