Tam zany efa akaiky saint valantain,Ilay sipa nahatara ana, mbola tany ampenarana izahayNiandry mpampianatra, d nipetraka teo an-tokontany izahay roa, tara aminy aho mazava hoazy.Nanontany az oe inona n programanao am saint valentin, d oziz oe, tsy haiko, no sad oziz oe "saint valentin isan-andro"Miataka ahy fona izy rehefa miezaka ho "romantique" iny aho, mbola tsy vitan izany fa norangitiny aho satria any am bandy akama izy no misangisangy am resaka bisous sy calin.Indrisy, nilaza izy fa oe mahonon-tena, kanefa, nanao plan cul tamina bandy akama.Atao hoe voadona mafy ve sa nilaozan'ny sipany no zany no natao? tsy naleo ve naka consolation madio taty? ndriii, mampalahelo. :)