Bonjour,
Saika mba anotany za kay azafady sod misy mahalala ny paramétrage internet mobile ra oatra mitady anreto ny telephone:
Apn:
proxy:
port:
ID:
MDP:
tsimaintsy fenoina daholo reo indrindra ny "ID" sy ny "MDP"
mba mila fanapiana dia misaotra indrindra