Araka io sujet io dia nanana sipa mbola virj za, tsy haiko na izaho no nandra fa sambany vao mba nanao rs za fa tena tsy vitako mitsy io sipako io, tezitra izy ny farany d nisarahany aho, efa mba misy tratran'izany ve nareo ry zalah ato, somary mampiomeh fa tena nianako zany d alefako eto mba akana conseils aminareo koa e. :D :D