Bonjour; tsy aiko ry reto fa tatoato za lasa otrany miakatra be zany ny envie ako aaa.. talo za rah manao RS dia 2 na 3 par semaine eo. fa zao tena lasa ef ho isanadro, nef tsy mahatsiaro vizana zany akory.. inona no mety ho Antony? sa ve mety hoe ao am tonako mintsy no mahatonga anzany. JH 29 za amzao manko. resak matotra sy mila valiny fa ts mananiany akory. raha misy afaka manao temoiniage na ef niaina anzany na lahy na vavy dia mba zareo eto. misaotra mialoha.