Vehivavy aho, manambady aman-janaka. Misokatra @ karazana resaka rehetra fa @ ity indray mitoraka ity, mba te-hahafantatra hoe misy tena mahay manao déclaration d'amour ve ianareo na lehilahy, na vehivavy koa aza.
Alefaso eto ny déclaration d'amour ataonareo @ vehivavy toa ahy dia mametraha mailaka any @ farany'ny message raha toa ka sitrakareo ny hanoratako raha tena mambabo ahy ny fanehoam-pitiavana ataonareo.
Marihako etoana fa tsy izay mametraka mailaka akory dia hanoratako fa izay mahavita déclaration mambabo ahy ihany.
Misokatra ho an'ny rehetra na lahy na vavy ny fifaninanana.
A vos claviers !!!!