Tovovavy vao nandray 24 taona aho ary hatr@ andro nanaovako RS voalohany dia tsy mba tonga tao an-tsaiko izany hoe indray alina tsy miverina (coup d’un soir) izany. Miresaka sexe tsy misy olana @ ireo vehivavy namako aho fa rehefa mitantara ny « coup d’un soir » nataony rizareo dia mahavariana ahy, toa tantara foronina, toa zavatra tsy mety hitranga. Matetika aho manontany tena hoe « ahoana koa no haha-possible hanaovana @ olona vao hitako voalohany eo ary mety tsy ho hitako intsony avy eo ? » Nandalo tato an-tsaiko foana io fanontaniana io mandrapiainako ilay izy niaraka t@ Mike (Anarana noforoniko ho azy mba tsy hahafantaran’ny olona ny tena anarany)
Tsy dia mahazatra an’ireo efa niaina izany, ny fomba nihaonanay, tsy tany @ bar na boite de nuit na koa no-présenter-na namana tamiko; miasa anaty tontolon’ny kolotsaina aho miaraka @ mpanakanto vahiny matetika. Matetika mpiara-miasa amiko iray izay no mitsena ny mpanakanto rehetra izay tonga saingy tsy afaka izy t@ ity indray mitoraka ity. Hany ka izaho no nisolo azy nankeny @ seranam-piaramanidina.
Teo am-bavahady fivoahan’ny mpandeha dia tazako avy hatrany ny endrik’I Mike. Efa notadiaviko t@ internet ny sariny nandritra ny fanomananay ny fitsenana azy. Tsara tarehy, Beau gosse araka ny fiteny azy. Misy zavatra tsy haiko hazavaina ka nampiteny irery ahy hoe “tena manintona ahy ity mpanakanto ity saingy tsy izaho no hiteny an’izany aminy”.
Tao anaty fandaharam-potoana ny hitondrako azy mandritra ny tontolo andro mandrapaha-hatonga ny hariva hanaovany ny seho izay nokarakarainay. Nateriko tany @ hotel hivantanany izy hametraka izay entana mila avela ao, hiara-hisakafo atoandro aminy, hiaraka hijery tanàna aminy koa. Tsy nihafahafa kosa aho niaraka taminy fa dia niresaka tsara nanazava taminy ny tanàna misy anay. Izy koa dia nahafinaritra, tia mananihany, sariaka, nefa toa olona tsotra ihany koa, toy ny olona maro ihany koa eh.
Teo aho vao nitsiry moramora tao an-dohako ilay hevitra hoe “indray alina tsy miverina”. Nandefasako SMS ny namako akaiky ahy iray nilazako ny an’izany hevitra izany sady nolazaiko hoe asa raha hahavita izany aho na tsia satria tsy mbola nanao an’izany hatr@ izay niainako. Namaly ity namako: “Ataovy fa tsy maha-faty antoka r’ikala ah, occasion be sad yolo-malaza be ny an-dri”. Toa nahazo toky aho fa hiroso amin’izay hanandrana.
Tonga ny alina, nandeha tsara ny seho nataony, taorianan’ny seho dia niezaka hiresaka taminy hatrany aho, satria moa izy miteny anglisy dia izaho no mandika ny teniny ho an’ireo tsy miteny anglisy. Mandritra izany dia manararaotra mandefa teny manintona azy aho.
Niaraka nandeha Bar ny ekipa taorianan’ny seho niaraka taminy. Niha-nandroso ny alina, nanomboka nihena ny isanay tao @ ilay Bar. Hitako hoe tena tia mifandray @ olona I Mike. Niezaka hatrany aho manao fihetsika hahafantarany ny faniriako azy saingy tsy nahita valiny avy any aminy mihitsy aho. Tsy tiany ve aho ? Asa re…
Olona 4 sisa izahay no nivoaka avy tao @ ilay Bar. Mila aterina any @ hotel-ny I Mike dia samy miparitaka ny ambiny avy eo. Nisaraka teo @ hotel-ny izahay 4 rehefa avy nanao accolade niaraka. Dia vita iny.
