ts milay zany lesy eee, je le sais fa aleo ihany le ef vita perçage dia zay vao elah...tsisy Fy mihitsy
ts milay zany lesy eee, je le sais fa aleo ihany le ef vita perçage dia zay vao elah...tsisy Fy mihitsy
Tsy misy tsara ohatran'ny manao @ vady e ! sady tsy mijangajanga ianao @ zay no ho afa-po tsara satria efa samy mahalala ny tian'ny andaniny sy ny ankilany ianareo roa.
Tadidio fa olona tsy mbola nanao rs matoa vierge. Ny dikany sady ho sahirana enao eo am-panaovana hampianatra azy no tsy hahazo fahafinaretana araka izay mba nieritreretanao azy.Izy mety ho teritery fotsiny angamba no mba tombony.

Hanao temoignage kely aho. Izaho dia ny olona ni-devierger ahy ihany no lasa vadiko. fa franchement entre anay mivady tsy dia nisy nahatsapa hoe inona ilay fahafinaretana teo @ ilay nisantarany ahy. Efa taona marobe taty aoriana izahay nanao karazana bilan teo @ fiarahanay dia izao no tsapa:
Izy nahatsapa fa fahafinaretan'ny saina fotsiny ihany ilay hoe fahazoany sipa vierge fa teo am-panaovana tsy nisy fahafinaretana fa tahotra aza no nibahana satria nandeha ra be aho ary nandritra ny 3 premieres RS-nay na dia natao daholo aza izao karazana preliminaire rehetra izao. Taty aoriana aza naleony mahita ahy na maheno ahy vicieuse rehefa manao toy izay maontimaontina be.
Izaho nahatsapa fa tsy nisy fahafinaretana mihitsy nandritra ny 3 premières relations sexuelles-nay. nanomboka teo @ 4eme RS teo aho no nanomboka nahita kely fahafinaretana. Niteny aho t@ izahay nanao bilan hoe raha t@ ireny mbola narary apres 3 premières RS dia efa nanana eritreritra hisaraka aminao aho satria tsy hitako akory izay fahafinaretana. Na ianao tsy mahay na ilay izy mihitsy no tsy misy raison. Somary ni-opter ilay voalohany aho (hoe tsy mahay ity sipako ity) t@ izany satria mba nanana namana tena nilaza ho nahita fahafinaretana be @ io aho t@ izany sady nilaza izy hoe mahay mampirevy be ny sipany hatrany am-boalohany.
Conclusion-ko:
Na izaho aza mba naniry hoe olona expérimenté no nisantatra ahy saingy tsy izay no nitranga.
Ny vadiko koa mety nakafy kokoa raha efa nanana experience aho saingy tsay izay koa no nitranga.
Rehefa ao ny fifankatiavanareo dia aza marary an-doha hoe Rakotomandimby aho ity ka mila sipa vierge satria tsy mbola nahazo sipa vierge. Dia ahoana moa raha tanteraka ny fanirianao ka ho toa anao koa izay olona hovadiany any aoriana.