Salama daholo!Hono ho aho mahabevohoka ve raha ohatra ka eo amin'ny 15čm jour aorian'ny accouchement no nanao R.S dia nalefa tany ??Marihiko fa izaho aloha dia mazoto mampinono sady ilay zaza koa tena mahery minono be mintsy !!