Manahoana daholoZaho misy olana tsy mety voavahiko efa ela izay.Tena olona insomnique ny tenako ary zara raha matory.Ny olana anefa dia tena nohon'ny tsy fatoriana satria ŕ 2h du matin isanandro vao matory efa erintaona izay ary mifoha amin'ny enina dia na ny manao RS aza mahakamo ahy. Izany hoe mila ezaka be mamorona scenario be aho ao andoha vao mahavita manao RS ary Ramatoa hitako miferinaina satria izy mihitsy no miforcer vao manao aho ary raha tsy mangataka izy dia za koa tsy mivaky loha. Marihina fa za tsy hoe olona tsy tia RS fa tena ilay vatako otran'ny tsy mangataka mihitsy ,ny havizanana koa toa vao maika mitohy. Misy manana solution ve ? NB: -Ramatoa tsara endrika ary tsara vatana manitona tokoa fa tsy azoko loatra ilay izaho tsy taitra amin'ny RS. -Za hétéro 100% sao misy sosokevitra mapme.