image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjour, Misy efa nividy entana t@ alibaba na aliexpress ka nalefa Mada ve ato? Mba zarazarao hoe? Ohatra oe: nalefa poste ve? (mety manao ahoana ny coűts), na nalefa DHL sns...Misaotra mialoha @ fizarŕna


Iee fa ilay qualité tsy ao mihitsy,matin'ny mora aho fa nanenina !sady amin''izay efa ho roa volana vao tonga ilay veste nafarako !mbola tratran'ny douane Frantsay andoavana 25euros miampy ny frais d'envoi 9? nangatahin'ny aliexpress !tonga soa aman-tsara ,soa fa taiLle iray ambony no nafarana fa hafa ny taille ampiasain-dry zareo kely maso !ny manafatra avy any Dago tsy haiko !tonga tokoa aloa ilay izy fa tsy hanindroa intsony aho!


Bjr, efa nividy, ra hafarana tsy betsaka d mamono antok satri lafo nfrai, za nanafatra maro2 ihany fa nisy simba fa voatsindry ngamb, problem b, aleoko mvid eto antanana


Tsy aleonareo ve tonga dia mande beririka e raha any dago e. Zah alo efa nividy 1fois fa zvtr tsisy dikany t@zay, gratos lay izy fa fdp no nalo zay tsy lafo iany ko, mampime be ry kely maso an. Raha aty finda kosa alo tsy naleo tonga dia mande an tsenan'ny tavaratra raha hividy fringue sino iany