Araka io sujet io de mametra-panontaniana hoe leo andrafotsy ve sa? tena efa ho 4mois za zay ts nikasika andrafotsy sad ts mba manana envie aminy nefa ts mandeha matetika @sipa hafa koa...ts haiko , rafotsy koa ts de fombany no mangataka fa ref te hiray de to mandeh ho azy, ref misy zavatra mampiady de vo may mitombo ihany ny ts fananako envie aminy izy mo mbola mianatra an'zany resaka tokantrano izany ary mbola tanora lavitra de tsy mitovy ilay feeling ndraindray