image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 140

Tohiny sady farany ity

Niainga indray ny filàn'i Mika hahita ahy miaraka @ lehilahy hafa. Tsy disponible anefa i Ndriana izay hany lehilahy efa nanatanterahana izany fantasme izany. Hany herinay 2 nandeha nivoaka sabotsy alina nivezivezy teto an-drenivohitra. Rehefa mivoaka toy izany moa izahay roa ka sendra miakatra avo be ilay filàna dia na mamonjy chambre d'hotel izay akaiky ny làlanay, na raha tsy misy hotel dia ao anaty fiara ihany ao @ banquette arriere (satria misy vitre fumée ny ao aoriana) no manao izahay mialoha ny hiverenana any
an-trano. Akanjo décolleté izay no nanaovako ka mampiseho ny antsasaky ny nonoko, jupe droite hatreo ambony lohalika, tsy manao soutien gorge, tsy manao slip ary manao kiraro misy talon 10cm toy ny mahazatra. Nividy pizza teo @ Gastro Arcade izahay ary nifindra kely niakatra teny Antaninarenina teo @ sisin'ny zaridaina no natohoka ny fiara.

Iny nanomboka hihinana iny izahay no indro nisy fiara nijanona teo ankavananay ary couple ihany koa no tao anatiny. Asa izay nahazo an'i Mika fa nalefany tao @ banquette arriere ilay boite de pizza ary lasa izy nanoroka ahy. Nanomboka nisafosafo ny nonoko sy ny fe-ko. Rehefea jereko ny masony
anefa dia mijery any @ ilay couple atsy anaty fiara ilany.

  • A quoi tu joues ? hoy aho nanontany mora azy
  • laisse-toi aller comme ça hoy izy nanohy hatrany

Nasainy nampiakarina ambony ny tongotro ary napetrako tsara teo ambonin'ny boite a gant dia indro i Mike nanohy nanafosafo ny ranjoko hatrany @ feko ary nampiditra ny tanany tany anelakela-pe-ko. Izaho somary excitée ihany nefa nahatsikaritra aho fa nijery anay ilay lehilahy tao anaty fiara ilany. Tsy nahoako aloha izany satria izay mihitsy ny tanjon'i Mika raha ny fahazoako azy.
Nosokafan'i Mika ilay akanjo décolleté nanaovako ka nivoaka tao ny nonoko dia indro izy ninono sy nanafosafo teo. Hitako taitaitra ilay lehilahy tao anaty fiara ilany fa ilay vehivavy kosa tsy nety tazako ny fihetsiny.

Tampoka teo, nampidinin'i Mike ny fitaratra teo amiko dia noarahabainy ilay couple.

  • Salama eh.
  • Salama ! sady toa hafahafa feo ilay couple, natahotra ny hahazo teny mafy avy aty @ Mika angamba.
  • Tsy hitanareo mahafinaritra be ve ny nataonay teo ?
  • Inona izany ? hoy ilay lehilahy mody tsy nahalala
  • Aza menatra rangahy fa fantatro fa nijery nareo ah. Raha tianareo dia avia fa afaka miara-milalao aminay ianareo.
  • Tsy azoko ?
  • Raha mazoto ianareo dia andao hiara-hilalao aminay mandritra ity alina ity mba ho fahafinaretana fotsiny fa tsy misy hoe inona akory.
  • Nitodika tany @ le vehivavy ilay lehilahy dia niresaka tao.

Reko avy eo fa nitabataba ilay vehivavy

  • Olona vetaveta ratsy !!! hay izany no mampitoditodika anao any foana teo ?

Avy dia namelona fiara ilay lehilahy dia lasa rizareo niala tsy nanao veloma akory.

  • akorinao izay hoy aho mantsy an'i Mika. Tsy mahazaka an'izany ny vehivavy eh. Ahoana no hanekeny an'iny vadiny na sipany iny hisafosafo ahy na hanao amiko ?
  • Hihihi fotsiny hoy i Mika, nefa le bandy efa môla be nahita ny tongotr-ndri sy ny nanaovako an-dri teto.

