Matetika ny serveuse na vendeuse ireny dia sipa efa voafantina fa hanintona. Sady tsara bika, misy tena tsara tarehy. Efa nisy bandy ve nahavoa an'ireny ?Tsy tena iarahana fa juste revy mandalo