Bjr, lehilahy no manoratra. efa bestaka iany ny sipa niaraka tamiko. fa ilay miaraka ela be vao tonga ny azy. ny tiako tenen @le oe tonga d mandeh be iniy ny ranony. reef niresaka zahay d namaly izy oe taloh hono vetivety kely ny azy d tonga (talohanay) fa niezaka foan izy nitazona ny azy tsy ho tonga d lasa taty aoriana rah tsy manao ela mitsy tsy tonga iny rano be iny. ny zvt ataoko aminy nef mitovy @ataoko @sipa hafa iany (cunni, doigté, préliminaire lava sns, sy izay mety azo atao reetra) fa tsy maharitra ela be tahaka ny azy vao mahatonga. ny an'sasany eo @10mn raha ela reef tena mafana iny ny preliminaire sy lelaka sy tanana d efa hotsaka tanteraka. ny azy nefa efa maherin'ny adin'iray tsisy iany, lol. izy nefa efa mila ho torana mitsy sy fanimpanina reef ao anatin'ilay izy fa ela vao tonga. efa nisy 2 taona nefa zay no niarak nef raha nisy vao impolo gamb no hotsaka tanteraka izay. Ny fanontaniako dia ity: ny orgasme ve zan ho an'ny sipa ilay izy milonaka be otran'ny amany iny (fontaine) sa reef inona no mahatsapa oe tonga. ilay signe mitsy. efa fantampatanko iany le valiny fa mba te haheno ny hevitr'isika iany koa.