image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 3

Izy ity moa izany dia tantara noforonina araky ny hita @ ireny Film Pornographique ireny. Fa ataoko @ teny gasy avokoa ny anaran'ireo acteur

Anja no anarako ary 25 taona. Tovovavy tsotra aho, lava volo, tsy matavy ary koa tsy dia mahia fa kosa lava. Lava satria mirefy 1,95 m be izao. Hitako olana teo amiko izany satria betsaka ny tovolahy no tsy tia ahy na mety hoe nitia ahy fa kosa noho io halavako io dia nihemotra avokoa izy ireo. Tsy nataoko sakana anefa izany fa hoy aho hoe any aoriana any tsy maintsy mba ahita ny anjarako aho. NAndeha teny ny volana sy ny taona fa indrisy. 27 taona aho izao ary mbola tsy manana olontiana ihany. Tsy kivy anefa aho satria na tsy misy olontiana aza dia afaka manome fahafahampo ny tenako aho rehefa te hanao firaisana aranofo na rehefa te hanao iny.
Isaky ny manana io envie io aho dia ny ataoko dia mi msturber irery ato @ efitranoko. Na ihany koa mijery ireny film Porno ireny. Hitako fa tsy ampy anefa izany satria tena mangitakitaka be aho rehefa mahita ireny lehilahy acteur @ porno ireny. Indray andro nahaliana ahy ilay lehilahy sola tao @ ilay site. Acteur malaza tokoa izy ary tena efa be mpanaraka na koa hoe " follower" na "abonnes" hoy isika @ reseaux sociaux.
Nojereko ny profil any ary tao ny mombamomba azy rehetra, efa manambady izy, 35 taona ary fotsy fihodirana, nofosana tsara @ ilay hitiavako azy. Fa somary kivy kely anefa aho vao nahita hoe efa manambady izy. Izy roa kay samy acteur Porno avokoa kay. Sady ny fiarahan' izy ireo dia ilay tsy voarara irany (mahazo miaraka @ izay tiany fa tsy misy bedy) . Tsy haiko ny manazava azy @ teny malagasy.
Nojereko avokoa ireo videos any rehetra tao @ ilay site. Hay adinoko i Luc no anarany .
Hitako t@ ireo karazana videos ireo ary fa afaka miray aminy rehefa mahafeno ny condition takiany.NOjereko ireo karazana condition rehetra ary nihaotra aho satria misy fepetra hoe miray aminy Luc aho ary alaina videos izany. Avy eo alefany ao @ pageny ireo videos anay manao firaisana.
NIhaotra aho ary tsy sahy satria matahotra nefa tena nanonofy foana aho hoe hiray aminy. Tiako ery ny anaovany ireo tovovavy rehetra miray aminy. Tiako ery ny mijery azy milely ireo tovovavy sasany ireo. Nandeha teny ny fotoana fa tsy nety afaka tao antsaiko ireo sary rehetra tao antsaiko. Azoko sary antsaina ny mety hanaovany ahy raha ity tokoa ka hilely izahay.
Indray alina dia tena te hanao be za. Efa leo ilay manome fafiny irery aho ka nijery ireo videos an Luc indray no nataaoko. Tao no nahalalako fa tsy teto antoerana izy ireo fa nandeha namonjy toerana hafa nanao vacances niaraka t@ ilay vadibeny. T@ ireo videos izay nalefan'izy ireo no nahitako Fan any miray aminy. Hendratra be ihany aho sady nangaina hoe tovovavy toa io aza miray aminy sy mahavita sy mahafehy ny fepetra apetrany ka maika ve fa izaho.
Teo no ho eo ihany aho dia nanoratra mail ho an' i Luc. Nolazaiko azy tao anatin'izany mail izany ny faniriako rehetra ny aminy. Te hiray mafy aminy aho ary efa ela f izao vao decide ny hanoratra aminy. Nanontany azy ireo karazana condition hafa aho ary koa ny @ fotoana hiaonananay. Nanao description fohifohy ny momba ahy aho t@ izany. Nilaza azy ny tiako sy ny faniriako rehetra @ izay fihaonanay.
Nandeha teny ny andro ary 4 andro taty aoriana dia nivaly ilay mail ako. I Luc mihitsy no namaly ary faly ery hono izy namaky ny mail ako. Vonona hono izy hiray amiko rehefa mazava sy ekeko avokoa ireo condition rehetra notakiany, fa nanontany kosa izy hoe inona no condition ako. Navaliako teo no ho eo ihany moa ilay condition ako. Ka toy izao no navaliako azy:

