Araka io sujet io ry namana dia mba nalahelo ihany ny tenako! 35 ans za zao, efa manambady! tiako be ny vadiko fa indrisy efa tsy virijiny intsony izy t@zay niaraka. Efa maro2 ihany koa no niaraka niRS tamiko fa tsis virijiny mihitsy!Fanontaniana ho antsika lehilahy: otrany ahoana rzala lay midiviergé?tsara be ve?hafa mihitsy ve ny sensation sa mitovy ihany?