Lasa koa izahay niala nony lany ny pizza. Nidina niverina teny @ avenue. Naka toerana lavidavitra olona, taty akaikin'ny Tana Confort.

Vao nijanona izahay dia nisy ankizilahy nanotany raha hividy labiera sy masikita izahay. Lasa ni-commande labiera 2 i Mika. Mandra-piverin'ilay ankizilahy dia nisy fiara iray nijanona teo ankavananay ary lehilahy tokana ny tao anatiny. Tsy dia misy ataony fa mitazatazana fotsiny sady toa mihaino hira @ auto-radio fotsiny no milalao telephone izy.

Nanomboka nisotro labiera teo izahay sy Mika sady nihaino hira MP3 kanjo nosokafan'i Mika indray ny fitaratra teto amiko ary niverenany norohana indray aho, nosafosafoiny ny nonoko ary nampiakariny indray ny ranjoko.

Tazako nijery taty ilay bandy tao anaty fiara ilany ary tsy niala taty aminay ny masony kanefa toa matahotra ny hoteneniko ihany koa ny fijeriny.
Avy i Mika dia niteny:

  • Manasa eh
  • Misaotra fa efa manana koa aho, hoy izy nampiseho tavoahangina labiera iray.
  • Tsy ilay labiera akory fa manasa hilalao eh. Tsy mahafinaritra anareo ve mahita an'ity sipa ity ? Sady naveriny nosafoina indray ny nonoko sady navoakany avy tao anaty akanjoko izay efa tsy niverina t@ laoniny hatreny Antaninarenina.

Taitra be ilay bandy sady nanontany:

  • Sérieux ?
  • Midira aloha ato eh

Nivoaka avy any ilay bandy ary niditra tato anaty fiaranay tao aoriana ary avy dia nanao présentation

  • Alain
  • Izy no Hanta ary za Mika, faly mahafantatra an'i Alain.
  • Faly mahafantatra koa hoy aho nandray ny tanany
  • Ary nareo mandeha seul an, hoy i Mika
  • Mba mila manala azy seul koa indraindray
  • Dia ahoana on mba fahitanareo an'ity vadiko ity hoy ihany i Mika
  • Ao tsara ka, mahafinaritra sady milay koa ilay nataonao taminy teo an
  • Raha tianareo dia mba ataovy koa izay mahafinaritra anareo aminy eh

Tsy nisalasala i Alain nanomboka nisafosafo ny nonoko avy ao aoriana ka samy naka nono iray avy ny tanany roa.

I Mika kosa etsy ankaviako faly ery mahita ahy mientanentana eo am-pitoerana eo ary dia nampiany tosika kely i Alain ka navoakany avy tao anaty akanjoko ireo sakafon-jaza ka reko tsara ny hafanan'ireo tanan'i Alain misafo azy.

Izaho kosa nanakimpy maso mankafy.

  • Ca va tsara ve nareo @ izao hoy i Mika niresaka t@ Alain sa mila zavatra hafa kokoa ?
  • Miankina aminareo ihany io fa za ve moa hanana fangatahana inona raha tsy nareo no mandamina azy ?
  • Aleo isika 3 hamonjy chambre raha tsy manahirana anareo sao koa tratran'ny polisy eto ka hanahirana.
  • Tsy olana kah
  • Araho fotsiny izahay fa tsy mandeha mafy dia any no tohizana.

Nivoaka i Alain namelona ny fiarany, namelona ny fiara koa i Mika dia lasa izahay nizotra namonjy hotel iray eny Ivandry ary Alain nanaraka mora tao aoriana tao.

Feno hipoka ny parking an'ilay hotel ka voatery nijanona teo amoron-dalana izahay, i Mika lasa nandoa vola tery @ réception, izaho sy Alain kosa niandry tetsy @ tohatra, tsy niala tety @ nonoko ny mason'i Alain sady niteny izy:

  • Milay rangaha ny revinareo 2 ah
  • Izy no tompon-kevitra fa izaho manatanteraka am-pifaliana fotsiny.
  • Ka raha tsy mety enao ve afaka mi-forcer anao izy ?
  • Eny eh, manana ny safidiko @ izay hanaovana ilay izy koa aho

Notapahan'ny fahatongavan'i Mika ny resakay ka lasa nizotra nankany @ rihana faharoa izahay telo.

