Izaho dia manana namana , sipako mo izany e, heritaona lasa izay izahay no niaraka, (vehivavy aho) izahay dia mandeha chambre foana tsy indraindrai , genre ohatra oe 1 fois pas mois ou 2 mois, fa rehefa any am chambre dia tsy mahavita akory fa dia mi-bisoubisou dia safosafo dia izay .. ka manontany tena aho oe izy ve no tsy vonona sa za no tsy mahataitra azy sa oe ahoana? rehefa velona ini ny azy dia maty ho azy aveo :( mety efa nisy toa izany ve