Salama daholo,Mba nainga hanontany izay mahafantatra momba ny fandokona fiara na mpandoko fiara oe mety ho firy avy ny boite loko ampiasaina (loko,diluant,vernis,.....) sy ny kojakoja mety ilaina raha toa ka BMW ny tomobile.Merci.:-clap