Nipetraka teo am-pandrina aho ary i Mika naka seza sady niteny hoe afaka miomana ianareo mandra-pahatongan'ny labiera. Hay kay mbola nanao commande-na labiera i Mika teo @ réception.
Nitsangana aho namonjy douche. i Alain kosa tsy hitany izay natao fa somary nihanahana teo dia hoy i Mika taminy:

  • Ndana letsy araho maso any izy iny sao sanatria mianjera ao @ douche ao ka hanahirana antsika eto. sady manao endrika mananihany izany izy. Lasa tokoa i Alain nanaraka ahy tany ka nasaiko nihazona ilay akanjo vao avy noesoriko, nomeko azy koa ny mini-jupe nanaovako ary dia iny aho no niditra tao @ douche satria efa tsy nisy slip hatrany am-piandohana.

Hitako tena sadaikatra be i alain nijery ahy nandro tao sady nitsikiako kely izy menamenatra iny. Farany aho niteny teminy:

  • Ianao ve dia hijoro eo fotsiny eh ? avia aty mba hosory savony ny lamosiko fa i Mika tsy antenaina hanampy ahy eo. Ary esory ny akanjo sao lena eo miditra ato.

Poa toy izay i Alain nanala ny akanjo rehetra teny an-kodiny natsipiny tery ambony latabatra daholo niaraka t@ akanjoko dia iny izy niditra tao @ douche.

Nalainy ny savony dia lasa tokoa izy nanosotra izany t@ lamosiko kanefa ny tanany ilany nanomboka nisafo ny fe-ko nanakatra ny foufoune-ko. Henoko nikasoka tao @ vodiko tao koa ny filahiany efa mihenjana sahady ka nitodika kely aho hitazana azy.

  • Ianao angaha tsy hosorana savony ?
  • hosory raha tianao

Nalaiko indray ilay savony dia nahosotro t@ tratrany, nampidiniko kely teo ambany ka nahosotro an'ilay filahiana efa dangitra be. Nisento be i Alain saingy notapahin'i Mika ny resakay:

  • Mangina kely aloha nareo fa ao ilay mpanatitra labiera

-....

  • Merci zandry ah. Ity ny kadoa kely
  • Misaotra zoky dia mahazoa fahafinaretana eh

lasa ilay garcon de salle

Notohizako indray ny fisafoana ny filahian'i Alain, mbola variana teo izahay kay i Mika mitazana tsara ny nataonay teo

  • Sao dia mba halefan-dri sahady akia ity zavatr'olona ity
  • Aza matahotra fa haiko ny miangaly azy,

dia lasa i Mika sady niteny

  • Miandry anareo atsy ambadika atsy aho

Isaky ny misento tokana izay i Alain dia ajanoko kely dia tohizako safosafo any @ faritra hafa.

Nony farany nikobana izahay dia nivoaka namonjy an'i Mika ka efa indrao vera 3 misy labiera nipetraka teo an-dohafandriana, niampy amuse gueule (sambos sy nem)
Nomen'i Mika vera iray avy izaho sy Alain dia noraisiny ny vera farany ary nampiakariny

  • Arahabaina Alain tafiaraka hilalao aminay eto
  • Tchin !!!!

Dia nifandom-bera teo izahay telo, nisotro une ou 2 gorgées dia napetrak'i Alain ny verany ka lasa izy nanomboka nikarakara ahy, nisafo ny vodiko, nikitikitika ny clitoris. Farany nalainy ny vera tety amiko dia napetrany teo an-dohafandriana ihany koa ary niara-namonjy ny fandriana izahay. Natsilaniny teo aho ary avy izy dia nanomboka nanoroka ahy teo @ sofiko, teo @ hatoko, nidina tany @ tenda, avy eo ninono ny nonoko sady nisafosafo hatrany ny fe sy foufoune-ko.

