Saika mba hanontany anareo hoe:1) Firy taona ny vehivavy na lehilahy iray no tokony hanao firaisana ara-nofo voalohany indrindra???2) Inona no vokadratsin'izany raha lasa aloha loatra??Tsara raha misy dokotera afaka mandray anjara. Merci