Tantara notantaraina mpisera eto ity saingy novaiko araka ny fandraisako sy ny hankafizako azy ny tantara. Misaotra azy fa na dia tsy niera taminy aza aho dia inoako fa ho tiany ny version nanaovako azy.
Efa ela i Mika vadiko no nanana filàna hafahafa @ resaka firaisana ara-nofo. Noteneniny tamiko io filany io saingy tsy nety nanaiky ny saiko noho ny antony maro:
- Mbola tia ahy ve ity Mika ity ?
- Tsy mety amiko ny mampirafy azy satria izy no efa nekeko ho vady na dia efa nanana olon-tiana aza aho talohany izay nisantatra ahy t@ firaisana ara-nofo saingy nanao ny tsy anjara ka dia nisaraka.
- Sao dia fandrika ?
- Sao te-hampirafy ahy koa ity vadiko ka izaho no asainy manao ka ho 1 sy 1 ny baolina
- Ho zakany ve raha taterahiko ny filany ? Raha tsy zakany, inona no mety ho vokany ? Ho aiza ireto zanakay raha sanatria ka misaraka izahay mivady ?
Izany rehetra izany no nifamahofaho tao andohako nandritra ny taona maro nanomboka t@ andro nitenenany ahy ilay filàny sy isak'izay mampatsiahy ahy izany amiko izy.
Marihako fa tsy manao harcelement izy akory fa tsindraindray tampoka eny dia mampatsiahy ahy foana izy hoe "manao ahoana tokoa re raha mba manaiky ilay faniriako indri eh ?"
Azonareo an-tsaina angamba ilay filàny fa dia ny hahita ahy hiray @ lehilahy hafa ankoatrany. Tena zavatra tsy nandalo tao @ zaiko mihitsy izy io hatr@ izay fa nony niresaka matetika mikasika azy izahay taty aoriana dia nanomboka sahy tsy sahy izany aho. Nanontaniako azy mazava ny antony dia notsoriny fa tena mampientanentana ny filany hono na dia ny mieritreritra izany sy izay nataoko niaraka t@ ilay olon-tiako talohany fotsiny aza.
Noteneniko azy fa tsy hisy lehilahy hahazaka ny vadiny hiray amin'ny olon-kafa izany mihitsy raha ny fahafantarako azy. Tenin'ilay olon-tiako taloha aloha izany no naveriko taminy. Nohamafisiny fa izy angamba no anisany lehilahy voalohany vonona @ izany.
Raha ny fiainam-pitiavanay aloha tsy niova mihitsy fa niha-tsara hatrany aza. Ny firaisanay ara-nofo aza niha-tsara kalitao ka tsy ny isany isan-kerinandro na isam-bolana intsony no zava-dehibe fa ilay fiainanay azy eo am-panaovana eo.
Indray andro raha sendra niandry Taxi be handeha hody iny aho no nisy tovolahy iray nitondra moto nijanona teo akaikiko teo ary avy dia nampiresaka ahy hoe hateriny hono. Tsy nety aho fa hoy aho hoe tsy tongan'ny moto any aminay fa misy elakelatrano ka tsy misy dikany ny hanaterany ahy. Izaho amin'io mamaly fe mamaly fotsiny fa tsy manana antony matotra akory handavana azy.
Nanohy nampiresaka teo ilay tovolahy saingy tsy nisy niditra tany an-dohako ny resany fa ny endriny no noezahiko nofantarina tao anatin'ilay casque izay tsy noesoriny akory ka ilay tarehy fotsiny no hitako.
Ny resany farany reko dia hoe sao mba afaka mahazo ny laharana findainao hanohizana ny resaka any aoriana ?
Novaliako izy hoe "Omeo ny laharanao dia antsoiko ianao rehefa vonona hiresaka aho". Na izaho koa aza gaga hoe fa inona moa izany no tena tanjoko eto ? nanao izay hialan'ilay lehilahy fotsiny sa ilay fanirian'ny vadiko ve no tonga tao andohako par subconscient ? asa re....
Lasa aho nody tany an-trano. Tsy noresahako t@ Mika akory izay zava-nitranga teo fa ny fiainanay isan'andro no nataonay.