I Mika kosa etsy akaiky etsy naka seza nitazana anay sady topazako maso kely ihany tsindraindray. Manaiki-molotra mihitsy izy mahita ahy eo am-pelatanan'ity olona vao nihaona taminay tsy nisy ora iray akory izay. Nidina ni-nono ny foufoune-ko i Alain ka io i Mika nitongilana nitazana tsara ny nataony tao. Hendratrendratra be ihany koa. Te-hikitika nefa toa tsy sahy satria izy ihany no niteny hoe hijery fotsiny izy fa tsy handray anjara.

Efa misy fihetsiko fantany moa rehefa manontany azy hoe "ca va ve ela ?" na tsy miteny aza dia nanangana ankihibe fotsiny izy namaly hoe "Ok"

Tsy haiko izay nataon'i Alain tao fa niainga tampoka ny valahako sady nikiaka mafy aho fa excitée farak'izay zokiny aho ka nitsamboatra hatr@ Mika tafatsangana avy teo @ ilay seza. Hay ny rantsany iray mikasokasoka ao @ point G-ko ary manao mandroso mihemotra. Nihovitrovitry ny fahafinaretana ny vatako iray manontolo ary nanao contraction mihitsy ny vagin-ko nandritra an'izany. Tera-tsemboka teo aho kanefa tsy najanon'i Alain mihitsy ilay nataony. I Mika kosa hitako tena nivandravandra be ny masony kanefa ny tanany manomboka misafosafo ny patalohany tandrifin'ny balitany izay efa mibontsina be. Ilay labiera 1 vera tsy mbola laininy hatreto fa tena variana ranamana.

Niakatra nanoroka ahy indray i Alain ka niverenako nosafoina ny balitany, avy eo aho nidina nanandrify ilay balita. Nasaiko nitsilany izy hahafahako milalao ilay balitany. Io ilay zavatra matory eo ambany kibony toa manondro ny lohany ary notohizako ny filalaovana azy. point par point no nilelafako azy hatreo @ izy roalahy zandriny. Mahafinaritra ahy koa fa tsy misy volo mihitsy ny azy fa hita hoe mi-raser régulièrement i alain. Afandimbiko ampidirina am-bava ireo boules anankiroa ka aok'izany ny fifalian'i alain. Avy eo andramako kitihina kely koa ny lava-bodiny ka nitsamboatra koa ny anao lahy.

Naontany i Mika, fa ataon-dri inona izy ?

  • Mba omeko fifaliana toy ny nataony tamiko kah
  • Mlay be akia, hoy i Alain etsy nanampy

Nalaiko ilay fimailo iray teo an-dohafandriana dia nampidiriko teo @ filahian'i Alain, avy eo aho niakatra toa hanoroka azy sady avy dia nampiditra ny filahiany tao anaty foufoune-ko. Nipetraka tsara aloha aho toy ny mitaingina ilay môtô an'i Ndriana (vakio Tantara voalohany) izay vao nanomboka mouvement miaka-midina, ny nonoko mihontsakontsana no indreo enjehin'i Alain hosamborina @ vavany.

I Mika etsy akaiky efa namoaka ny filahiany sady misafosafo azy ihany koa. Novandrahako i Mika tsy hitsangana eo ka handray anjara satria izay hatrany no nifanarahana: Mijery anay fa tsy mandray anjara.

Nanomboka niaka-nidina teo ambonin'i Alain amin'izay aho ary niezaka nitady izay fomba hahitako fahafinaretana ihany koa, manodinkodina valahana hahafahan'ny filahiany handaotra ny any anatiko rehetra any. I Alain etsy ambany mihazona ny valahako sady mampiaka-midina azy hatrany no mitazana ny endriko manomboka mahita fahafinaretana.

Ny fisefosefoko mifandimby @ an'i Alain no nanenika ny efitrano, miampy an'i Mika mitsanga-mitoetra mijery anay, sady misafosafo tena nefa tsy afaka mandray anjara.

