image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11

Ministeran'ny Ala kosa angamba fa efa nisaraka izy roa izao.

Permis de coupe no alaina eny @ Ministerean'ny rano sy ala; fa ny pitsopitsony mbola hakana hevitra

Ministeran'ny Ala kosa angamba fa efa nisaraka izy roa izao.

Izy ndray aloh d zay eh;a ary ketrika efa ela izy io; be no nandalo teo; ny hoe ngizina aloh (hihi) d an'lay mpivarotra tena mivarotra iny; t@ 2013 no rah mampiasa 7 hono d miverina tombony 3 eo (tsy de b) par mois, mtiombina v; natao ny kajikaji ôtran mahita mihoatra aza....

Manana obligations hamboly hazo moa ny mpanao charbon ?

Le mpivarotra charbon amzao koa aloha tena mpanararaotra a. Vao avy kely ny orana tonga de midangana ny vidiny.

Charbon1 angaha no mpamoaka permis ? Mba tantarao eto ny fakana azy fa liana izahay.