Ny ampitson'iny dia niray izahay mivady ny alina ary teo am-piraisana teo sendra nampahatsiahy ilay faniriany indray izy ary tena nanontaniako tsara hoe tena ho sahy ve elà @ zany ? Ho zakan'là ve izany hahita ahy hanao @ lehilahy hafa izany ? Dia mbola manpatsiahiviny ahy foana hoe anisany mampiakatra ny libido-ny foana na ny mieritreritra ahy hoe nanao t@ ilay olon-tiako teo alohany.
Napetrako ary ny condition-ko taminy:
- efa ela aho nieritreritra foana sao elà mampirafy ahy na tsy tia ahy, noheveriko ho fandrika koa io fa zao ary, je vais céder à tes fantasmes mais pas en ta présence ?
- an ? fa ahoana ?
- mety mahita olona aho. Dia notantaraiko azy ny zava-nitranga vao omaly teny am-piandrasana bus. Noteneniko azy fa olona tsy fantatro ary inoako fa tsy fantany io lehilahy io. Ndriana no anarany noteneniny tamiko. Antsoiko izy dia hifanao fotoana izahay fa elà tsy mankany dia avy eo tantaraiko @ là ny nataonay raha izay no fantasme an'là.
- Tiako kokoa ny hahita anareo saingy efa manaiky moa indry dia ekeko koa ny condition-ndri.
Nony ampitso maraina dia nantsoiko i Ndriana ary nataoko anonyme ny appel ary natao en main libre.
- Allô !
- allô, Ndriana ?
- Oui, iza io ?
- Vao niresaka tamiko enao afak'omaly teo Tsiazotafo teo @ arrêt bus akaikin'ny Jovenna, tadidinao ?
- Euuuh, oui tadidiko. fa ny anaranao no tsy nomenao ahy fa enao tsy nihaino izay noteneniko akory fa niavonavona be.
- Ka izao ary aho efa miantso anao ka inona indray no manahirana anao ?
- Ok, ka inona no vaovao ?
- An, an an, kah. Juste mba miantso satria izaho ni-promettre hiantso anao de miantso aho.(Mitady hiresaka ilay intention saingy tsy sahy)
- Ka rahoviana ary no hifankahita indray eh.
- Izaho aloha miasa androany tontolo andro. Dia rahampitso sabotsy maraina mbola be tsena isan-karazany sy mikarakara ankizy manao activité fa sabotsy hariva no mety angamba.
- Fa tsy ao angaha rams ?
- En mission any ivelany izy, moa ny sabotsy atoandro mandeha any @ bebeany ny ankizy.
- Ok ary dia aiza ny fotoana ?
- Maninona raha eo @ ilay arrêt eo Tsiazotafo ihany @ 14h ?
- Ok ary. Fa mba omeo ny num phone-nao ary eh.
- Tena aleo rehefa mifankahita no homeko fa tsy izao eh sady fantatro fa avy dia hiantso enao raha homeko nefa tsy tiako
- Je te promets fa tsy hiantso aho raha tsy rahampitso raha vao miala aty an-trano.
Dia nomeko azy ilay laharana finday mba hi-rassurer-ko azy koa.
Tonga ny asabotsy atoandro, nalefa tany @ renibeny tokoa ny ankizy fa izahay mivady irery no nisakafo atoandro teo. Hitako toa excité be ery i Mika nefa toa tsy dia mahalatsaka hanina ka nanontaniako
- Ca va ve elà ? raha tsy ca va elà on peut annuler an !
- Ca va kah. Je suis tout excité
- Hohano ny sakafo fa sao noana eo.
Nasainy nanao akanjo sexy kely izay aho, robe moulante rouge fohy fanaoko rehefa mba mivoaka alina any @ boite izahay roa ary string mainty ao anatiny fa tsy manao soutif fa ilay robe no mihazona ny nonoko tsy hilatsaka ary kiraro misy talon eo @ 10 cm eo ho eo. Fantany tsara anefa fa handeha moto aho miaraka @ ity robe kely ity dia ahoana moa izany ny fomba hiakarana ambony moto ? Tsy noraharahiako fa efa ifanarahana moa ity zavatra hatao.
T@ 13h30 aho nivoaka ary naka taxi fa tsy navelako haterin'ny vadiko satria tsy tiako ho hitany na ilay tovolahy aza.