Niala teo ambonin'i Alain aho ary nivadika nandady sady somary nosokafako kely ny fe-ko. Azony an-tsaina ny tiako hahatongavana, avy any aorianako izy no tiako mampiditra ny azy hahafahako manatrika tsara mitazana ny endrik'i Mika. Nanosotra rora teo @ ilay fimailo i Alain ary dia nampiodiriny moramora tao @ foufoune-ko hatrany ilay filahiana mbola mihenjana tsara iny. Reko voakasony kely ny teboka G-ko ka nihiaka kely aho sady nikimpy nankafy, avy eo nandroso nihemotra tao anatiko tao ilay filahiana. I Mika etsy manomboka manafaingana ihany koa ny fihetsiny teo @ ilay filahiany efa tena nijaly fa tsy nahazo anjara taty amiko. Farany, nantsoiko t@ tanako izy hanatona ahy hanomezako anjara azy. Poa toy izay i Mika dia efa niatrana teo am-bavako ka nafandimbiko nolelafina kely dia nampidiriko tany ambavako ilay filahiana.

Faly ery i Mika sady nisafosafo ny tarehiko no nahateny tamiko: Merci chérie-ko, Milay ndri. I Alain atsy aoriana manohy hatrany sady manakatra ny clitoris-ko haha-excitée ahy hatrany.

Nanontany i Alain: Afaka mifindra lavaka ve ?
Nijery an'i Mika aho toy ny niera hoe afaka mankany ve izy ?
Namaly i Mika: "Miankina @ Hanta sisa"

  • Alefaso miramora aloha, hoy aho niteny t@ Alain.

Niala moramora i Alain saingy ny tanany tsy niala tao @ clitoris-ko. Nanampy rora nahosotra teo @ ilay fimailo dia natohony moramora teo @ lava-bodiko ilay filahiana. Nanomboka nampiditra i Alain sady nikitikitika tsy nijanona ny clitoris-ko izay tena nampiakatra be ny filàko hatrany sady nampisokatra ho azy ilay lava-bodiko dia niditra moramora tao izy. Raha miohatra @ Mika dia marotsaka kokoa ny filahian'i Alain saingy nanatombo teo @ halavany ka tsy dia nananosarotra hny fidirany tao. Gaga aho fa tsy nahare marary toy ny mahazatra
ahy t@ Mika akory aho. Tafiditra tsara hatrany @ fotony ilay filahiana dia tsy nihetsika i Alain fa toy ny naka aina. Izaho no nanohy ninono ny an'i Mika ary avy eo vao nanomboka nihetsika i Alain.

Tsy haiko hazavaina ny sensation niainako teo. Sambany nanao an'izao hoe lehilahy roa no miaraka amiko izao aho ary fahafinaretana be ilay mahita ny olon-tiako mankafy ahy miray @ olona tsy fantatray akory. Voakitika hatrany ny clitoris-ko kanefa eo @ lava-bodiko koa misy fahafinaretana toa tsara kokoa noho ny mahazatra ahy rehefa manao @ foufoune.

Mitazana ahy i Mike mijery hoe ao tsara ve aho ? Tsy sahiko notenenina taminy anefa hoe tena nankafiziko be tokoa ilay fihetsehan'i Alain teto, nitsiky fotsiny aho sady nanohy ninono ny azy hatrany. Sarotra anefa ny nanafina izany ela satria dia toa niha-niakatra hatrany ny excitation-ko teo ka tsapan'i Mika ihany nony farany hoe tena tafiakatra faratampony ny fahafinaretako. Naharitra teo @ 2 na 3 minitra izany rehetra izany kanjo iny i Mika fa nanala ny filahiany avy tao am-bavako, nisafosafo mafy ilay filahiany sady nanomboka nikiakiaka mafy, i Alain atsy aoriana niha-haingana koa ny fihetsiny, sady niteny mafy tampoka nony avy eo

  • Laaaasa lety eh...

