miarahaba antsika rehetra ato o,
ny vady mamo mamoaka ny ao am-pony ve ry zareo azo henoina? tena marina ve ny zavatra lazainy sa etin'ilay toaka fotsiny dia miteniteny foana.
Ilay vadiko manko rehefa mamo dia manao tora-po be ary miteniteny foana sy mandrangitra ary manompa mihitsy aza. Rehefa tsy mamo anefa tsy miteny.
Misaotra anareo rehetra.