Teny ambony taxi aho nojereko ihany sao nanaraka lavidavitra @ fiara izy saingy tsy tao. Nony kelikely nantsoiko mihitsy ary mody noteneniko hoe jereo kely hoe fa adinoko nampidina ilay hena kisoa avy ao anaty congélateur ho ao anaty frigo fa rahariva aho mikarakara azy ho laoka rahampitso. Reko tsara izy namoha frigo, reko koa ny sakanay manao "miaou" eo akaikiny eo ka azoko antoka fa tsy niala tao an-trano mihitsy izy.
Naharay sms tany @ Ndriana aho niteny hoe "tonga eo aho dans 15 minutes"
Na izaho koa aza somary hafahafa ihany namonjy ilay rendez-vous. Tonga teo aho dia lasa mody nijery zavatra tao anaty boutique Jovenna ka avy ao aho nitazana azy ka indro tonga tokoa, nandritra izany anefa aho mbola nifanoratra t@ Mika hoe : Tu sais qu'on peut annuler si tu n'es pas à l'aise, fa mbola novaliany hoe "vas-y chérie, je compte sur toi". Io i Ndriana nijanona: jean's, blouson cuir, tennis ary nanokatra ilay casque sady nijery ny manondidina. Nivoaka aho namonjy azy sady niarahaba hoe "manao ahoana Mr Ndriana" no nanolotra tanana. Namaly izy : manao ahoana Madame.... ?
- Hanta, hoy aho nanohy ny teniny.
- Aleo isika miala eto ary dia ho aiza ? sady nomeny ahy ny casque iray efa nifatotra teo @ ilay moto teo.
- Enao izao no ni-proposer hihaona dia anjaranao no mitondra ahy any @ izay tsy mahafaty ahy, sady natahotra ihany aho hoe sao tokoa moa ity ka mpamono olona ?
Sahirana kely ihany aho niakatra teo ambony moto satria avo ihany ilay izy moa ny robe-ko fohy dia fohy ary mbola nampiakarina ihany ilay efa kely sisa manapa-pe ka azo antoka fa mora hita tao ny string-ko saingy tsy nijery tany i Ndriana, moa maizina tao anelakela-pe-ko tao.
Niala teo izahay ary nihazo an'Ampandrana nankany Bel air ary dia niditra tao @ cité desportes. Niakatra rihana maromaro tsy tadidiko intsony ny isany.
Niditra t@ appartement iray tery @ sisiny izahay ary dia nasainy nipetraka teo @ canapé aho dia norosoany zava-pisotro. Coca no nofidiako hanaitaitra ahy koa satria na izaho aza tsy tena à l'aise tsara koa. Mbola lasa nitady sakafo tany i Ndriana dia mbola nandefa sms t@ Mika aho: "On est chez lui maintenant, rien n'est encore fait mais si tu veux que j'annul, dis-le moi car si on va de l'avant, je vais devoir éteindre mon téléphone"
Mbola namaly izy: "T'inquiete pas, je vais bien, j'ai hâte"
Teo am-pandraisana ilay message aho no niditra i Ndriana:
- Ramose ve izany ?
- an an an, i mamanay no mandefa message hoe rovina no alaiko ny ankizy. Aleo koa vonoiko ity téléphone ity sao miantso eo i mama
- Ny ahy koa hovonoiko hoy i Ndriana sady lasa izy nipetraka teo @ acoudoir-n'ilay fauteuil nisy ahy, efa noesoriny tany ambadika tany ilay blouson cuir fa Tee shirt moulant izay no nanaovany ka niseho teo ny firafitray ny vatany. Toa olona manao fitaizam-batana angamba izy ity raha tsy izany tsy hahazaka io môtô be ao @ parking ao ambany ao io. Teo aho vao ankona hoe tsy ho afaka hiantso ahy na i Ndriana ilay vadiko satria efa napetrako any @ vadiko koa ilay laharan'i Ndriana.
Notolorany pizza aho dia nampidina coca toa ahy izy ary nifanom-bera izahay roa.
- Faly mahafantatra an'i Hanta
- Izaho koa torak'izany sady efa nanomboka à l'aise aho. Ny antony dia satria tsy mitokana loatra ilay appartement raha sanatria ka... moa toa fantatr'olona ihany izy fa mifampiarahaba @ olona maromaro teny an-tohatra.
Napetrak'i Ndriana ny verre teny an-tanany ary nobanjininy aho ka saika kofona.
