a kAPITALDiso zany eh. Aza manaraka izay fataony olona. Tsy azo ato intsony ny "charge a repartir sur plusieurs exercices"Io capital resahinao io tsy manaraka ny definition ny atao hoe immobilisation.Porofo1: tsy misy intsony ny compte "frais d'etablissement" rehefa manokatra orin'asa fa tonga dia alefa charge.Porofo2: droit des societes t@ 2005, voatery nampekarina ny capital social minimal satria lasa laniny frais de constitution ilay capital.Porofo3: tsy azo amidy na location, tsy azo atao antoka, tsy hafaka atao reevaluation ny capital resahinao.Ny amortissement resahinao io koa tsy azo lazaina fa fihenambidy.Normal be raha mandritra ny taona vitsivitsy mbola perte aloha. Izay mihintsy no tanjony PCG2005: avelao hivoaka perte fa aza afenina !