bandy 29 ans za,fotsy ary ataon'olona hoe mignon,tsapako niova ny vatako sy ny saiko taty aoriana fa lasa tia sexe be zany,ôtran te hanome plaisir extręme @sipa zany, normale ve?misy mahatsapa hoe mitovy @ko ve ato, na lahy na vavy?

Ny fanaovana RS aloha hoan'ny olona normal ara-tsaina sy ara-batana dia azo aatao isan'andro . Fa hoan'ny olona tsy salama indray izay marary .Cas 1- Te anao RS fona , dia olana be mihintsy satria mety te anao tampoka eo dia mi- jouire tampoka tsy hita hoe ahona eo izy . Araka ny fitein'ny olona efa voan'io dia tena ratsy dia ratsy satria tsisy fiainana vanona mihintsy , dia misy mihintsy moa no mamono tena satria tsy zakany intsony ilay izy .Cas 2 - Ilay mi-viol vehivavy vokatr'ilay hetaheta tsisy farany .