  • Salama Luc a, izaho anie tsy dia manana condition be manakory fa ny ahazo fahafinaretana miaraka aminao no tena faniriako hatrizay. Fa tiako kokoa raha mba filemena ilay firaisantsika fa kosa tsy alefa @ site nao fa izaho mantsy somary saronkenatra. Dia lasa ilay mail.

Tsy nisy namaly aho iny andro iny fa teo sady lasa nenina hoe tsy raikitra satria niahotra aho. Nihaotra aho hoe tsy alefa @ siteny izay videos anay.

Herinandro taty aoriana ary dia nisy niantso aho. i Luc no niantso ahy. Tsy taitra aloha aho raha nahita ny laharana satria laharana tsy fatako fa vao niteny izy hoe Luc dia nidoboka tokana ny foko.

  • salut ndri! Anja ve izao? (izaho @ io tsy mahateny fa mihaino fotsiny)
  • Salut! Ie izy indrindra
  • Raha mazoto ndri dia tonga any @ ndri any za @ 18 h dia mihaona isika
  • Eny hoy aho mantsy azy fa alefako anao ny adiresiko.

Teo aho dia gaga sady talanjona hoe fa nisy inona kay. Kelikelininy aho dia naharay sms nilaza toy izao " rehefa nandinika ny condition anao aho dia manaiky ny hiray aminao ary tsy haka videos izany. Izay no mahatonga ahy hiaona aminao any antranonao fa tsy any @ hotely toy ny fanaoko miaraka @ ireo fan sasany. Raha toa ka mety aminao dia andefaso sms fotsiny aho mamaly izany. HAy saika adinoko, izaho no tsy afaka maka videos fa ianao kosa afaka mifilme ny ataontsika raha tianao. Mba ataonao souvenir e"
Nibitaka ny foko, teo ihany aho dia tsy nahatombina. Lasa aho nandamina trano. Nanao douche sy nanao volo. Ny andro nefa tena mafana. Ny ora mandeha ihany. T@ 5 ora hariva aho no nisolo akanjo. Short fohikely jean no nanaovako ary juste debardeur kely fotsifotsy.
Tonga ny t@ 6 ora hariva dia naneno ny sonnerie ako tao antrano. Dia novohaiko. Ity i Luc efa nijoro teo ambaravarana. Tena ilay am film mihitsy. Lava ranjananana, solasola, nofosana tsara. Izany no nanoloana ahy. Tsy nisy inona fa tonga dia norohany aho. Efa hitany t@ mail nalefako moa ny sariko sns ka tsy nanahirana azy ny nahalala hoe tena i Anja ity na tsia.
Niditra ny varavarana izahy ary vao nakatoko ny varavarana dia efa teo aorianako izy. Norohany ny atoko. Ny tanany teo @ valahako nitazona ahy tsy hietsika. "Salut Anja! tianao ve izao hoy izy". Izaho moa tsy nahavaly fa nanaiky t@ loha fotsiny. NIakatra ny tanany ary nandray ireto nonoko roa. Nampidininy moramora ary natsofony tao anatin'ilay debardeur. Teo aho dia tena nibitaka be. Hoy aho anakampo hoe tanteraka androany ny faniriandriko ry Anjakely.