Diso fanantenana aho nandeha nody, fara-heriko nony tonga tao an-tranoko nandefa SMS ho azy: “Mino aho fa tafody tsara ianao, toa tsapako somary ni-s’ennuyer ianao satria matetika tsy miteny anglisy izahay. Ateriko eny @ seranana indray ianao rahampitso @ 10:00”
Novaliany ilay SMS: “Mbola te-hisotro labiera indray aho fa tongava aty”
Raha betsaka angamba ny fotoana laniko taorianan’io SMS io sy ny nahatongavako tany an-tokontany dia 45 segondra. Efa tafiditro ny kiraroko, nisy tavoahangina labiera anankiroa nalaiko avy tao anaty frigo-ko ary fimailo vitsivitsy izay voatsirambin’ny tanako sady natahotra ihany hoe ho tiany ve ity labiera ity ? Hampiasaina ve ireto fimailo ireto ?
Ny nahatsara azy, na dia alina be aza ny andro dia tsy lavitra ny hotel misy azy satria 7 minitra an-tongotra avy eo an-tranoko. Teny an-dalana aho dia toa tsy izaho toy ny taloha intsony, toa tsy maharay lamba ara-bakiteny. Nisalasala aho hoe handroso sa hiverina dia handefa SMS hoe tsy ho afaka ho any kanefa tsy hitahita akory dia efa teo @ ilay hotel.
Efa mahalala ahy moa ilay receptioniste ka nitsiky fotsiny izy nahita ahy avy dia namonjy ascenseur. Vao nandondona aho dia io I Mike namoha varavarana sady niteny “You’re very quick” sady nampandrosoany am-pitsikiana aho, izy mbola mamomamon’ny nosotroiny teo aloha teo dia nivanitika ary notarihany avy hatrany ho any @ chamber-ny aho. Nony tonga tao dia samy nipetraka teo ambony fandriana tsy nisy niteny fa saingy nifamihina mafy, avy eo dia nivanitika indray. Azoko antoka fa tsy hisotro an’ireo labiera ireo akory izahay. Handeha hanoroka ahy t@ molotro I Mike no nosakanako kely sady noteneniko (mety tsy fanao saingy nataoko):
- Mialoha ny hirosoana be be kokoa @ izay ataontsika anio alina, tiako ho antsika sy enao irery ity alina ity, aza asiana resaka @ ireo mpiara-miasa amiko na kely aza. Possible ve ?” dia notohizako “ary enao ve manana sipa” (Mba adala koa aho, olona Beau gosse sady artiste ve tsy hanana sipa ?”
Sady nosafoin’I Mike ny voloko no nitsiky izy sady nanatona hanoroka no niteny:
- Tianao hanimba ny reputation-ko ve za ka hitantara izay vie -privée-ko @ olona na @ sipako ?
Dia nitohoka teo @ molotro ny molony. Novaliako ary naharitra ny fifanorohanay teo, nifampisafosafo, nanao câlin, nitsapa izay zavatra mety mahafinaritra anay ka lasa toa nifankazatra ho azy teo ny vatanay.
Sady natahotra aho nefa te-hiroso lalindalina hatrany koa. Nanomboka noesoriko ny akanjony sady nanala tsikelikaly ny akanjoko koa dia nifampibedabeda sy nifampisafosafo izahay. Indraindray banjiniko ny tarehiny sy ny vatany. Tiako ny fifampikasohan’ny vatako @ vatany, toy ny vao nahita lehilahy indray aho ity.
Nitanjaka tanteraka izahay sy Mike teo am-pandriana. Nanomboka no-masturber-ko moramora ny bibitiny sady mbola mitohy hatrany ny fifanorohanay.
Nolelafiny ny vatako iray manontolo ka tsapako ny fahafinaretako niha-niakatra hatrany. Toa te-ho azy manontolo aho ary izy koa te-ho ahy manontolo na dia io alina io fotsiny ihany aza. Nifandimby ny oroka malefaka syn y kaiki-molotra ary rango-tanana t@ lamosinay. Nangataka hitsentsitra ny foriko izy saingy nolaviko satria tsy tiako io fomba iray io. Tsy naninona izy satria avy hatrany dia nangatahiko izy hotsentsafiko ny bibitiny
- Raha tianao, hoy izy dia tiako tokoa.
