salut daholo, vehivavy tanora 25 ans aho, manana sipa efa 3 ans niarahana, tany @ kilasy mandry t@ izaho 19 ans no efa nahatsikaritra fa somary tia mitsikilo na mijery maharitra ny namako vehivavy be nono, ny ahy moa tena kely. DIa lasa mifantasmer... mbola mahalana t@ zany hoe hilalao sy lalaovin' ny vehivavy, fa zao tena te hanandrana mihintsy ... mba tantarao izay efa mba mitovy amiko, ka nahavita nandrana .. dia nanao ahoana ... Merci