Avy eo nahodiny aho hifanatrika aminy ary norohony. Mamy anie izany e. Ny molony tsara be nanoroka ahy, Avy eo ny lelany nifandray t@ lelako. Ny tanany napidininy teo @ ireo nonoko reo ary nesoriny ilay debardeur ako. Nononoiny avy hatrany ireo nonoko vao niala ilay debardeur. Tsy haiko intsony ilay tany anatiko fa tena te hilely be azy aho teo. Nefa vao izay fotsiny.
Avy eo nahankiny t@ rindrina ao. Niala teo @ ilay varavarana. Niverina nanoroka ahy izy ary ny tanany iray nitazona ny tarehiko. Ny iray kosa namoha moramora ilay short kely nanaovako. Tsy tapitr'izay dia natsofony tao anaty slip ko ny tanany anakiray. NOtsapainy tao. Mhhh hoy izy...efa madio be sady mando be ndri zany hoy izy. Ianao no maha mando anio hoy aho andro aman'alina. gaga be izy ary nidina moramora.
Nalany ilay short ako. Niala niaraka t@ izay ny slip ko. Izaho mijoro tsara iny no nolelafiny ny kiboko ary niha nidina moramora izy. Notsetsafiny ny moloporiko, nihiaka kely aho ary tena nahatsiaro fahasambarana tsy nisy toy izany. Napiakariny ny tongotro ilany ary notohizany teo ny filelafana ny foriko. Te hikiaka aho. Te hitabataba aho satria tena tsapako be ny fahasambarako ary tiako hozaraina t@ hafa. Ny lelany milelaka ny foriko. Ny tanany ilany mampiakatra ny feko. IZaho kosa mitazona ny lohany. LOhany izay natosiko moramora hatrany hilentika lalina kokoa.
Tsy tapitapitrizay dia niakatra izay ary nanoroka ahy. Reko t@ izany ny tsiron'ity fory keliko. Ny lelanay niady. Sady niteny izy. Tohizaho ve Anja hoy izy. Eny hoy aho aza ajanona intsony.
NOrohany aho ary izaho kosa namoha moramora ny patalohany satria tsapaka tena efa mibontsina be ny latany. Vao nivoaka tao ilay izy efa tena dangitra be mihitsy ary tena efa valona be.
Nikiaka mora izy ary niteny ahy hoe faly be izy mahita andry sy ny forindry mando be. Izaho koa hoy aho faly be. NOraisiko t@ tanako aloha ny bibitiny ary avy eo nidina moramora aho.NOrohako ny trarany, ny kibony ary nidina nitingitingina aho nanoroka ny bibitiny izay efa tena dangitra sy velona be.
I Luc miankina @ rindrina ary nijery nidina nijery ahy. Izaho kosa nijery azy mora ary avy teo dia norohako mora ilay bibitiny. Notsetsafiko aloha ireo atodiny anakiroa, efa tsapako mafimafy tsara ireto izy. Ny tanako tsy niala teo @ bibitiny hatrany. Avy teo napidiriko tany ambavako @ izay ity bibitin'i Luc. Haaaaa hoy izy......nitraka aho nijery azy ary izy mikpy sy mankafy izany no hitako sy tsapakao. Notsetsafiko teo ny bibitiny. Ny rorako nivoaka tao ambavako nandena ilay izy. Izaho efa tena mando sy may be ahazo ity bibitiny hiditra ato amiko.
NOsotominy moramora aho avy teo hiakatra ambony ary norohany indray, ny tanany ilany kosa nilalao ny foriko zay efa tena mendy sy mando be.
Ao @ commentaire ny tohiny :)


