Efa napetrako teto ihany ity resaka ity t@ 2016, fa voafafa admin. Tsy haiko hoe naninona.Mampalahelo ny mandre sy mihaino ireo namana vehivavy izay milaza fa tsy mbola nahatsapa an?izany atao hoe ?orgasme? hatr@ izay niainany.La frigidité n?existe pas, ny tsy fahaizana mamantatra ny toe-batana no mahatonga ilay tsy maheno sensation REHEFA manao rapport sexuel.Ka ireto ary misy astuce kely atolotro ho antsika vehivavy namana ato e: 1/ SOIS ZEN, marina fa be ny adidy aman?andraikitra ataontsika isan?andro, fa rehefa hariva miezaha ihany tsy ho kizitina. Ajanony eny atokotany ny hakizitinana. Indrindra ho an?ireo vehivavy tsy mbola nahatsapa mihitsy an?izany hoe ?orgasme?, vao hoe hatory ny hariva dia miferitr?aina satria lasa toy ny manao adidy sy calvaire ny atao hoe firaisana ara-nofo. 2/ PREPAREZ-VOUS psychologiquement, fa ny antsika vehivavy ny mechanism e plaisir dia relié be mihitsy @ saina. Tsy adidy ny RS fa activité fitadiavana fahafinaretana eee.3/ Henoy ny vatanao, misy point maro2 @ vatanao rehefa kitihin?olona dia mapa-taitaitra. Exploité-o izay point izay. Dirigé-o ny vadinao rehefa anaty préliminaire hoe eto na etsy tianao kitihiny. Rehefa anaty RS tsy maintsy misy position iray mba tsapanao hoe mahafinaritra anao ao.4/ Mba tia tena, tiavo aloha tenanao, rehefa misy RS dia izay ahazoanao plaisir avant vadinao aloha atao voalohany. Sois active anaty RS fa tsy passive fotsiny.5/ Ito tena astuce maha mora lubrifié be ny vehivavy: MISOTROA RANO fa raha vao maina kely ianao dia tsy mora hetsaka mihitsy. Io rano manampy vety2 @ fahatongavan?ny orgasme.Mirary soa antsika rehetra ee