Noraisiko ny fimailo iray namonosako ny filahiany ary natomboko ny fitsentsafana ny azy.
Hitako fa tena nankafiziny ny nataoko azy teto ka nony tsapako fa mitady ho tonga ny azy dia ajanoko kely na ataoko malefaka kokoa ny ataoko; tiako koa raha mba kitihany @ rantsan-tanany aho, na hasiany amin’izay ka niakatra moramosa aho sady nanoroka ny vatany ka nony tonga teo @ sofiny dia nobitsihako kely izy “f.u.c.k. me”
Tsy tapitapitr’izay dia efa tany @ vava-foriko ny rantsan-tanany, nokasihany kely ny molo-poriko, nokasihany ny clitoris-ko. Tsapainy raha efa mando ao vao nampiditra rantsan-tanana tao izy.
Nony av yeo izy nibitsika Tamiko niteny “Can I ?” toy ny mangataka alàlana hampiditra, raha mba fantany manko fa efa ela no nahazo alalana izy saingy tsy niteny aho. Ny lohako fotsiny no nihatoka fa ny vavako efa tsy nahateny firy noho ny excitation-ko.
Injao fa nanomboka niditra moramora ny filahiany. Nony tafiditra lalina be dia somary nisy pause kely ary nitohy niha-nihetsika antonontonony izy nialoha ny hetsika tena nahery vaika, nifandimby hatrany ny fihetsika malefaka arahina fijery malefaka sy ny fihetsika mahery vaika.
Te-hi-jouir aho ka nanomboka nikitika ny vatako sy ny faritra mampi-jouir ahy, mikiaka matetika aho mandritra an’izany ary fantany tsara ka vao mainka izy mandona mafy ahy. Tonga ny azy, nijanona nifa mihina teo izahay, sady tsemboka no samy finaritra, mbola nanohy fifampisafosafoana. Nahery vaika iny indray mandeha iny kanefa haingana be ihany. Toy ny hoe olona efa fantatro efa ela I Mike kanefa tsy fantatro mihitsy.
Nanontaniako I Mike raha afaka mijanona miaraka amin yeo aho mandra-paharainan’ny andro ka hoy izy namaly ahy:
- Fa Mikasa ho aiza anefa enao raha hivoaka eo ?
Mandra-paharainan’ny andro dia mbola namerina nanao in-telo na in’efatra teo izahay, mahery vaika sy haingana toy ny teo, toy ny manenjika fotoana satria samy tsy misy mahalala raha mbola hiverina na tsia izao fotoana izao. Tany @ 4 sy sasany maraina tany angamba izahay no nijanona tsy nanao intsony fa natory @ izay ary tsy nisaraka fa nifamihina teo foana.
T@ 8 sy sasany izahay vao tafavoaka mbola niaraka naka petit déjeuner. Tsy haiko raha fanao izany na tsia @ tranga indray alina tsy miverina toy izao fa nataoko anefa satria nahafinaritra ahy ity sambany niainako azy ity. Mbola niresaka toy ny mpinamana teo izahay, samy vizana nefa samy sambatra.
Nateriko teny @ seranana I Mike dia nifamihina nifanao veloma izahay:
- Thank you for everything, see you, hoy I Mike
- It was very nice to be with you, hoy aho namaly azy dia lasa aho nitodi-doha hiverina any an-trano
Fantatro fa tsy hiverina hihaona aminy intsony aho sady rehefa nandinika kely aho dia tsy te-hiverina hihaona aminy intsony koa.
Tsy haiko koa na iny ihany na mbola hisy ny “Indray alina tsy miverina” hiainako fa ny azoko antoka dia toa tsy nianarako akory dia efa haiko ny miatrika tranga toy izany raha mbola hisy any aoriana any ka tsy handratra ny foko na hampanenjika ahy ny eritreritro.