Ny vadiko adalam-bavy fa manafina be. Dia ohatran'ny manahy aho sao manao massage izy na mividy any amin'ny takona any. Izy aloha tsy manao sipa satria tena tsy mety amin'ny toerana misy azy izany. Ahoana ny hevitrareo vehivavy izay manana ahiahy mitovy amiko ?