- fa maninona no mandinika be ahy enao ?
- Tsy noeritreretiko tena hiantso ahy tokoa ianao
- Izaho anie femme de paroles fa tsy mpandainga eh. Ianao izao saika tsy nahatadidy aho akory t@ izaho niantso fa asa firy izay ny vhv nomenao ny numer-nao.
- Mba nanandrana manjono fotsiny dia tsy nanampo ho antsoinao tsinona dia tena mba tsara sanjila izany.
- Ianareo lehilahy ho'aho mahavariana. Dia nataonao aiza izao ny vadinao na sipanao ?
- Vao lasa nanao formation any ivelany t@ alahady izy pour 2 mois fa mbola sipako fa tsy vadiko.
- Dia lasa i ramose manadala vadin'olona
- Ka inona ary no nahatonga anao niantso ahy ?
- Mba nitsapa koa aho raha olona sincère ilay olona nanome numero ahy.
Nitsiky fotsiny ary dia nanomboka nisafosafo ny tanako i Ndriana. Tsy arakaraka ny vatany lehibe, toa olona mpikotrana be ireny izy fa doux be ny fanafosafony ny tanako. Avy eo mbola nangataka ahy izy raha afaka manoroka azy satria hono tsy nisy fifanorohana tery @ Jovenna. Nitsiky fotsiny aho sady nanatona azy mba hahafahany manoroka ny takolako kanjo avy dia ny molony no natohony t@ molotro ka tsy nahahetsika aho.
- Izany angaha no nifanarahana hoy aho somary nananihany azy
- ka vao nahita anao iny ange za t@ alarobia dia tena taraiky be saingy hitako ilay peratra dia tsy tena ni-insiste be aho eh.
Dia notohizany ilay oroka ka novaliako koa ary nanomboka nifandray ny lelanay. Reko ilay parfum an'i Ndriana, Gucci angamba fa toa mitovy @ an'ilay vadiko ka vao mainka niakatra ny filàko. Nanomboka nisafo ny fe-ko i Ndriana sady nanohy nifanoroka tamiko. Somary nosokafako ny fe-ko hahafahany mampiditra ny tanany ambonimbony kokoa ka reko vetivety teo ny rantsan-tanany mikitika ilay telozoro @ string izay nanaovako. Somary nohingaiko ny valahako hahafahany mampiakatra ilay morotongotra akanjoko ary toy ny hainy avy hatrany ny anton'ilay fihetsiko ka tsy ela dia efa teny am-balahako ny akanjoko. Lasa nandohalika teo anoloako i Ndriana, ny tanany ilany manohy misafo ny fe-ko, moa ny ilany manakatra ny lamosiko miezaka hampidina ilay fermeture nanidy ny robe-ko. Tafidiny soa aman-tsara ilay fermeture ka nanomboka nosintoniny ny tanan'ilay akanjoko no sady banjininy ny masoko. Somary menatra ihany aho satria sambany teo @ fiainako no nanao fotoana t@ lehilahy voalohany ka avy hatrany dia hiboridana eo anoloanany eo.
Noessoriny ilay tapany ambony ka indreo nivoaka ny nonoko ka nidina tany ny masony sady niteny izy:
- Ary mahay manafina ireto sava-tsoa ireto ianao an
Sady menatra ihany aho no nanontany hoe "soa tokoa angaha izy ireo ?"
Tsy namaly i Ndriana fa avy dia ny molony nitohoka mora teo @ nonoko ankavia no nampisento tokana ahy sady nihankina mafy t@ ilay canapé aho sady mbola niainga indray mandeha ilay valahako toy ny niteny hoe esory any @ izay io robe io. Poa toy izaty no nanalan'i Ndriana azy ka tafidina hatreny @ ranjoko avy hatrany. Nohingaiko ny tongotro hialany tanteraka ka navela teo @ tany teo ilay akanjo. Kiraro sy string sisa teny amiko t@ io fotoana io. Ka afaka nanaram-po tsra i Ndriana nanorokoroka ny vatako iray manontolo. Nohingainy hitsotra ny ranjoko havanana ka norokorohany nanomboka teo @ kitrokeliko hatrany am-poto-pe ary somary nahiliny kely ilay string ka nokitihany t@ lela ny molo-pivaviako. Sadaikatra ihany aho namela azy niditra tao satria noho ny hafanan'ny andro niampy ireo rihana maromaro tsy maintsy nihanihana dia somary tsemboka ihany ny faritra elakela-pe-ko ka mody navoakako tao ny lohany mba hanorohako ny molony. Avy eo aho nangataka taminy raha afaka misaika kely. avy dia nitsangana izy, natsangany aho, notarihany ho any @ douche. Niara-niditra tao izahay nony avy noesoriny ilay hany lamba teny an-koditro fa ny kiraro efa niala tsimoramora teny an-dalana nankao.
