Bonjour,
sao dia misy mba afaka manapy na manome astuce mba azahoana zanaka lahy.
ohatra hoe: inona ny sakafo matetika hoanina? firy ème jours no manao rapport? …..

Misaotra mialoa amin'izay mamaly.
mirary soa natsika rehetra. :) :)