Koloina no anarako 38 taona, nisara-panambadiana ary manana olon-tiana 27 taona.
i Andry kosa dia lehilahy 44 taona, manambady, manan-janaka.
Sakaizam-pilàna (sex-friends) izaho sy i Andry nanomboka t@ nihaonanay voalohany t@ tambazotran-tserasera iray ny taona 2013.
Nety tsara tamiko ny fifandraisanay sy Andry. Izaho nanana fahafahana tsara @ fotoana tsy fiasana na atoandro na hariva na faran'ny herinandro, tsy ilako fangatahana manokana @ ilay olon-tiako akory satria tsy misy na inona na inona nampifamatotra ahy sy io olon-tiako io hatreto.
I Andry matetika no miantso rehefa manimanina fa izaho kosa miresaka ao @ ilay tambazotra aloha ka rehefa mahita azy eo vao sahy miteny hoe te-hahita azy.
Izany rehetra izany dia tsy nisy ambadika na tambiny teo aminay fa dia natao hifampizarana fifaliana sy fitiavana ara-nofo ihany.
Fifanakalozana mailaka sary t@ mailaka no nitohizan'ny fifandraisako t@ Andry ary tsy namitaka izy hatreo fa tena sariny mihitsy no nalefany. Olona tsotra endrika, tsy eritreretinao hoe olona hitia vehivavy hafa ankoatran'ny vadiny, tsy irony manana toetrana dragueur ireny fa toa maontimaontina aza.
Nihaona voalohany izahay avy hatrany dia tany @ hotely iray teto an-drenivohitra. Tsy nampoiziko akory fa nitondra moto i Andry t@ io satria hono voasakan'ny fiara hafa ny fiarany tany @ toeram-piasany ka voatery nindrana moto fampiasan'ny coursier tao am-piasana izy. Ny maraina ilay coursier manko no tena mivezivezy fa ny tolakandro kosa manampy any am-piasanany mandamina archives.
Tsy nisy resaka firy teo aminay nony vao nahazo efitrano fa avy dia niara-nifanala akanjo, niara-nisaika, niara nidaboka teo am-pandriana, nanomboka ny sasiny (préliminaires): Tsy nisalasala i Andry nisafosafo sy nanorokoroka ny faritra rehetra manaitaitra ny filàako, nanomboka t@ molotro sy lela, ny sofiko, ny hatoko, ny n.o.n.o-ko, nidina teo @ clitoris ary nampiditra ny lelany tany anaty lalan-jazako. Novaliako izany satria tena nitondra fahafinaretana ho ahy ka iny koa aho nidina ni-n.o.n.o ny filahiany izay efa henjana tsara. Tsy dia lava fa teo @ 16 cm eo angamba saingy ny habeny kosa no tsapako ho tena lehibe mameno vava.
Noferan'ny fotoana moa ny fiarahanay voalohany io satria samy mbola hamonjy fiasana ny tolakandro ka tsy dia nisy zavatra lehibe azo tantaraina eto hafa-tsy io sasiny io. Ny tohiny dia firaisana ara-nofo am-pilaminana, izaho nitsilany "nanisa kintana" ary izy teo amboniko "nibanjina ny tany" nanao va-et-vient nilamindamina teo, tsy adino ny oroka sy safosafo ary teny manaitaitra ny filako nandritra izany firaisanay izany.
Vita iny dia nateriny tany am-piasana aho ary toy izany koa izy, niverina tany am-piasany.
Nitohy ny seraseranay tao @ ilay tambazotra ny tolakandro ary nifanaiky fa hitohy hatrany ny fiarahana rehefa samy vonona. Nony ampitso, nanova solon'anarana (Pseudonyme) aho tao @ ilay tambazotra ary tazako tao i Andry. Avy izy dia nampiresaka be nanontany hoe aiza ho aiza no misy ahy, inona no zavatra ataoko, miasa aiza sns.... Tsy novaliako mivantana izy fa somary nasiako indice kely nahafantarany hoe i Koloina ihany anie ity miresaka aminy ity. Nivanitika izy sady niala tsiny fa izaho kosa anefa tsy tezitra taminy akory. Toa vao mainka aza nanaitra ny filako ny fahitana azy hoe tena hay mahay mi-draguer vhv be ity lhl vao niarahako ity. Nanomboka teo dia naveriko t@ tena izy ilay solon'anarako.
