bjr, saika mba hanontany ny momba io fiara io azafady izay efa nitaiza sy manana ambara, indrindra2 momba ny volant moteur bimasse zay lazain'ny olona mora simba. Fiable iany v io fiara io raha tezaina, dia mba mi longue longuekely eny tsindraindray. Misaotra amzay mamaly