image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 1

miarahaba antsika rehetra ato o,
ny vady mamo mamoaka ny ao am-pony ve ry zareo azo henoina? tena marina ve ny zavatra lazainy sa etin'ilay toaka fotsiny dia miteniteny foana.
Ilay vadiko manko rehefa mamo dia manao tora-po be ary miteniteny foana sy mandrangitra ary manompa mihitsy aza. Rehefa tsy mamo anefa tsy miteny.
Misaotra anareo rehetra.


Miteny n marina n akamaroany ary rehefa mifoha d mlaza f tsis tadidy satria menatra


La boisson revele des verités enfouis ainsi qu'un mal etre ressenti


Certaines vérités ne se disent que sous l'effet de l'alcool


Tena zany mihitsy! sady miseho bokona refa dozidozy kely