Indray alakamisy atoandro, andro tsy fiasana t@ izay, avy nanatitra ny vady aman-janany handray fiaramanidina ho any ivelan'i Madagasikara i Andry no nandefa sms tamiko nilaza hoe afaka miaraka ve androany hariva ? Misy tahak'izany indray ve ho ahy ? Ilay olon-tiako koa moa tsy niaraka tamiko fa mbola variana milalao miaraka @ namany any ka iny aho no avy dia niomana hamonjy hotel iray efa fandehananay. Fotoana niverenany avy teny Ivato nahafahako nandeha fiara fitateram-bahoaka namonjy ilay hotely ka niara-tonga teo izahay. Izahay moa mody tsy mifankahalala rehefa miditra eo am-baravarana saingy rehefa tonga eo @ réception vao mifampiresaka sy mifampiarahaba. Ilay réceptioniste moa tena professionnel, na dia mahalala ilay fifandraisanay aza tsy manisy remarque na toy izany fa dia mandray tsara, manome lakile ary nanisy vazivazy moramora hoe "mahazoa fahafinaretana ato @ hotelinay".
Tonga tao @ efitrano izaho sy i Andry dia navoakany avy tao anaty sacoche : tavoahangina labiera roa, verre à jeter 2, tsakitsaky isan-karazany hatao gouter hono ary tube iray izay tsy fantatro hoe inona fa napetrany teo andohafandriana.
Nampidinina ny labiera t@ verre dia nifandom-bera kely aloha dia nitohy orokoroka sy safosafo, nampiana fifanalana akanjo. Efa niboridana tanteraka izahay roa fa mbola nolaniana aloha ny labiera vao niditra tao an'efitrano fandroana i Andry. Izaho kosa nampidina labiera vaovao indray t@ verre. Avy eo aho nandimby azy tao @ trano fandroana. Izy kosa nisotro labiera tsikelikely teo, avy eo izy reko nanatona ahy avy tao aoriana sady niteny hoe mitodiha kely aty hoe. Vao nitodika aho dia nipika ny fakantsary t@ finday teny an-tanany. Tia maka sary i Andry saingy nifamepetra izahay fa tsy hifamnimba sy hifanala baraka eraky ny tambazotran-tserasera ka hijanona ho anay irery ny sary halainay ary raha azo atao aza tsy mamoaka tarehy.
Hain'i Andry tsara ny mamoaka ny sariko somary nue artistique, ka iarahanay mijery teo am-pandriana mialoha na mandritra ny kilalaom-piraisanay. Tian'i Andry ny milalao ny faritra rehetra manaitaitra ny filako isak'izay miaraka izahay. Manomboka eo @ molotro izy, avy eo mifandray ny lelanay mbola misy tsirona labiera, evy eo izy midina tsimoramora mankao @ tendako, tena manaitaitra ahy ilay fofon'ainy mafana iny, toa mandrotsirotsy nefa toa mampangorovitsika ny vatako manontolo. Miakatra be tampoka ny fahafinaretako rehefa manomboka manome fofonaina ny sofiko izy. Mangovitry ny fahafinaretana ny vatako manontolo satria mandritra izany fotoana izany ny tanany iray no misafosafo ny nonoko, midina mikitika moramora ny kitsoko (clitoris), misafosafo ny nofom-pitombenako ary tonga hatreo @ manodidina ilay lavaka faharoa. Midina indray ny vavany manorokoroka ny vatako manontolo, manomboka eo @ nono, midina any @ valahana, eo @ pubis ary tonga hatrany @ clitoris-ko. Maharitra izy mikitikitika @ loha-lelany ao ary mifandimby mahazo ny anjarany ny clitoris, ny levres ary ny vagin. Maharitra i Andry ao satria tiany ny mahita ahy mahazo fahafinaretana ela be ao. Indraindray aho tena mankafy faratampony eo ka mahavita mitabataba tsy mahafehy tena mihitsy hoe saingy vao mainka maha-romotra azy izany ka vao mainka ampifilafilainy aho.
