Bonjour, tsy midoka tena fa mba tataraiko fotsiny ny fianana sipa efa nandalo teto imasoko !Tany ampianarana satria tany dia betsaka ny sipa mba tara ary tena fiere be erakin tanana refa nahazo anah ho namana, miara mikaly dia te hiseho am bandy akama miaraka mikaly fa hoe sipany za hony na dia mpinamana zao ary.dia mody mifampokapokapoka kely sns...lay mifosa any am namany hoe za no sipany sns...toetran daholo zany.Tany ampiasana dia betsaka ny nahazo anah toy izany, niasa tam call center iray goavana be teto tana za fa tena grave be trop lay izy dia niala satria misy olana entre sipa na dia tsy miaraka zao ary fa mifampialona fotsiny.Any ampiangonana dia misy faly eryh miaraka mpetraka aminao dia otran te hiteny hoe vadiko ny eto akaikiko zany kaykaykay...Misy koa ny bandy kely dedaka dia minamana amlah dia misy sipakely miteny le bandy akama hoe ampidirina amiko dia maika eryh le bandy akama miteny amiko hoe ra za elah asiko fa norma be iny sns...na dia tsy dia mety ary...Indrisy anefa, LEO ihany za na dia nisy fotoana ary nanao fiainana kely, hatramzao anefa dia mitohy foana io na aiza na aiza, tsy mahasahy miditra fikambanana tsony za, tena mamelatra hoazy ny sipa e, tonga saina ihany fa tsy itondra mankaiza le finanana le sipa na bogoss be ary, fa ny sipa fiere daholo hoe izy efa naraka tamiko. za tsy artiste, za tsy malaza, tsy manambola, fa mahay mikanjo, manana ranomanitra tsara, manana ny fomba fanamboarako voloko. bandy tsy dedaka, tsy fiara tsy moto fa mandeha tongotra. fa LEO AHO aloha zao.sasany ary ielana fotsiny fa maro karazany ny fietsikin sipa eto am tanana. vazaha efa nisy 4 aloha fa bon, zay le fiainana.