Nalefany ny rano mafana ka avy dia niditra tao ambaniny aho nandena ny vatako manontolo, izy kosa mbola nanala ny akanjo teny an-kodiny tnay. Izaho mbola variana misitraka ilay rano mafana iny no injao izy nisafosafo ny fitombenako, somary nisikotra avy tany aoriana ka sady misafo no mikitika ny molo-pivaviako hatrany. Tsy nahahetsika aho fa toa niakatra tampoka ny fahafinaretako. Nosokafako kely ny ranjoko no nitodika aho hijery azy kanjo io izy nidina moramora nitady fomba hitohofana ny fivaviako. Nihodina aho hahafahany manatanteraka izany ka natolotro azy ny fivaviako izay efa noaratako ny atoandro nialoha ny nialao tany an-trano ka nalama tsara. Nosafosafoiny niaraka t@ rano teo ilay izy ka nony kelikely nampiany lela nikitika tao. Nihiaka kely foana aho isaky ny mikasika ao ny lelany satria reko ilay hafanana,nniampy hafanan'ny rano.
Nitsangana i Ndriana niverina nanoroka ahy sady nisafosafo ny nonoko ary avy eo nidina kosa aho namaly fitia azy ka nanomboka nitsentsitra ity filahiany izay inoako fa efa nihenjana fony vao nahatazana ny vatako niboridana. Izany reheta izany dia tao ambany rano mafana ka nanampy ny hafanana teo aminay.
Najanon'i Ndriana ny rano ka noraisiny ny serviette dia nofafany ny tarehiko sy ny voloko ary avy eo nasaritany kely fa mahafinaritra azy hono ny mahita izany. Nofafany koa ny lohany ary notarihany aho hiverina hamonjy ilay canapé teo. Nipetraka aho ary nalaiko ny filahiany ka notsentsafiko toy ny nihinana glace nanomboka teo @ tendrony hatrany @ fotony, eny hatrany @ vôniny anankiroa aza nafandimbiko nampidirina tany am-bavako ka saika tsy voatanany ny fahafinaretany. Olona toa ahy i Ndriana satria dia rasé tanteraka koa ny filahiany. Avy eo izy niverina nandohalika teo ka nidina ni-nono ny fivaviako. Nafandimbiny nikitika ny clitoris-ko teo ny lelany sy ny rantsantanany ka aoka izany ny fahafinaretako.
Nitraka izy ka nihazona ilay filahiana efa nihenjana be ary nikasa hampiditra izany tao anaty fivaviako ka nosakanako kely, niverenako norohana ny molony saingy ny tanako ilany nanokatra ilay sac à main kely teo akaiky teo naka fimailo ka nasehoko azy ka hoy aho:
- Ity no maha-mpinamana antsika fa raha tsy misy ity dia tsy hitohy izy ity.
Izaho ihany no nampiditra izany teo @ filahiany izay efa hita fa tsy mahandry izay hidirany ato amiko kanefa nolaroiko safosafo madinika eo @ ireo vôniny anankiroa.
Tafiditra tsara ilay fimailo dia niverenako norohana i Ndriana ka teo am-panorohana tsara aho no injao reko nikasoka teo @ molo-pivaviako ilay filahiana nitady lalana hidirana. Aza na efa zatra angaha i Ndriana na ilay fipetrahako ny nahamora izany fa avy dia niditra moramora tao ilay filahiana ary tsy nihetsika aloha izy fa ny lohaliny no naka toerana tsara hahafahany manohy izay hataony.
nanomboka nanao hetsika mandroso-mihemotra i Ndriana. Izaho kosa vao nikasika ilay point G ilay lohany dia nihiaka kely sady niverina niankina t@ canapé sady nanainga ny ranjoko hamatotra ny valahan'i Ndriana. Tsy dia naharitra akory anefa dia injao reko ny filahian'i Ndriana fa manao contraction toy ny mamoaka ranon'aina ka nanontaniako izy:
- tonga sahady angaha ?
