bandy lé manoratra.miaraka amina sipa depuis 1 volana eo ho eo za, miaraka mibosy eny ankatso, dia lasa nisy complicité be, mitovy fomba fijery sady mitovy gout amin'ny zavatra maro (mozika, film, revy sns...) farany nifampisangy d niarakakaraka teny. Refa pause d miarakaraka eny d ndraindray maka mangingina ho anay mitsam.Vao haingana nefa izy nantsoiko tam phone, dia bandy no nandray, sady nanontany hoe iza io? za moa tsy namaly fa taitra be, dia ni-raccroche, dia niverina niantso fa hoe ngamba diso numero. Dia mbola ilay bandy no namaly, d tsy ni-insiste moa za. Nony nihaona zay 2 d nanontaniako hoe niantso andri za fa to bandy no namaly (mba nanantena za hoe zokinay na tontonay) fa tsy taitra izy namaly hoe hay, copain-ko iny faza miantso am iny num iny elŕ. Teo d K.O. kely tsika e, d mbola nisisika ihany hoe copain-ndri ahoana? elŕ kou mapmé, k'efa hoe copain-ko kou mbola be fantanina ihany, ouzy. Za moa tsy te hanakorotana ny feeling-nay mtsam satria mbola vO haingana be, nefa sady sorena kely ihany, d nisisika nanontany détails (efa ela ve, sérieux ve, d ahoana zany tsika sns...) d ouzy fotsiny hoe aza miasa saina am zany elŕ. Fa mbola nisisika ihany, mba te afantatra e, d hoy izy hoe ka sao lasa hafahafa eo tsika sy ela f'aleo ho any e. Tsy maninn zany ho aho fa mba tantarao. Ni-insiste moa za d notantarainy ny farany hoe efa copain-ny talohako lé bandy d mbola maka revy sy mitsapa aloha izy fa tsy mametraka sérieux zany. D nareo ve hoa zany efa nipépéta? sady nivanitika be kala no mody nanodikodin-dresaka teo, fa za nisisika ihany (mila loza lol), farany izy ni-avouer hoe refa tsy ao ny RAD nlery d lasa zao. Mba inviter-O rangah ny bandy refa mba misy a, ouzy zŕ nananiany, kanjo sady ni-charme kely kala no niteny hoe "sahy elŕ?" tonga d otrany velona be zany za. Tsy nisy tohiny moa ilay resaka avy eo fa mieritreritra foana za hoe tena mety libertine zany kala an