Miarahaba ny rehetra,Vhv no manoratra, mananika ny 40aine, manambady aman-janaka. Fa ny olana dia mahita aho fa tia lhl loatra, raha mihoatra @ namana na cousines d itako mihitsy hoe tena tia lhl, fa soa ihany fa sady mi-attirer lhl koa nefa tsy manao fanahy iniana, (ohatra hoe manao sexy na jefijefy), fa akanjo classique sady fihetsika maontina foana aho.Vao kely aho d nanana expérience, angamba 4ans tany ho any,niaraka nilalao t@ zanaky ny tompon-trano t@ zany, izy zokiko herintaona ngamba, d hoe andao ampiady fipipizana, d lasa tany @ wc nampifapikasohana ny zizi sy ffne.Refa 13ans tany ho any, mbola tsy nanao sipa akory, nisy projection nojerena tany @ grande salle 1 tao Tanŕ, mpianatra avy @ fianarana maromaro no tonga nijery tao, nisy ankizilahy tsy fantatro teo akaikiko, refa maizina d atsofony any anaty patalohako ny tanany d lalaoviny ny ffne-ko, d tena tsy mandŕ aho fa faly an.15 ans nanomboka nanao sipa, 16 ans nanao RS, nanao sipa bdb @ zay nanomboka teo, tsy mahazaka mahita bandy bogosy fa lasa foana, fa tsy voatery hoe nanao RS kosa aloha refa hoe niaraka e. Nampirafy olona betsaka. 15 ans aho nanomboka nanao sipa, d 26 ans nanambady, 11ans nanaovana sipa fa betsaka ny lhl niaraka tamiko tao anatin'izay, tsy ho teneniko eto ny isany fa angamba igagŕna.Nanambady aho d hendry be, tena 10ans mahery aho tsy nitia lhl akoatry ny vadiko, eny fa na d mbola betsaka aza ny mikoty, ankehitriny aho mitia olon-kafa, ary tena miverina ny demony keliko, tena tia lhl aho, tia mi-séduire, be olona mikoty be koa aho tato ho ato, tena tsy zakako tsony.Mba fanontaniana hoe inona no atao mba hialana@ zany, efa ao anaty ve le fitiavana lhl, sa ahoana. Otran'ireny lhl tia voudy reny toa na efa antitra aza mbola eny ihany, tena matahotra mafy aho ry zareo matoa miditra eto mba mangataka fanampiana fa sao lasa anti-mola. Misaotra ho an'izay manome hevitra