Tsy ela dia iny ny sperme an'i Mika niporitsaka mafy ka nisy tonga teny @ tarehiko, nisy teny @ soroko ary nisy teo am-pandriana.
Tsy nisy nihetsika intsony izahay sy i Alain aloha hatreo fa injao kosa anefa ny filahian'i Alain manao contraction ao anatiko ao mamoaka ny sperme-ny. Vao mainka tiako ilay izy satria manampy ireo fahafinaretana vao avy niainako teo ilay sensation.

  • Henjana be nareo hoy i Mika mantsy an'i Alain
  • Nareo no tena milay hoy i Alain namaly azy. Nareo no tena isaorana fa ianareo no tena tompon'ny revy, sa tsy izany ry Hanta ?
  • Milay tsika rehetra eh, hoy aho namaly sady mbola sempotry ny hetsika rehetra teo.

Niala moramora i Alain ka nankany @ douche, izaho sy Mika kosa mbola nijanona teo. I Mika niakatra teo am-pandriana nifanorokoroka tamiko sady nibitsibitsika:

  • Merci chérie. Tena tiako be ndri
  • Satria elà no nangataka fa izaho irery tsy hiaraka @ olona hafa izany.

Nivoaka avy tnay i alain mbola falifaly nahita anay teo am-pandriana.

  • Sao mbola maika ianareo dia homenay lalana fa izahay mety mbola haharitra eto, hoy i Mika taminy
  • Satry mbola hilalao saingy aleo hiala raha tsy mampaninona anareo fa mbola manan-javatra hatao vao maraina rahampitso sady mamerina fisaorana.
  • Enao no isaorana nanaiky niaraka taminay. Afaka homenao anay ve ny laharana findainao sao mety misy mahasoa any aoriana any ?
  • Mety fa raha tsy mampaninona anareo rehefa miantso ahy ianareo dia ora fiasana alatsinainy hatr@ zoma ihany. Androany exceptionnel ihany satria tsy ao i Madamako fa lasa any ivelany any fa efa hiverina @ herinandro ambony io.
  • Sao mba mety miaraka aminay nareo mivady any aoriana raha izany ?
  • mmmh, ho hita eo fa aleo aloha dinihana.

Hita somary saro-piaro @ vadiny angamba i Alain na koa ilay vadiny mety tsy ao @ izany revy izany ka tsy ni-insiste izahay.

Nifanao veloma izahay rehefa azonay ny laharana finday dia lasa nody i Alain. Izahay sy Mika kosa nijanona tao mandra-maraina. Mbola nahavita nanao be talohan'ny hatory sy t@ vao taitra ny maraina izay vao namonjy fodiana.


Toy ny mahazatra dia excité tanteraka ny temako rehefa mamaky ny tantara soratanao. Tena anananao ny talenta. Misaotra betsaka fa tena fy


anonyme 18/09/2019 08:16 : Voalazanao. Tsy ny rehetra no mahavita an'io ataony io.

Tranga iray efa hitan'ny masoko kosa izahay tao am-piasana taloha misakafo atoandro @ gargotte iray tsy lavitra hotel malaza be fandehanana couples illegaux eto Antananarivo. Nisy olona 3 teo @ latabatra iray akaikin'ny latabatray mifampisafosafo sy mifanorokoroka eo ilay lehilahy sy vehivavy ary ilay fahatelo (lehilahy) mbola mijery fotsiny aloha. Nony nivoaka avy tao izahay dia nahatazana anazy 3 niara-niditra tao @ ilay hotel dia lasa ny saina hoe iza amin'izy 2 lahy no tena tompony sa samy tsy tompony fa sipa mpivarotra fitombenana kanefa koa tsy mino aho hoe mpivarotra fitombenana no horokorohany toy ny mpisipa vao niaraka ireny.

Dia lasa sujet de discussion na supposition rizareo hoe hihinana pao-droa izany ilay sipa ve sa hijanona ho mpitazana hatr@ farany ilay iray efa nitazana tao anaty gargotte ?

raha itony tantara itony no raisina ohatra dia mety ho tompony ilay iray mitazatazana fa ilay misafosafo sy manorokoroka ilay olona indramina hanome fahafinaretana an'ilay sipa sy ilay tompom-bady