Tsapako ho lafatra ilay fahafinaretako teo ka te-hamaly fitia an'i Andry aho ka iny indray aho nidina nitsentsitra ny filahiany efa henjana be hatrany am-boalohany. Manaitaitra be an'i Andry rehefa somary kaikikaikeriko iny lohan'ny filahiany iny. i Andry koa tsy tia volo ka tena tsy misy volo mihitsy ny manodidina ny filahiany isak'izay hitako sy miaraka izahay. Tsy lava be ny azy fa eo @ 16cm eo rehefa mihenjana saingy ny habeny no somary lehibe ihany. Rehefa mitsentsitra elaela eo aho dia mahatsapa valaka ihany ny machoire-ko ka maka aina kely aloha vao mamerina indray. Raha feheziko @ ankihibe sy fanondroko ilay filahiana dia tsy mifampikasoka ny loha-rantsako fa misy eo @ 1 cm eo ny elanelany. Izaho anefa tsy dia kely ihany miohatra @ ankabeazan'ny vehivavy fantatro.
Tiako kokoa ny miaraka aminy raha oharina amin'ilay olon-tiako satria tsy ilay olona maika hampiditra izy fa hainy ny mampiakatra ny filako ka andrasany mihitsy ho izaho no hiteny na ny vatako no tsapany ho efa feno fahasambarana izay izy vao miditra ao anatiko.
Ampidiriny moramora @ izay ny filahiany izay efa nihenjana be hatrany am-boalohany. Mandroso-mihemotra moramora eo izy ary manomboka mahazo fahafinaretana ny lalanjazako. Miha-lonaka hatrany ao anatiny ao ka mamoaka feo toy ny feon-tongotra miditra anaty fotaka no re na mivoaka na miditra ilay filahiana.
Rehefa tsapan'i Andry fa miakatra indray ny fahafinaretako dia hafainganiny ny fihetsiny, manisy pompe 10 raha betsaka izy dia adonany mafy be any @ izay farany lalina any ny azy dia maka aina tsy mihetsika eo izy mandritra ny 10 segondra eo ho eo dia averiny hatrany ilay fihetsiny. Mandritra io 10 segondra hakany aina io anefa tena tsy mahatsiaro izay ambonin'ny tany intsony aho fa tena faratampony ilay fahafinaretako ka manao contraction mihitsy ny lalan-jazako manery ny filahiany.
T@ ity tolakandro ity tsy vitan'ilay contraction ihany no nitranga fa nisy rano niforitika nivoaka avy tao anaty fivaviako tao izay tsy azoko notanana akory. Feno ilay rano ny lambam-pandriana ary nitsiky i Andry nahita
an'izany sady niteny tamiko hoe "Hay ndri ity fontaine be ôtran'izao dia tsy niteny an !!". Sady toa menatra aho no namaly azy hoe "elà ihany no nahatonga ahy ôtran'izao". Ny tena marina dia tsy mbola niaina zavatra toy izao aho hatr@ izay niarahako t@ sipako taloha na ny vadiko na ny olon-tiako, eny na dia t@ Andry aza izao vao nisy io tranga io. Niala moramora i Andry ary ny ati-lalanjazako mbola manao contraction toy ny mihazona ilay filahiany tsy hivoaka. Naka aina nitsilany teo akaikiko teo izy ary izaho niakatra moramora niondana taminy, ny tanako ilany milalao ila filahiana mbola mihenjana be sady mandon'ny ranom-pivaviako.