Raha mbola variana nankafy iny tanany nilalao ny foriko iny indrindra aho no napidiriny tampoka tao ny bibitiny efa tena nahazo habe sy dangitra be. Nikiaka mora aho. Izaho moa mbola nahankiny t@ rindrindra teo. Izy kosa napiditra ny bibitiny sady nanosika ahy t@ rindrina ary teo no nifankahalalan'ilay bibitiny sy ilay foriko efa mando be. Nifampijery izahay roa. Milay be ******* andry hoy izy fa mando be. Tsy manano sarotra mihitsy. Tsy avelako indry androany raha tsy sambatra. Izay no teny nataony. Ni******* be teo izahay ary rehefa samy reraka teo ampijoroana dia nalany ny bibitiny. Norohany aho. Nalaiko ny tanany ary notatanako izy hoeny ampandrianako. Teo ampandriana aho dia nasainy mandry andamosina. Etsy avia lelafiko ity ******* kely hoy izy. Iny aho nietaka hafaliana. Nandry teo andamosina aho ary izy kosa nandohalika teo @ gorodona nilelaka sy nankafy ny foriko. Ny lamba sy ny ondana sisa no namikirako satria tena tonga antampon'ny fahasambarana no fahatsapako ny tenako. Kelikely avy teo dia napidiriny ny fanondrony ary sady nilelaka sy nitsetsitra ahy izy no nanao vas et viens t@ ireo fanondrony. Avy teo dia niakatra moramora izy. T@ izany no sady nampiany ireo fanondrony napidiriny tao @ foriko. Lasa efatra. Ireo ratsa tanana efatra no napidiriny ary nahetsiny mafy. Izaho etsy sady naharary no sambatra. NIkiaaka mafy aho. Moramora hoy izy fa kely sisa. Nikiaka ihany aho. Vetivety teo nisy rano nivoaka tao @ foriko. Ary vao hitan'i Luc izany dia iny no napidiriny avy hatrany indray ilay bibitiny toa vao maika nahazo habe. Nopopiny teo aho. Ny posotion anay missionaire. Nidina izy sad nanoroka ahy....milay be Anja a, mando be ndry.....navoakavana daholo izany rehetra izany. NOsokafany ny feko ary niakatra moramora izy sady nipopy ahy....ny ratsantanany sady milalao ny clitoris ko ihany, izaho tsy mahavita inona fa dia nakafy izany rehetra izany....mikipy aho ary tena nahatsiaro sambatra.....nosokafako ny masoko i Luc tena mankafy no hitako. Avy teo nahodiny moramora aho....Izy indray no nandry ary izaho kosa teo amboniny. Nosovaliako izy ary tsapako t@ izany fa tena lava sady ngeza ilay bibitiny rehefa nipetraka teo amboniny aho. Ny tanany mitazona ny vodiko. Izaho kosa manoroka azy. Kelikely ndray ninono ny nonoko no nataony ary nilalao azy ireo. Nomeko fahafahampo teo izy @ izay rehetra haiko. Nohaingainy ny lohaliny ary iny izy nipopy ahy indray. Izaho somary nandry teo antratrany, Ny tanany nitazona ny vodiko izay sady popiny. Iny koa ny ratsatanany fa nilalao ny lavabodiko. Kay hafa mihitsy ilay fahafinaretako teo. Natsofony tany tampoka ny fanondrony. Izaho anefa mbola tsy nanao tany @ ******* mihitsy hatry izay fa tsy fantako hoe toa izany ilay sensation nefa vao fanondro fotsiny no niditra tao. Sady mipopy ahy izy no niteny hoe tiandry ve? Ie tohizo fa aza ajanona hoy aho. Nitohy teo ny lelinay roa. Ary navadiny ambany tampoka aho. Tsy niala tao anaty foriko ny bibitiny fa dia niverina missionaire indray izahay ary niha mafy ny dona sy ny fipopiany ahy. Tsapako t@ izay fa efa akaiky ho tonga izy satria efa hitako t@ ireo videos ny fataony rehefa akaiky ho tonga izy. NOsotomiko mafy izy hanoroka ahy ary navelako nipopy ahy teo .....Henoko nitsiranoka moramora tao anaty foriko ny sperme any...Nidina moramora izy nanoroka sady nisaotra ahy. Milay be ny ******* andry hoy izy. Za koa nankafy hoy aho mantsy azy.
Tapitra!