salama daholo e !sao d mba misy mahalala oe aiza no mety ahitana ireny signal booster reny eto mada, mijaly b izahay fa any anaty lavaka ny quartier d ts mis mahazo na 3g am telephone na 4g box internet rehefa tonga ao an-trano, zany oe ra tokony 5 barres ohatra dia zara ra mahazo 2 barres. rehefa nijery tam net aho dia itako oe misy solution mividy amplificateur , zany oe misy antenne exterieur mi capte d mizara azy ao antrano par antenne ihan koa rehefa avy no amplifiena, WEBOOST zao no itako marque malaza fa toa lafo b 500$ , asa ra mba misy moramora eto amitsika , na sao d misy mpanamboatra (mi-fabriquer).