Dia arak'io sujet io izany no resahintsika eto ary tokony mba misy manentana hatrany .Sendra mba nijery tao amin'ny site porno gasy aho omaly ka akory ny hahagagako ,ary saika safotra mihintsy aho ,fa dia tovovavy malagasy tsara tarehy kely daholo no viravirain'ny vahiny ,hanao porno ,iny mbola leoko ihany fa ny tena loza ary atambo dia tsy misy na iray ary le vahiny mampiasa fimailo ,fa tonga dia manao amin'izao ,dia amin'izay koa le ankizy tsy taitra mihintsy .Tokony hetanin'ny fanjakana ny tanora indrindra fa ny pesta no vita ,fa ny SIDA mbola mitohy hatrany .