Nasain'i Andry naka aina aho aloha ary izy lasa nisaika nanala hatsembohana. Izaho moa rehefa maka aina dia mihohoka matory @ kibo no hahazoako aina haingana indrindra. Niverina avy any i Andry reko miakatra teo am-pandriana ary mikitika ny fivaviako izay mbola tsy mitsahatra manao ilay contraction vokatr'ilay nataon'i Andry teo. Somary nosokafako ny fe-ko hahafahany mikitika misimisy kokoa ka reko miditra tao anatiko indray ny rantsan-tanany iray. Somary natonjoko ny vodiko hahafahany miditra kokoa kanjo reko fa misy rantsana iray hafa niditra moramora tao @ lavabodiko. Sady nitsamboatra aho taitra kanefa nitony ilay fahatairako naheno sensation hafa tsy nahazatra ahy, mangatsiatsiaka kanefa toa mbola excitant kokoa noho ilay rantsana tao aloha. Vao mainka nitonjotra ny fitombenako nahazo izany sensation izany sady nataon'i Andry mandroso miditra mora dia mora ilay rantsana tao. Izany rehetra izany tsy nisy tazan'ny masoko fa tsapako avy @ izay ren'ny vatako fotsiny. Tyy tapitapitr'io akory nivadika manontolo tany @ fivaviako ny tanan'i Andry kanefa mbola reko nisy niditra moramora tao @ lavabodiko. Hay kay ny filahian'i Andry no niditra moramora tao ary tsy reko naharary akory. Hay moa ka lubrifiant ilay tube napetrany teo an-dohafandriana ary nahosony t@ filahiany t@ izy avy nisaika ary ilay tanany niditra teo koa no nanosotra lubrifiant t@ lavabodiko. Niditra tena niadana tokoa ilay izy ary nony tafalentika hatr@ farany dia tsy nihetsika i Andry, toa niandry reaction avy aty amiko. Izaho tsy nahateny fa nisento be toy ny niala aina ary mbola nijanona nihohoka teo @ ilay ondana. Somary nihodina i Andry ary nahodiny niaraka taminy aho ka nihorirana izahay 2 nony farany, ny tongotro notazoniny hisokatra hatrany ary namatotra ny feny tsy hisaraka amiko. Nanomboka nihetsika i Andry nanao va et vient teo, ny tanany ilany mikitika ny clitoris-ko indray mandritra izany rehetra izany. Tsy hitako izay hanazavana ilay sensation teto fa double na triple an'ilay vao niainako nampivoaka rano be tamiko teo.
Niato kely indray aloha izahay fa somary vizana ny ranjoko nisabaka foana teo. Nitsilany indray i Andry ary izaho kosa niakatra moramora toy ny hitaingina soavaly nanatrika azy ary nalaiko ilay filahiany tsy mbola nilefitra hatrany am-boalohany ka nampidiriko tao @ ilay lava-body izay vao avy nisantatra filahiana t@ ity indray mitoraka ity. Izaho indray no nihetsika nahafahan'ilay filahiana misitraka fahafinaretana tao anatiko tao. Ny nonoko mihontsakontsana eo ambonin'i Andry ka novonjeny nohenjehina t@ molony ireo loha-nonoko. Indraindray somary ahodiko ny valahako hahafahan'ilay filahiana misikotra izay faritra rehetra any anaty lavabodiko rehetra any, hany ka vetivety dia tsy tanan'i Andry intsony fa dia reko nafana be ny ranon'ainy nitosaka tany anatiko tany. Izaho kosa nandritra izany tena somary nireondreona toy irony liona vavy miaro ny zanany @ fahavalo ireny.
Lafatra iny tolakandronay iny satria tsy nisy tahotra na avy tamiko na taminy, tsy noferan'ny fotoana izahay fa anay ny tolakandro manontolo.
Tsy nitsahatra teo ny fiarahanay fa mbola naharitra aman-taonany, eny hatr@ fifanenana tany Antsirabe samy nanao mission kanjo nahatanteraka mission hafa. Tantara hafa koa iny.