Salut !Lehilahy zaho no manoratra, misy reo ex-ko no mbola mifandray tsara amiko (FB, Telephone, mifanena koa ndraindray). Tafahaona tamiko tampoka lay iray zay. Izaho moa mission tamin?io fotana io ary izy dia ao amin?io ville nanaovana missio io no mipetraka. Niakatra tao amin?ny chambre zahay, marihiko fa tsy chambre de pass fa tao mihintsy zaho no nipetraka nandritra ny mission. Niresadresaka teo, nifandom-bera de tonga tamin?ny RS.Sady somary manohitra izy no toa misintona sy tsy mamela ahy nandritra ilay RS. Nijanona kely zaho ary nanotany azy oe : Ť sao de tsy tinao tohizana tsony ? ť, tohizo hoy izy fa aza alefa any fotsiny. Rehefa tonga moa nena de nalefako teo amin?ny kibony.Avy nanao douche ary eo ampampidirana akanjo izahay no nilaza izy fa bevoka 1 mois hono. Ny fanotaniko dia oe : nandray anjara tamin?ny fanamboarana an?ilay zaza ao ankibony ve zaho na dia tsy nalefako tany aza ny sperm ???