image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ohatrinona ny vola betsaka ndrindra nomenareo ny sipa na ko hoe vidi netana . misy artiste manja be zay hoe 25 millions no miaraka aminy. efa nisy nando an zany vola zany ve ato amin ny forum


Za lelahy manambady amzao, nandritra ny 3 taona teo ho eo dia niaraka tamina sipa izay za efa nanambady izy, za efa nanana sipa koa, sipa fantatro no n******* ka nahatonga ny fifandraisanay, tsy fantan'io namana io ny fiarahanay. Nifanaiky izahay tamin'izany ny situation-nay avy ary nifanaiky fa miezaka ny manaja cote ilany avy, fa ny anay atao izay tsy de ahafantaran'ny olona ny fiarahana, Matetika chbr no fandehananay tamin'izany amnle antonony, mahavita 2 a 3 fois par semaine ny fiarahana, satria izy tena nitsotra tamiko fa tsy ampy azy ny fiarahany amin'ny vadiny izay zara raha manao rs in-3 isambolana, tamin'ny voalohany tsy nisy resaka vola fa ze omeko azy dia nekeny, ndraindray izy accessoires pour femmes de mety, nahavita niaraka mandritra ny demi journee zahay, za koa tena nahatsiaro nahazo fafiny tamvolohany, fa nanomboka heritaona taorian io dia nanomboka tendakanina kala ka nahavita nikomy sy menace, oh otrany bevoka za, mila manao echo de omeo vola fa za rery makany, za mila miaraka amny namako de mila vola fa hanao fety, omeo vola fa za hanao concours, sns ... Fa vitany ny nandamoka ana satria nataony izay nahazoako fafiny de avy eo tratrany ka roboka. Ny heritaona farany, nisy fotoana tonga de nipitsihako izy, tonga de noteneniko fa tsy vitako intsony ny miaraka aminy amin'io fombany io de tapaka, 5 mois tsy nifampiteny de tsy naharitra ny anao vavy fa nitalaho fa mila anao hono izy, fa za rery hono no mahavita manome azy fifaliana sy fahafinaretana, tsy hangata-bola tsony hono fa na tsy mahazo aza de tsy maninona. Nasaiko nilaza izy hoe f'inona no dikan'izany de notantarainy ana tam'zany (lava be le tantara fa tsy vita eto...) , noteneniko izy fa tsy mety amiko tsony ny manataka fa fa ny nifanarahana dia RS sy tambitamby fa tsy vola fa manjara mtovy amn'ny mak...., ra izay no atao de tsy tiko. De nanaiky izy. 4 mois no niarahanay farany de nataoko taminy ze positions sy moyens de plaisir tiako natao taminy fa lazainy tsy nampoiziny, maninona hono no tsy nataony an'ireny izy taloha de hoy za taminy satria vola fotsiny no notadiavinao fa tsy plaisir sy amour. Nanomboka teo de tsy sahy nangataka vola tamiko ntsony izy fa ze nomeko de nekeny fa za fotsiny no nandanja zay nomeko azy. Fin an'io 4eme mois io de noteneniko izy fa manomboka kopy le sipako izay efa vita soratra izahay ka hoajanona ny anay, izy koa bevohoka an'ilay vadiny (tena sur io) nandritra ilay fotoana nisarahany, dieny mbola tsy hitaran'ny tsy fantatra.
Io koa ny mba tantarako, Araka ny siosio dia nisaraka tamin'ny vadiny izy ary niverina mipetraka amny parent-ny, tsy tena haiko ny antony fa hitako any amny FB fa mandefa message amn'ny page-ny izy fa manina ana foana hono hatramin'izao.