- tena tonga akia fa za ange efa herinandro tsy nanao eh
- Enao tia tena, za anefa tsy mbola nahazo fahafinaretana akory.
- Désolé fa aleo tohizana rehefa avy eo raha tsy maika enao
- Miankina aminao ihany fa za, j'ai tout mon temps.
NIala i Ndriana dia lasa nanary ilay fimailo tany @ poubelle dia injao reko niverina nankao @ douche. Tsy aritro fa lasa koa aho namonjy azy tao ka niverina nifampandro indray izahay ary nony vita izany dia nentiny tany am-pandrianany @ izay aho.
Teo izahay mbola nifanorokoroka be teo sady niondana taminy matetika aho. Nandritra izany anefa dia nanao confession tamiko izy:
- Izay sipako izay no vehivavy faharoa niaraka tamiko hatr@ izay nanaovako sipa. Efa 3 taona izahay izao no niaraka ary efa eo am-pikarakarana mariage izay efa fixé ny date fa afaka 6 mois. Tena mba te-hanandrana olona efa manambady sy efa manana experience aho satria izahay 2 samy somary zazavao @ resaka sexualité t@ vao niaraka ka tsy dia manana traikefa firy.
- Nahita ianao izao ka tsy efa faly ? sady nolalaoviko ihany ny filahiany. Ianao izany izao ilay manao enterrement de vie de garçon ?
- En quelque sorte. Ny tena marina koa tsy haiko ilay sipako raha tena hendry fa tao anatin'izay 1 an nahazoany poste vaovao tao am-piasanany teo izay dia efa in-2 sahady izy izao mankany ivelany miaraka @ sefony foana.
- Aza marary an-doha @ izany fa rehefea faly elà miaraka aminy rehefa eo izy ka afa-po @ rehetra rehetra ka faly ny rehetra dia izay no tena important. Elà aza ity izao niaraka t@ vhv hafa ka inona indray ?
- Tiko be ilay ouverture d'esprit-ndri.
Tsapako efa niha-lehibe indray ilay filahian'i Ndriana teo ka niverenako notsentsafina indray haha-mafimafy azy.
- Hanta ah, tu me fais du bien là hoy izy nisento be indray.
Tsy noraharahiako izany fa notohizako ny nataoko. Ahoana moa no hanekeko fotsiny hoe izaho nanaiky hiaraka aminy noho ny fantasme an'i Mika kanefa izah tsy hahazo fahafinaretana akory, moa tsy hay izay mety hitranga any an-trano rehefa avy eo.
Niha-henjana be ilay filahiana ka iny i Ndriana nikitikitika ny lava-bodiko sy ny molo-pivaviako. Nanentana ny filako indray ilay nataony ka nosokafako ny fe-ko hahafahany manao izany misimisy kokoa. farany nivadika 69 ny position-nay hahafahanay mifanome fahafinaretana ka mbentika terin'ny fe-ko ny lohany satria tena mafy be ny fahafinaretako teo nefa mbentika koa ny lohako no tery teo anelakela-peny. Tsy ela dia nalaiko indray ilay fimailo faharoa misy sensation glacé izay dia nampirdiriko teo @ ilay filahiany. Tsy navelako hiala teo i Ndriana fa izaho no naka toerana toy ny hitaingina môto teo amboniny. Vantany vao nitsofoka ilay filahiany dia reko toy ny misy glace ao anatiko ao, izy koa moa somary lavalava eo @ 17cm eo ka tafalentika tsara any anatiko any. Tsdy nihetsika aho aloha niaina ilay sensation mangatsiaka be, avy eo aho nanomboka nanodinkodina ny valahako hahafahan'ilay filahiana misavasava ny lalanjazako rehetra any ka indro i Ndriana mikimpy miezaka mitazona ny emotion-ny ary dia nanontaniako tsara
- tianao ve izany ?
- Hanta ah, tu me rends fou là, tu es vraiment forte.
