image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Nahazo vahana tany @ havany tany ilay vadiko , tsy nody pdt des jours sous pretexte oe nivory niarak t@havany fa tsy omeko vola mihitsy hono, nefa izy d mahazo vola soamantsara f laniny @ toaka sy tsy fatatro daholo izay vola omena azy ka ka meme pas une semaine azaony vola d laniny daholo!@zao dia ireto no mitranga:-nampiadiny zaho sy ny havany @zay za tsy afk mifapiresak amzareo toy ny taloha intsony-mamo lava izy vao tsy miasa-mitondra fiara izy mamo ref ts miasa no sadfy entiny ny zanakay, za moa miasa foana d ts maarak izay ataony f ny olona no mitatara amko-bevok aho izao nef zay maka oazy, tsis mifapitory fitiavana zan, toy y oe vadin'ny havany zan no fandraisako azy-tsis tsy simba ny entanay atomba mizara aho, f ny foko ef amafisiko mafy tsy ararirary faatany, misy mitovy cas aminay v ato


za aloha tena hoe aleo mifampitso-drano fa grave be zany oe hatramin'ny havambady zany efa manilika, raha hoe miaro anao ry zareo mba azo leferina iany fa miara manosika sy mampijaly anao izy rehetra efa zavatrafa kosa izany. Zaho mety hoe mifamaly kely tsindraindray, tsy mifankahazo possible fa sady mandany vola no tsy manome vola no ampiadiana amny fiarahamonina kosa , trop lotra izany, zaho alo tsy mahavita anzany sady tsy hanao anzany