Tiako be rehefa miredirey toy izany izy ary mba naharitra kokoa ity faharoa ity satria mbola nivadika position hafa izahay nony avy eo. Niezaka natory teo amboniny aho sady nanohy hatrany ny hetsiky ny valahako fa nony tena natory aho dia izy indray no nanohy ilay va et vient. Niala kely aho dia nomeko lamosina izy kanefa nosokafako ny feko hahafahany mampiditra ny filahiany avy any aoriana. dia nitohy teo indray.
Valaka aho dia nijanona kely aloha ary nony avy eo dia nasainy nandady teo am-pandriana. Azoko ny tiany hatao kanefa tsy te-hanaiky aho. Nampiditra kely ny filahiany tao fivaviako izy dia navoakany indray avy eo ka nakasony teo @ vava-vodiko. Tena tsy sahy aho fa niteny hoe aleo @ mahazatra ihany fa tsy ao letsy ah. Mbola be ny ho sisa, hoy ihany aho ni-rassurer azy hoe mety @ manaraka raha hisy izany. Tsy naninona i Ndriana fa naveriny tao fivaviako ny filahiany ka nofaranany tao iny firaisanay iny hariva iny.
Vita iny dia mbola nitsilany teo indray izahay 2. nony kelikely dia lasa izy nitsangana nankany @ douche indray ka narahako tany dia nifampandro tao indray izahay.
Hay ny ora efa nanondro t@ 16h15 t@ io. Izaho anefa afaka mijanona raha mbola te-hijanona saingy te-hahafantatra ny mahazo an'i Mika any antrano koa na izany aza. niteny t@ Ndriana aho hoe aleo ihany aho handeha @ izay fa sao hariva be ka manahirana ny mody any aminay. Ni-proposer hanatitra ahy any an-trano izy fa tsy nety aho fa hoy aho hoe mandeha taxi aho fa tsy tsara ny moto-nao mankany aminay fa ratsy2 ny securité any, kanefa bluff fotsiny io tsy hahitany ny misy ahy. Nohafarako izy hoe aleo izaho ihany no miantso @ manaraka fa sao manahirana dia nekeny.
Nivoaka tao aho rehefa avy nifanoroka be teo @ molotra sy nifandray lela farany izahay sy Ndriana dia naka taxi tery @ Nane tery Bel-air dia lasa namonjy fodiana. Teny an-dalana aho no namelona finday ary niantso an'i Mika.
- Allô
- Allôôô ! Vita ny iraka nampanaovin'la ahy ka faly ve elà izao ?
- Ka nanao ahoana ? taiza nareo ? de ahoana ? tantarao
- Ety ambony taxi aho fa tsy afaka miresaka be letsy fa rehefa any antrano no tantaraiko ah. En résumé c'ètait bien, pas au top mais bien fait.
Tonga tao an-trano aho dia io i Mika en short, hitako mihenjana be ny filahiany, nitsena ahy nivoaka ny taxi mihitsy ny anao lahy. Vao niditra tao an-trano aho dia norohany be dia hoy izy : toa mitovy parfum amiko izany bandy izany ?
nivanitika aho sady notsapaiko ny filahiany tena henjana be ka hoy aho:
- dia atao ahoana ity ? Tonga dia hampiasaina ve aloha sa mbola hihaino ny tantarako elà ?
- Tena excité be za fa niantso an-dri aho 15 minutes apres message farany iny fa message vocale. saika hiteny aho hoe alefaso ny phone dia henoiko ny feonareo. Kanjo teo vao tadidiko hoe hay moa izaho ity supposé hoe any andafy. Dia nijanona.
Nahita ny voloko mbola lena sy mikorontana i Mike dia tena nino fa tena nataoko ny mission-ko ary dia iny izy fa nanomboka nisafo ny fe-ko sy nanala ny akanjoko.
nanao be teo indray izahay 2 iny hariva iny ka efa t@ 8 alina vao tapa-kevitra hitady sakafo ka nanafatra pizza tao @ gastro, naterina tany antrano.
Teo am-piandrasana pizza sy teo am-pisakafoanana no nitantarako taminy en détails ny nataonay. Excité be i Mika ka nitohy firaisana be foana ny alinay ka efa t@ 10 maraina izahay vao tafafoha ny alahady.
Aleo fa antsointsika i Ndriana @ manaraka fa izaho hijery anareo fotsiny.....
Nifarana teo iny sombin-tantara iny